Anosibe Tsena en Ligne

Anosibe Tsena en Ligne Mivarotra en ligne ny entana ety Anosibe Tsena Tana

Samedi indray ooooh Ny anti stresse koo 🤣🤣 Oui mahafinatra ahy mahita an'ireto entana maitso reto 🤣🤣 oui tena tiako Rehe...
29/08/2026

Samedi indray ooooh
Ny anti stresse koo 🤣🤣
Oui mahafinatra ahy mahita an'ireto entana maitso reto 🤣🤣 oui tena tiako
Rehefa avy miantsena maraina aho Dia mamoka an'ireto tiako indrindra 😅.

Ampahana achat vita Zao maraina Zao reto.
Service miantsena izahay tompoko Dia manao livraison
Prix an'entana tsara kalitao mitovy ny ety Anosibe ihany commission no alohanareo arakaraky quantité ny entana vidina s'y toerana anaterana azy.

Bon week-end daholy nareo 🥰🥰

Ampahana livraison androany 😍 Inona ary nampiavaka Kely androany 😍 Rehefa ry brocolis sy choux fleurs no betsaka Dia efa...
28/08/2026

Ampahana livraison androany 😍
Inona ary nampiavaka Kely androany 😍
Rehefa ry brocolis sy choux fleurs no betsaka Dia efa hainareo ve service traiteur Zay tompony .

Fa nisy cliente nanao récupération androany eny afaka atao tsara mihintsy 😊
Misy parking ny dépôt anay 😍
En sécurité tsara nareo 🥰.

Dia bon week-end daholy nareo
Livraison lundi indray manaraka fa efa feno rahampitso oooh 🥰.

28/08/2026

Jiro any aminareo koa nga tapaka ?
Sa aty aminay ihany 🫣🫣🫣.
Asivo coucou aloha e Zay jiro mandeha e 🤣

Vendredi oooh 🤩 Ampahana livraison androany 😍 Fa tena bé olona niantsena androany ka 😅 Mikarakara fety daholy nga nareo ...
28/08/2026

Vendredi oooh 🤩
Ampahana livraison androany 😍
Fa tena bé olona niantsena androany ka 😅
Mikarakara fety daholy nga nareo hihihi
Fa citron androany tena tsy nahita mihintsy eee.
Any aminareo any ve misy e?
Andefaso aty zareo a.

Service miantsena izahay tompoko Dia manao livraison prix an'entana mitovy n'y ety Anosibe ihany commission no alohanareo arakaraky quantité n'y entana vidina s'y toerana anaterana azy.

Bon week-end daholy 🥰

Sakafo hariva ndray 😅 3ème j n'y challenge tsika Zao eee 😅 Mbola sakafo hariva ihany aloha no ovaina a .Goûté koa efa na...
27/08/2026

Sakafo hariva ndray 😅
3ème j n'y challenge tsika Zao eee 😅
Mbola sakafo hariva ihany aloha no ovaina a .
Goûté koa efa natao veloma 😅😅.
Nareo aza mieritreritra sakafo manara-penitra be zany miaraka amiko fa sakafo ato sakafo miainaga @ zava- misy 😅😅 Mbola ahita pizza vomaina ato nareo vao gaga 🤣🤣.

Fa ity aloha androany e.
Avocat 🥑🥑, Dia anana bémol reny Dia atin'akoho mora vita e 😊.
Afaka atao anaty commission daholy reo ho anareo te hampiantsena anay.
Vidin'entana mitovy ny ety Anosibe entana tsara kalitao sy voafantina mazava ho azy.

Tinareo ve ity e.
Bonne soirée daholy nareo 🥰🥰

Ampahana fruits androany 😍 Inona fruits tena tinareo ? Avocat 🥑🥑 ?Ananas 🍍🍍 ?Papaye. Service miantsena izahay tompoko pr...
27/08/2026

Ampahana fruits androany 😍
Inona fruits tena tinareo ? Avocat 🥑🥑 ?
Ananas 🍍🍍 ?
Papaye.
Service miantsena izahay tompoko prix an'entana mitovy ny ety Anosibe ihany commission no alohanareo arakaraky quantité ny entana vidina sy toerana anaterana azy ❤️.

Afaka miditra mp Raha mila fanazavana fanampiny. Contact 0386833732

Anambe 😍😅.Nareo nga tia an'ity 😅?Anambe sy sosisy zareo .Sa ahoana inona no atao fangarony ?Afaka atao anaty commission ...
27/08/2026

Anambe 😍😅.
Nareo nga tia an'ity 😅?
Anambe sy sosisy zareo .
Sa ahoana inona no atao fangarony ?
Afaka atao anaty commission tsara mihintsy izy ity mazava ho azy ❤️.

Service miantsena izahay tompoko Dia manao livraison ooooh
Commission no alohanareo arakaraky quantité ny entana vidina sy toerana anaterana azy tompoko.

Mazotoa daholy nareo 🥰🥰🥰

Coucou Iza avy mo Ilay tsy mahita idée sakafo Jerevo aloha ato @ Docteur Amitia ato eee Dia misaotra manohana anay sy ma...
27/08/2026

Coucou Iza avy mo Ilay tsy mahita idée sakafo
Jerevo aloha ato @ Docteur Amitia ato eee
Dia misaotra manohana anay sy mahatoky 😍🥰😍

Akotran'ny fizarana sakafo ara-pahasalamana ho ataotsika toy talohaDia aza adino service miantsena izahay tompoko sy man...
26/08/2026

Akotran'ny fizarana sakafo ara-pahasalamana ho ataotsika toy taloha
Dia aza adino service miantsena izahay tompoko sy manao livraison.
Mety hitanao ato anaty page n'y entana afaka atao anaty commission
Afaka mangataka liste miaraka prix an'entana ihany koa ianao mazava ho azy ❤️.

Conditions tsy miova a. Prix an'entana tsara kalitao no omenay anareo 😊.
Commission no alohanareo arakaraky quantité ny entana vidina sy toerana anaterana azy.

Ampahana livraison androany 😍.
Livraison pour vendredi indray no raisina Zao a .
Bonne soirée daholy 🥰🥰

Ato ve nareo 🥰 Iza avy Ilay te hanao challenge ato e 😊 2ème j aho Zao amin'ity fiverenana @ mode de vie ara-pahasalamana...
26/08/2026

Ato ve nareo 🥰
Iza avy Ilay te hanao challenge ato e 😊
2ème j aho Zao amin'ity fiverenana @ mode de vie ara-pahasalamana ity 😅
Mbola alefako tsikelikely a. Fa tsy Tonga Dia miova daholy sakafo maraina atoandro hariva 😅.
Fa tena loza Kay aho efa 67kg ato kkkkk
Ny fe efa mifapikasoka mandeha vao Tonga saina 🤣🫣🫣🫣.

Lazao eo @ commentaires aloha poids anareo 😊
Sy tinareo ho azo e 😊.
Zaho Zao @ Décembre tiako hoe 62kg any 🫣😅.
Fa alefa aloha ity 😅 Zaho tsy maika a .
Ilay izy koa tsy mora .
Sakafo androany hariva ity 😅.
Inona masaka tao aminareo ?
Afaka atao anaty commission daholy reo.
Avocat 🥑🥑, salade 🥗 rouge, trondro ihany koa.

Bonne soirée daholy 😍😍

Address

Anosibe Antananarivo
Antananarivo
101

Telephone

+261323062526

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Anosibe Tsena en Ligne posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share