14/09/2024
𝐌𝐢𝐥𝐚 #𝐦𝐚𝐧𝐚𝐟𝐚𝐭𝐫𝐚 #𝐯𝐚𝐫𝐲 𝟒𝟑𝟎 𝟎𝟎𝟎 𝐭𝐚𝐨𝐧𝐢𝐧𝐚 𝐢 𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐢𝐤𝐚𝐫𝐚 𝐡𝐨 𝐚𝐧'𝐧𝐲 𝐭𝐚𝐨𝐦-𝐩𝐚𝐦𝐨𝐤𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝟐𝟎𝟐𝟒-𝟐𝟎𝟐𝟓, 𝐚𝐫𝐚𝐤𝐚 𝐭𝐨𝐦𝐛𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐚𝐭𝐚𝐨𝐧'𝐧𝐲 𝐅𝐀𝐎 (𝐎𝐫𝐠𝐚𝐧𝐢𝐬𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧 𝐝𝐞𝐬 𝐧𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧𝐬-𝐮𝐧𝐢𝐞𝐬 𝐩𝐨𝐮𝐫 𝐥'𝐚𝐥𝐢𝐦𝐞𝐧𝐭𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧 𝐞𝐭 𝐥'𝐚𝐠𝐫𝐢𝐜𝐮𝐥𝐭𝐮𝐫𝐞), 𝐧𝐨𝐡𝐨 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐭𝐢𝐚𝐧𝐭𝐨𝐤𝐚 𝐞𝐨 𝐚𝐧𝐞𝐥𝐚𝐧𝐞𝐥𝐚𝐧'𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐦𝐨𝐤𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐭𝐢𝐧𝐚𝐝𝐲. Vinavinaina ho 3,410 tapitrisa taonina ny famokarana anatiny, raha ho 3,840 tapitrisa taonina kosa ny tinady.
🟦 Tamin’ny taona 2023, nanafatra vary 484 500 taonina ny firenena, ka nandaniana 876,6 miliara ariary izany. Tokony hitombo ho 5,880 tapitrisa taonina ny famokarana vary amin'ity taona ity, raha 5,320 tapitrisa taonina izany tamin'ny taona lasa.
🟦 Ankoatra izany, tsy maintsy manafatra varimbazaha 261 000 taonina sy katsaka 711 000 taonina i Madagasikara mba hanomezana izay fitakiana ankapobeny vinavinaina ho 4,388 tapitrisa taonina.
--------------------
𝐋𝐚 𝐅𝐀𝐎 (𝐎𝐫𝐠𝐚𝐧𝐢𝐬𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧 𝐝𝐞𝐬 𝐍𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧𝐬-𝐔𝐧𝐢𝐞𝐬 𝐩𝐨𝐮𝐫 𝐥'𝐚𝐥𝐢𝐦𝐞𝐧𝐭𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧 𝐞𝐭 𝐥'𝐚𝐠𝐫𝐢𝐜𝐮𝐥𝐭𝐮𝐫𝐞) 𝐞𝐬𝐭𝐢𝐦𝐞 𝐪𝐮𝐞 𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐜𝐚𝐫 𝐝𝐞𝐯𝐫𝐚 #𝐢𝐦𝐩𝐨𝐫𝐭𝐞𝐫 𝟒𝟑𝟎 𝟎𝟎𝟎 𝐭𝐨𝐧𝐧𝐞𝐬 𝐝𝐞 #𝐫𝐢𝐳 𝐩𝐨𝐮𝐫 𝐥𝐚 𝐜𝐚𝐦𝐩𝐚𝐠𝐧𝐞 𝟐𝟎𝟐𝟒-𝟐𝟎𝟐𝟓, 𝐞𝐧 𝐫𝐚𝐢𝐬𝐨𝐧 𝐝'𝐮𝐧 𝐝𝐞́𝐟𝐢𝐜𝐢𝐭 𝐞𝐧𝐭𝐫𝐞 𝐥𝐚 𝐩𝐫𝐨𝐝𝐮𝐜𝐭𝐢𝐨𝐧 𝐧𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧𝐚𝐥𝐞 𝐞𝐭 𝐥𝐚 𝐝𝐞𝐦𝐚𝐧𝐝𝐞. La production interne de riz est prévue à 3,410 millions de tonnes, alors que la demande atteindra 3,840 millions de tonnes.
🟦 En 2023, le pays a importé 484 500 tonnes de riz, dépensant 876,6 milliards d'ariary. La production rizicole devrait augmenter à 5,880 millions de tonnes cette année, contre 5 320 millions de tonnes l'année précédente.
🟦 En outre, Madagascar devra aussi importer 261 000 tonnes de blé et 711 000 tonnes de céréales secondaires pour couvrir les besoins totaux estimés à 4,388 millions de tonnes.
©️ 2424.mg