TGV Atsimo-Andrefana

Directions

TGV Atsimo-Andrefana Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from TGV Atsimo-Andrefana, Business Center, Toliara centre, Toliary.

24/05/2024
Vita ny lĂ lana miisa 12 eto Toliara,Natolotry ny Filoha Andry RAJOELINA androany izany; nozarana jiro mandeha amin'ny he...
19/05/2024

Vita ny lĂ lana miisa 12 eto Toliara,
Natolotry ny Filoha Andry RAJOELINA androany izany; nozarana jiro mandeha amin'ny herin'ny masoandro ihany koa ireo mponina maro.

Mirefy 8 Km latsaka kely ity lĂ lana ity
Fisaorana sy fankasitrahana no natolotry i Governora Dr TOVONDRAINY Ranoëlson Edally sy ny Ben'ny tanàna Sidison Dédé.

🧡 Tonga teto amin'ny arrondissement Besakoa Toliara i Atoa TINOKA Roberto sy MAHARANTE Jean De Dieu, resy lahatra fa hif...
18/05/2024

🧡 Tonga teto amin'ny arrondissement Besakoa Toliara i Atoa TINOKA Roberto sy MAHARANTE Jean De Dieu, resy lahatra fa hifidy sy hampandany azy ireo ny vahoaka.

Tonga nanatrika izany ny Filoha Lefitry ny Antenimierandoholona misahana ny Faritany Atsimo Atoa Nicolas RABEMANANJARA sy ny Filoha Tale Jeneralin'ny Groupe SODIAT Atoa Mamy RAVATOMANGA ary ireo mpiara amin'izy ireo.

Teto amin'ny arrondissement Mahavatsy-II Toliara no nihaona tamin'ireo vahoaka ny Kandida TINOKA Roberto sy MAHARANTE Je...
17/05/2024

Teto amin'ny arrondissement Mahavatsy-II Toliara no nihaona tamin'ireo vahoaka ny Kandida TINOKA Roberto sy MAHARANTE Jean de Dieu sy ireo mpiray lisitra aminy. Nanome toky fa hanohana hatramin'ny farany sy hifidy n°2 izy ireto.

ARRONDISSEMENT MAHAVATSE-I, Tinoka Roberto avao gnanay hoy ireo vahoaka izay nanatrika izany androany✌🏻TOLIARA TSY MAINT...
16/05/2024

ARRONDISSEMENT MAHAVATSE-I,
Tinoka Roberto avao gnanay hoy ireo vahoaka izay nanatrika izany androany✌🏻
TOLIARA TSY MAINTSY MANDROSO

✌🏻

Andry Rajoelina 🫶🏻

Tao amin'ny boriboritanin'i Betania indray no nanaovan'ny candida numéro 2 Roberto Tinoka ny fampielezankevitra androany...
15/05/2024

Tao amin'ny boriboritanin'i Betania indray no nanaovan'ny candida numéro 2 Roberto Tinoka ny fampielezankevitra androany 15 may 2024. Feno hipoka moa ny toerana ary nanambara ny vahoaka fa ny numéro 2 ihany no safidin'izy ireo

Teto amin'ny fokontany Toliara centre sy Tanambao-I no nanohizan'ny kandida TINOKA Roberto sy MAHARANTE Jean de Dieu sy ...
13/05/2024

Teto amin'ny fokontany Toliara centre sy Tanambao-I no nanohizan'ny kandida TINOKA Roberto sy MAHARANTE Jean de Dieu sy ireo mpiray lisitra aminy ny fihaonana amin'ireo vahoaka. Vory maro be ireo vahoaka ary resy lahatra tanteraka fa hampandany azy ireo.

Teto amin'ny fokontany Tsianaloky sy Betaritariky i TINOKA Roberto sy MAHARANTE Jean de Dieu sy ireo mpiray lisitra amin...
13/05/2024

Teto amin'ny fokontany Tsianaloky sy Betaritariky i TINOKA Roberto sy MAHARANTE Jean de Dieu sy ireo mpiray lisitra aminy, vory maro ireo vahoaka ary resy lahatra fa hifidy azy ireo.

Teto Tsenengea sy Tanambao Morafeno Toliara indray ny Kandida TINOKA Roberto sy MAHARANTE Jean de Dieu sy ireo mpiray li...
12/05/2024

Teto Tsenengea sy Tanambao Morafeno Toliara indray ny Kandida TINOKA Roberto sy MAHARANTE Jean de Dieu sy ireo mpiray lisitra aminy no nihaona tamin'ireo vahoaka. Vonona ny hifidy sy hampandany azy ireo vahoaka maro be ireto.

TINOKA Roberto sy MAHARANTE Jean de Dieu sy ireo mpiray lisitra aminy, nihaona tamin'ireo vahoakan'i Tsimenatse-III sy M...
10/05/2024

TINOKA Roberto sy MAHARANTE Jean de Dieu sy ireo mpiray lisitra aminy, nihaona tamin'ireo vahoakan'i Tsimenatse-III sy Mahavatsy Nosinihita Toliara androany. Tonga maro be ireo vahoaka ary vonona ny hifidy azy ireo avokoa.

Address

Toliara Centre
Toliary

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when TGV Atsimo-Andrefana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share