VitrAlu

VitrAlu Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from VitrAlu, Glass service, Ankadimbahoaka.

🪟✨ VITRALU Ankadimbahoaka ✨🪟Mivarotra fitaratra isan-karazany izahay :🔹 Vitre claire 4mm / 5mm🔹 Vitre fumé marron 5mm🔹 V...
15/10/2026

🪟✨ VITRALU Ankadimbahoaka ✨🪟

Mivarotra fitaratra isan-karazany izahay :
🔹 Vitre claire 4mm / 5mm
🔹 Vitre fumé marron 5mm
🔹 Vitre cathédrale 5mm
🔹 Miroir 3mm sy 4mm
🔹 Antelio bleu 5mm
🔹 Plexiglass 3mm transparent / blanc ...
Hatramin’ny trempé aza ataontsika fa tongava

🏠 Mety amin’ny varavarana, fanaka, salle de bain ...
📞 034 83 333 13 whatsapp

💬 Alefaso mp ny refy dia omenay prix

15/10/2026

Tsy maika, tsy tara, misosa e

Izay tonga aloa mahazo azy fa alefa mora,22 000ar Afaka asina bonbon, sigara, credit ...
12/10/2026

Izay tonga aloa mahazo azy fa alefa mora,
22 000ar
Afaka asina bonbon, sigara, credit ...

Tsara endrika kokoa ny entana aranty ao anatin’itony vitrine alu itony.Misarika mpividy sady madio.Misy daholo ireto vit...
09/10/2026

Tsara endrika kokoa ny entana aranty ao anatin’itony vitrine alu itony.
Misarika mpividy sady madio.
Misy daholo ireto vitrine ireto fa tongava.
50x47cm: 105 000ar
70x50cm: 210 000ar
70x70cm: 280 000ar
1mx1m: 400 000ar
Tsy mety arafesina, afaka sasana.
Vaovao, misy etagere 👌
Afaka tonga dia raisina eto Ankadimbahoaka
034 83 333 13

Misaotra anareo izay nanjifa ny fenetre 80x80cm Nalefako mora,Lany daholo ny 100 isaAraho hatrany ny pejy fa misy entana...
08/10/2026

Misaotra anareo izay nanjifa ny fenetre 80x80cm
Nalefako mora,
Lany daholo ny 100 isa
Araho hatrany ny pejy fa misy entana mora tsy ampoizina ny vidiny

Araraoty ndray ary fa atao promotion ty vitrine 1 ty70x70cm ny refiny(Somary mibahantoerana manko)
01/10/2026

Araraoty ndray ary fa atao promotion ty vitrine 1 ty
70x70cm ny refiny
(Somary mibahantoerana manko)

Alefako 13000ar ity bonbonniere ity fa tongava 🙂
29/09/2026

Alefako 13000ar ity bonbonniere ity fa tongava 🙂

RETOUR MAMY KELY 🥰
25/09/2026

RETOUR MAMY KELY 🥰

Aza tara,Vitrine alefa mora ity!70x70cm: 180000ar 👌étagère matevinaefa niasaAnkadimbahoaka 034 83 333 13
20/09/2026

Aza tara,
Vitrine alefa mora ity!
70x70cm: 180000ar 👌
étagère matevina
efa niasa
Ankadimbahoaka 034 83 333 13

Mbola misy vitsivitsy am’reto.Tongava izay haka fa omeko mora17000ar sy 27000ar
18/09/2026

Mbola misy vitsivitsy am’reto.
Tongava izay haka fa omeko mora
17000ar sy 27000ar

Address

Ankadimbahoaka

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when VitrAlu posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category

Nearby businesses