14/10/2025
Aza varina fa mandeha ny fotoana.
Ny ISPSAE sy ny GATE university Toliara dia faly miarahaba anareo rehetra izay vao afaka Baccalauréat. Mankahery ireo izay tsy nahomby ihany koa. Efa misokatra ny fisoratana anarana koa tongava manantona anay eto Amborogony Toliara.