KAPOK Design

KAPOK Design ♻️ Kapok Design transforme des boîtes de conserve usagées en créations artisanales uniques et faites main.

Nous valorisons le recyclage créatif, l’artisanat local et l’engagement social à travers des décorations durables et authentiques avec créativité

✨♻️ JEU DU WEEK-END – KAPOK DESIGN ♻️✨Pentekôty izao, hiova rivotra sa hijanona ao an-trano ihany ? 😄Andao ary hilalao k...
22/05/2026

✨♻️ JEU DU WEEK-END – KAPOK DESIGN ♻️✨
Pentekôty izao, hiova rivotra sa hijanona ao an-trano ihany ? 😄
Andao ary hilalao kely miaraka amin’i Kapok Design 👀
❓ Fanontaniana :
Inona avy ireo kapoka nampiasaina nahavitana an’ity porte essuie-tout ity ? 🤔
👇 Soraty ao commentaire ny valinteninao
Hojerentsika izay tena mahay manavaka kapoka 😁✨
💚 Manova kapoka ho lasa haingo sy zavatra azo ampiasaina isan’andro
♻️ Kapok Design
📍 Ambatolampy Tana VI
📩 Disponible en MP
☎️ 032 02 711 94

🌿✨ VOKATRA NY HERINANDRO ✨🌿Ankoatran’ny tirelire, Kapok Design dia mamorona ihany koa Seau.“Seau solide sy esthétique az...
20/05/2026

🌿✨ VOKATRA NY HERINANDRO ✨🌿
Ankoatran’ny tirelire, Kapok Design dia mamorona ihany koa Seau.
“Seau solide sy esthétique azo ampiasaina ao an-trano, décoration na rangement ♻️”
Pratique, maharitra ary azo ampiasaina amin’ny fomba maro:
💧 Seau afaka asiana rano
🌱 Vase décoratif
🧺 Boîte de rangement
♻️Cache pot
⚜️Decoration salon
📏 Disponible en : PM • MM • GM “Stock limité”
Produit artisanal alliant créativité, recyclage et engagement environnemental.
Manome aina vaovao ny akora efa niasa izahay sady manandratra ny asa tanana malagasy. 💚
🌍 Recycler • Créer • Inspirer
📍 Ambatolampy Tana VI
📞 032 02 711 94

✨ Eeeee.... Sabotsy rahampintsoa an 😜Mitondra teny fisaorana mitafotafo ho anareo rehetra izahay ❤️Misaotra anareo tonga...
15/05/2026

✨ Eeeee.... Sabotsy rahampintsoa an 😜
Mitondra teny fisaorana mitafotafo ho anareo rehetra izahay ❤️
Misaotra anareo tonga nitsidika, nanjifa, nifampizara tsiky ary nanome teny mamy nandritra ny FIM 2026.
🌿 Mankasitraka indrindra anareo nanohana sy nankafy ireo vokatra ekolojika avy amin’i Kapok Design.
💬 Misaotra ihany koa tamin’ireo teny fampirisihana sy sosokevitra fanatsarana izay hanampy anay hivoatra hatrany.
✨ Hiaona tsy ho ela indray isika.
— Ekipa Kapok Design





🎉🎉📣Feno hafaliana avy aminareo izahay androany,mankasitraka🙏🙏🎉🎉📣
09/05/2026

🎉🎉📣Feno hafaliana avy aminareo izahay androany,mankasitraka🙏🙏🎉🎉📣

08/05/2026

📣📣Efa ety @ CCI Ivato izahay miandry anareo ato Foire Internationale de Madagascar📣📣
🎉🎉😂Andao hifampizara TSIKY😂🎉🎉

📣📣STAND 153📣📣Andao hifankahita,hifampizara tsiky😂
04/05/2026

📣📣STAND 153📣📣
Andao hifankahita,hifampizara tsiky😂

😲 “Tsy harafesina ve ny vola ao anaty tirelire ?”Fanontaniana tena apetraky ny mpanjifa matetika…👇💬 Mpanjifa :“Madio tsa...
28/04/2026

😲 “Tsy harafesina ve ny vola ao anaty tirelire ?”
Fanontaniana tena apetraky ny mpanjifa matetika…👇
💬 Mpanjifa :
“Madio tsara ve ilay ao anatiny ?”
👉 Valiny :
ENY tompoko 😊
✔️ Madio tsara
✔️ Maina tsara
✔️ Voaaro tsara
💬 Mpanjifa :
“Tsy harafesina ve ny vola raha mijanona ela ?”
👉 Valiny :
TSIA ❌
Satria natao ho maina sy azo antoka ilay boatin-drakitra 💯
💬 Mpanjifa :
“Afaka sokafana ve rehefa feno ?”
👉 Valiny :
ENY tompoko ✨
Fa tsy izay no tena tanjona 😉
🔥 Ny tena tanjona dia :
👉 TAHIRY maharitra
👉 Hanatanteraka PROJET lehibe
👉 Hanova ny ho avy
🌿 Tsy tirelire tsotra ity…
Fa namana mitahiry nofinofy 💭
💚 Hafatra ho anao :
“Mirary anao ho feno tahiry 🙏
Mirary anao hahavita zavatra lehibe ✨
Ary hitondra fahasoavana eo amin’ny fiainanao 🤍”

27/04/2026

👉 Andao hihaona 🤝💛
Tena ela isika no tsy nifankahita…
Te hifampizara tsiky indray izahay 😊
✨ Hifampizara tsiky sy hifampizara vaovao
no tanjonay amin’ity fihaonana ity.
Efa maro aminareo no efa
👉 mahafantatra anay eto amin’ny pejy
👉 ary efa manohana sy manjifa ny vokatray ♻️
💛 Noho izany, amin’ny volana MAI ho avy izao,
te hihaona mivantana aminareo izahay.
👉 Hifankahita
👉 Hifampizara traikefa
👉 Hifampizara vaovao
👉 Ary hifampizara tsiky indray 🤍

💬 Aiza no toerana mety aminareo hihaonana?

Soraty eto ambany 👇
Tsy andrinay ny hihaona aminareo! 🌿

🌿 Mardi – Journée internationale de la créativité et de l’innovationAujourd’hui, nous célébrons la créativité et l’innov...
21/04/2026

🌿 Mardi – Journée internationale de la créativité et de l’innovation
Aujourd’hui, nous célébrons la créativité et l’innovation ✨
Chez Kapok Design, chaque création naît d’une émotion 💛
😊 😴 😍 😌 😤
Nos émotions influencent notre imagination…
Elles nous inspirent à transformer des matériaux simples en objets uniques 🌼
🌱 Et toi, quelle émotion stimule ta créativité aujourd’hui ?
👉 Partage en commentaire l’emoji qui représente ton humeur du jour
♻️

✨ Apportez une touche naturelle et unique à votre intérieur…Découvrez notre série de vases faits à la main, créés à part...
15/04/2026

✨ Apportez une touche naturelle et unique à votre intérieur…
Découvrez notre série de vases faits à la main, créés à partir de matériaux recyclés 🌿
Chaque pièce raconte une histoire :
♻️ Transformation
💚 Engagement
🎨 Créativité
👉 Parfait pour décorer votre maison ou offrir un cadeau original
💬 Quel modèle vous plaît le plus ? Dites-nous en commentaire !
📩 Disponible en message privé

Address

RN4
Antananarivo
101

Telephone

+261320271194

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when KAPOK Design posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share