Bijouterie Tsitohaina

  • Home
  • Bijouterie Tsitohaina
Call Directions Contact the business

Bijouterie Tsitohaina Manao n asa rehetra mombany firavaka volafotsy,volamena izahay 🥰contact:0348358003

31/12/2025

Je fête mes 6 ans chez Facebook. Merci pour votre soutien, cela ne ce serait jamais fait sans vous.🙏🤗🎉

12/06/2024

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Andriamitantso Oliver Patric, Lå Chiā Dė Mada, Ås Lēnce

Ndao dray ary o🥰😋Reto dray ny idée cadeau hoany dada🥰😱Jereo zay tina d apetrao ny fAnotaninaPrix :9000ar/grm volafotsy p...
10/06/2024

Ndao dray ary o🥰😋
Reto dray ny idée cadeau hoany dada🥰😱
Jereo zay tina d apetrao ny fAnotanina
Prix :9000ar/grm volafotsy pure avec garantie fona an!
Sur commande fona ny entana ato amintsika ☺️
Lieu :67ha ho any zay anantona contact :0348358003
Manao livraison ihany koa zahay ho anazay tsy afaka manantona
,Mandefa any aminy faritra ihany koa zahay
Mp ary na miantso avy atrany

Salama e!Mitohy hatrany ny fandraisana commandePrix :9000ar/grm volafotsy pure avec garantieLieu:67ha contact :034835800...
27/05/2024

Salama e!
Mitohy hatrany ny fandraisana commande
Prix :9000ar/grm volafotsy pure avec garantie
Lieu:67ha contact :0348358003

Mbola mandray olona anao nify fona ihany koa izahay an!na volafotsy na volamena

Miarahaba ny reny rehetra🥰Mirary ny soa sy ny tsara atrany dia ho Tahin'i tompo atrany anie aminy adidy sy andraikitra z...
26/05/2024

Miarahaba ny reny rehetra🥰
Mirary ny soa sy ny tsara atrany dia ho Tahin'i tompo atrany anie aminy adidy sy andraikitra zay sahanintsika 🥳🥳❣️

Idée cadeau fêtes de mères 🥰Kelikely sisa ny commande azonay raisina ka tandremo sao tara eo an🥰Ho anzay mbola tsy nahit...
21/05/2024

Idée cadeau fêtes de mères 🥰
Kelikely sisa ny commande azonay raisina ka tandremo sao tara eo an🥰
Ho anzay mbola tsy nahita cadeaux d jereo ato fa maro azo isafidianana ao 😍sur commande tompoko fa ezahanay vitaina farakizay aingana
Prix :9000ar/grm volafotsy pure avec garantie
Lieu :67ha contact :0348358003

Idée cadeau fêtes des mèresJereo zay mety🥰Sur commande daholo tompokoPrix :9000ar/grm volafotsy pure avec garantieLieu:6...
16/05/2024

Idée cadeau fêtes des mères
Jereo zay mety🥰
Sur commande daholo tompoko
Prix :9000ar/grm volafotsy pure avec garantie
Lieu:67ha contact :0348358003

Salama tompokoEfa manomboka mandray commande ho any fêtes des mères izahay ka aza tara sao ampomotra kely indray ilai fo...
13/05/2024

Salama tompoko
Efa manomboka mandray commande ho any fêtes des mères izahay ka aza tara sao ampomotra kely indray ilai fotoana vao mikorapaka eo an🥰
Ataovy dienizao ny commande ary mba tsy ho tara e!
Prix :9000ar/grm volafotsy pure avec garantie
Lieu :67ha contact :0348358003

Salama o!ela ela kely  dray zahay vao afaka nanao publication fa nisi olana kely🥺 dia ialanay tsiny eto fa kosa efa mive...
25/03/2024

Salama o!ela ela kely dray zahay vao afaka nanao publication fa nisi olana kely🥺 dia ialanay tsiny eto fa kosa efa miverina mandray commande sy manao nify indray izahay ho anireo izay nanotany!.
Prix tsy miova:8000ar/grm fona ,3000ar/grm raha ianao no miantoka (afaka miaraka miasa tsara aminareo mbola ivarotra ko zahay)

Lieu :67ha contact :0348358003

06/03/2024

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Haingotiana Tahiry, Tsan Tah

Salama daholo Herinandro vaovao,volana vaovaoRaikitra dray ny fandraisana commande aloha an!8000ar/grm fona fa mbola tsy...
04/03/2024

Salama daholo
Herinandro vaovao,volana vaovao
Raikitra dray ny fandraisana commande aloha an!
8000ar/grm fona fa mbola tsy niakatra anie oa ny prix e! Volafotsy pure avec garantie atrany
Sur commande fa tsy dispo fa 2 à 3jour maximum dia vitanay ny commande 🥰

Aza misalasala ary mandefa ny commandinareo e!🥰
Lieu :67ha contact :0348358003 aloha no mandeha fa misi olna kely lay numéro ray 😪
Manao livraison tana sy province ihany koa izahay
Aza adinona koa fa manao nify volamena sy volafotsy fona zahay an!
Mirary herinandro vaovao feno fanambinana sy fahasoavana ary fahombiazana ho antsika rehetra indray ary o ❣️🥰

Bracelet anankizy na anolondehibeDisponible sur commande avokoa 🥰
28/02/2024

Bracelet anankizy na anolondehibe
Disponible sur commande avokoa 🥰

Address


Telephone

+261388729005

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Bijouterie Tsitohaina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Bijouterie Tsitohaina:

Shortcuts

  • Want your business to be the top-listed business?

Share