KIM - Fiv Nosy-Vé/Toliara

KIM - Fiv Nosy-Vé/Toliara Vonona hanompo, hanabe, hanangana!"

"Kiadin’i Madagasikara – Fivondronana Nosy-Vé Toliara
Association scoute laïque et pluraliste, manabe amin’ny alalan’ny finoana, fitiavana, asa sy andraikitra ho an’ny fiaraha-monina sy ny Tanindrazana.

26/05/2026

ASSEMBLEE REGIONAL DU SCOUTISME KIADIN'I MADAGASIKARA ATSIMO ANDREFANA
Fanolorana candidat ho filoha iombonana ho amin'ny telo taona manaraka hitondra ny Kiadin'I Madagasikara

18/04/2026

Indro atolotra antsika ny akony sortie izay nataon'ny skoto kiady avy eto Toliara izay natao tao Ankilibe takatokin'ny fankalazana ny vacance de paques 2026.
Tsara homarihina fa ny skoto kiady dia skoto laika tsy manavaka finoana, sy fiaviana na firazana, fa natao hoan'ny olona rehetra, ary skoto miorina ara-panjaka eto Madagasikara

Address

Toliara Centre
Tulear

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when KIM - Fiv Nosy-Vé/Toliara posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share