e-HALL

Directions Contact the business

e-HALL Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from e-HALL, Business service, .

🌍 e-HALL | La plateforme qui connecte les coachs sportifs, salles de sport, clubs, entreprises du bien-être et passionnés de sport à Madagascar

🎯Point de rencontre entre
& du sport, du bien-être
Solutions à long terme à vos problèmes

🗣️❣️FA MANINONA NY TORIMASO NO ZAVA-DEHIBE AMIN’NY FANATRATRARANA NY TANJONA⁉️  fansFantatrao ve fa tsy ny entraînement ...
10/11/2026

🗣️❣️FA MANINONA NY TORIMASO NO ZAVA-DEHIBE AMIN’NY FANATRATRARANA NY TANJONA⁉️ fans

Fantatrao ve fa tsy ny entraînement sy ny sakafo ihany no mitondra anao amin’ny tanjonao fa anisan’izany koa ny torimaso?

Ireto misy antony 4 lehibe:

1. Manarina ny vatana: Mandritra ny torimaso no anarenan’ny vatana ny hozatra sy ny sela reraky ny ezaka.

2. Manampy amin’ny fitomboan’ny hozatra: Miasa ny hormonina Growth Hormone izay mandray anjara amin’ny fanarenana sy ny fitomboan’ny hozatra.

3. Manampy amin’ny fihenan-danja: Ny tsy fahampian-torimaso dia mety hampitombo ny hanoanana sy ny filàna sakafo mamy.

4. Manatsara ny performance: Mihatsara ny fifantohana, ny tanjaka, ny endurance ary ny motivation rehefa ampy torimaso.

Koa raha te-hampihena vatana, hanangana hozatra na hanatsara ny fahasalamanao ianao dia miezaha hatory 7 hatramin’ny 9 ora isan’alina.

Tadidio: Tsy ny entraînement ihany no mampandroso anao, fa ny récupération koa!

e-HALL | la plateforme du sports et bien-être à Madagascar

Midira hoisany Communauté e-HALL | sport & bien-être MADA




🗣️❣️Raha misy salle de sport, anisany abordable indrindra dia ity salle de sport eo mahamasina ity , Kaizen GymAiza enao...
02/11/2026

🗣️❣️Raha misy salle de sport, anisany abordable indrindra dia ity salle de sport eo mahamasina ity , Kaizen Gym

Aiza enao no mikotrana fans

e-HALL | la plateforme du sports et du bien-être à Madagascar

Midira hoisany Communauté e-HALL | sport & bien-être MADA




🗣️❣️Raha ny hevitrao dia Otrinona ny abonnement ny salle no antonina na abordable ⁉️ fansAtaovy ao am commentaire ao dia...
26/10/2026

🗣️❣️Raha ny hevitrao dia Otrinona ny abonnement ny salle no antonina na abordable ⁉️ fans

Ataovy ao am commentaire ao dia apio réaction ny publication tsika

e-HALL | la plateforme du sports et du bien-être à Madagascar

Midira hoisany Communauté e-HALL | sport & bien-être MADA





🗣️❣️ raha hanasorana 50kg ny poids-nao izao dia firy sisa ny ambiny sa manjavona 😂⁉️👇👇Ataovy ao am commentaire ao dia ap...
19/10/2026

🗣️❣️ raha hanasorana 50kg ny poids-nao izao dia firy sisa ny ambiny sa manjavona 😂⁉️

👇👇Ataovy ao am commentaire ao dia apio réaction ny publication , identifier-o ilay namanao manjavona iny mba hahita anty publication ty fans

e-HALL | la plateforme du sports et du bien-être à Madagascar

Midira hoisany Communauté e-HALL | sport & bien-être MADA



🗣️❣️ ireto no tokony ataonao raha te hiena enao sady Salama enao ,ilay faha5 no tena hilainao be mihitsy ‼️ fans1️⃣- Man...
13/10/2026

🗣️❣️ ireto no tokony ataonao raha te hiena enao sady Salama enao ,ilay faha5 no tena hilainao be mihitsy ‼️ fans

1️⃣- Manao sport mihotra ny 03 fois par semaine
2️⃣- Mandajalanja ny sakafo hoanina isanandro
3️⃣- Matory miotra ny adiny 8 isanandro
4️⃣- Manao cardio Sy musculation
Ao am commentaire ny tohiny fanazavana 👇👇

e-HALL | la plateforme du sports et du bien-être à Madagascar

Midira hoisany Communauté e-HALL | sport & bien-être MADA



🗣️❣️ahoana Ny vendredi magnifique-nao tao , inona ny exercices nataonao sa repos ⁉️  fansAtaovy ao am commentaire ao dia...
09/10/2026

🗣️❣️ahoana Ny vendredi magnifique-nao tao , inona ny exercices nataonao sa repos ⁉️ fans

Ataovy ao am commentaire ao dia apio réaction ny publication tsika

e-HALL | la plateforme du sports et du bien-être à Madagascar

Midira hoisany Communauté e-HALL | sport & bien-être MADA

🗣️❣️ ho anao , raha  te hanatratra tanjona dia inona no tokony atao ⁉️ fansAtaovy ao @ commentaire ao dia apio réaction ...
07/10/2026

🗣️❣️ ho anao , raha te hanatratra tanjona dia inona no tokony atao ⁉️ fans
Ataovy ao @ commentaire ao dia apio réaction ny publication tsika

e-HALL | la plateforme du sports et du bien-être à Madagascar

Midira hoisany Communauté e-HALL | sport & bien-être MADA



🗣️❣️ io ny taille moyenne ny gasy ary enao mba 1 mètre firy izao sao dia tsy gasy  😂⁉️ fansAtaovy ao am commentaire ao d...
05/10/2026

🗣️❣️ io ny taille moyenne ny gasy ary enao mba 1 mètre firy izao sao dia tsy gasy 😂⁉️ fans

Ataovy ao am commentaire ao dia apio réaction ny publication tsika !

e-HALL | la plateforme du sports et du bien-être à Madagascar

Midira hoisany Communauté e-HALL | sport & bien-être MADA


🗣️❣️ahoana indray ny hevitrao  ary , marina sa diso hoe Mila manao abdo be dia mihena ny kibo ⁉️Ataovy ao am commentaire...
02/10/2026

🗣️❣️ahoana indray ny hevitrao ary , marina sa diso hoe Mila manao abdo be dia mihena ny kibo ⁉️

Ataovy ao am commentaire ao dia apio réaction ny publication tsika

e-HALL | la plateforme du sports et du bien-être à Madagascar

Midira hoisany Communauté e-HALL | sport & bien-être MADA


🗣️❣️ Iza no mahazatra anao rehefa mikotrana, maraina sa atoandro sa hariva ⁉️ Ataovy ao am commentaire ao dia apio réact...
28/09/2026

🗣️❣️ Iza no mahazatra anao rehefa mikotrana, maraina sa atoandro sa hariva ⁉️

Ataovy ao am commentaire ao dia apio réaction ny publication tsika

e-HALL | la plateforme du sports et du bien-être à Madagascar

Midira hoisany Communauté e-HALL | sport & bien-être MADA


Address


Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when e-HALL posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to e-HALL:

Shortcuts

  • Want your business to be the top-listed business?

Share