BOZY Textile

Call Directions

BOZY Textile Bozy Textiles
CONFECTION Analamahitsy
Vente Lambahoany, Salovana, Robe boubou, tee-shirt …

MANDRAY COMMANDE T-SHIRT PERSONNALISÉEHo an’ny SEKOLY | FIANGONANA FAMADIHANA | ASSOCIATION | ÉVÉNEMENT sns…Commande man...
19/11/2026

MANDRAY COMMANDE T-SHIRT PERSONNALISÉE
Ho an’ny SEKOLY | FIANGONANA FAMADIHANA | ASSOCIATION | ÉVÉNEMENT sns…

Commande manomboka amin’ny 5 pièces minimum
Prix sur devis, miankina amin’ny quantité sy ny personnalisation.
Alefaso aminay ny modèle na ny idée tianao, dia atao ny devis.
Paiement 100% ihany

* Tsy manao réservation raha tsy misy paiement. Tsy misy fitazonana entana raha tsy voaloa ny vola.* Ho an’ny T-shirt pe...
07/11/2026

* Tsy manao réservation raha tsy misy paiement. Tsy misy fitazonana entana raha tsy voaloa ny vola.

* Ho an’ny T-shirt personnalisé : tsy misy asa atomboka raha tsy voaloa 100% ny vola. Tsy manomana, tsy manamboatra ary tsy mikitika commande raha tsy misy paiement.

* Boutique Behoririka : noho ny olana ara-pifandraisana (réseau), dia tsy mbola misy service livraison aloha hatreto.

* Tsy mandray paiement amin’ny MVola na Orange Money ny Boutique Behoririka amin’izao fotoana izao.

Address

Ambohibao
101

Telephone

0348433689

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when BOZY Textile posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Nearby businesses


Other Wholesale & Supply Stores in Ambohibao

Show All