13/11/2026
LAOKA ARIVA: Patsa fotsy natao saosy voatabia sy tongolo , tsy adino ny manisy maintso kely 😋😋😋
Apiarahana amin’ny vary sosoa be rano😹😹, miam be😋😋
Ary nenareo inona ny laoka maimaika arivariva ao??