05/09/2026
OLO MILA RAHA SOA MANONTANY 👀 lafa hisafidy toera hisakafoana😌
🍽️ Misy sakafo tsara ?
✅ OR’AURA
🚶 Tsy tazany mpandalo be ?
✅ OR’AURA
🅿️ Misy parking sady sécurisé ?
✅ OR’AURA
✨ Mahafinaritra ny toerana ?
✅ OR’AURA
🤫 Tsy maheno tabataban’ny lalana ?
🚗 Tsy misy setroky ny fiara mandoto rivotra ?
🛍️ Tsy misy mpivarotra sy mpangataka manelingelina ?
✅ OR’AURA
📍 “Mety lavitra be izany!”
⛔ TSIA ! 😌
OR’AURA dia ao amin’ny centre-ville.
Ato anatin’ny Enceinte Score, 1er étage — eo ambonin’ny boulangerie.
💸 “Lafo be izany 😭”
😂 Tongava aloha, andramo… dia aleo ianao ihany no mamaly an’izay!
📞 Réservation na livraison : 038 53 678 63
OR’AURA — Tsika Restaurant.