03/04/2026
Zarainay kely aminareo | Astuce 😉
🇲🇬 Raha Loupe hijerena vatosoa dia aleo ilay « cadre noir » ihany fa tsy ilay « cadre chromé » na « cadre doré » satria ahaona ?
⚠️ Mety hiteraka taratra manelingelina afaka manafina na manova endrika ireo pitsopitsony manan-danja toy ny inclusion, loko, famirapiratana, na taratra anatiny izay tena ilaina amin’ny famakafakana marina ny vato.
🇫🇷 Bien choisir sa loupe = meilleure analyse
👉 Choisissez une loupe 10x cadre noir
❌ Évitez les cadres brillants
⚠️ Les reflets parasites peuvent fausser votre observation (inclusions, couleur, brillance).
📩 Contactez-nous pour votre loupe 10x « cadre noir », livré avec une housse de protection