Malala Frip

Malala Frip Ambodinisotry anelanelany aigle noire sy jovenna 67ha tana

04/09/2026

Live promotion bee🤗😍
fans

💁‍♀️ Tonga ilay niandrasana eeMINI ROBE PREMIUM @ ilay plaque efa hainareo sy fangalanareo ato aminaySady ataon tsika PR...
28/08/2026

💁‍♀️ Tonga ilay niandrasana ee

MINI ROBE PREMIUM @ ilay plaque efa hainareo sy fangalanareo ato aminay

Sady ataon tsika PROMOTION be hatrany ilay izy ah
Eeeeeeehh tena hoe couleur be sy fleuri be daholo hoa mantsy anareo no tonga ato 🔴🟣🟡🟠

Ary na firy na firy alainareo dia misy anizay ialainao ato amin izao 👍
💁‍♀️ireo hitanao @ PUB ireo dispo daholo sady vao arrivage 👍

NB : Averiko indray …. Tena PROMOTION BE….hoa …

Afaka miantso avy hatrany ianao
Tel : 0347615398 0330744910

Mandefa faritra hatrany izahay
Manao livraison ihany koa

Lieu : Ambodinisotry anelanelany aigle 🦅 noire sy jovena 67 HA . ANTANANARIVO

✔️Malala Frip Meilleur qualities

Gay ee tena hoe top kosa ty ah Men t shert S/S premium 🟠🔴na t shert homme fohy tanana ranoray 😍🥰kay tena maro couleur be...
24/08/2026

Gay ee tena hoe top kosa ty ah
Men t shert S/S premium 🟠🔴na t shert homme fohy tanana ranoray 😍🥰kay tena maro couleur be 🟡🟢🟣

1 ball ihany anefa no dispo , efa io @ sary io mihintsy ilay ball dispo

Aza tara ary ee ☑️
Afaka miantso avy hatrany ianao ☑️
0347615398
Mandefa faritra hatrany koa izahay

☑️toy izao @ sary Zao mihintsy no hatsarany hitanao ao anatinio
Mankasitraka manokana any À Toutes Modes Frip t@ ilay sary mafinaritra sy kanto 📸

💑 Miasa miaraka no fahombiazana 💑Efa ato izahay efa miasa sy miandry hatrany ny comandinareo Malala Frip mbola tsy nandi...
24/08/2026

💑 Miasa miaraka no fahombiazana 💑

Efa ato izahay efa miasa sy miandry hatrany ny comandinareo
Malala Frip mbola tsy nandiso fanatenana anareo angamba ee 🥰

Aiza daholo nareo o?🥰Zoma magnifique miaraka amin’ny arrivage ity an 🤗🤗Alefao ary ny commande fa Miandry anareo ny equip...
21/08/2026

Aiza daholo nareo o?🥰

Zoma magnifique miaraka amin’ny arrivage ity an 🤗🤗

Alefao ary ny commande fa Miandry anareo ny equipe an i Malala Frip 😁 afaka tonga dia miantso avy hatrany 🤗 ny mp zareo valinay daholo ianareo 😁

Manao livraison eto tana sy faritra a 🚚

🙏Misaotra ny tompo fa mbola eto foana manome fahafampo anareo @   izahay ato Malala Frip 💁‍♀️Izahay aaaah …. Dia manana ...
20/08/2026

🙏Misaotra ny tompo fa mbola eto foana manome fahafampo anareo @ izahay ato Malala Frip

💁‍♀️Izahay aaaah …. Dia manana karazana

Aza misalasala raha liana mombany friperie na efa tena ao anatiny fivarotana friperie ianao
Fa vonona ny hamaly anareo ampifaliana sy ampitiavana izahay

Aza adino ah : fa …. Mandefa ball frip any @ faritany izahay n aiza n aiza misy anareo
Dia mbola manao Livraison ihany koa

Azonao atao ary ny miantso avy hatrany
Tel : 0347615398

Toerana misy anay tsy miova hatrany
Ambodinisotry anelanelany agile noire sy jovena 67 ha Antananarivo

💁‍♀️Raha eto TANA ianao dia ny tena tsara mandalo mijery mivantana eto @ MAGASIN

👋Faly miarahaba anareo rehetra izahay ato Malala Frip 👋Tontosa soaman tsara omaly ihany ilay fisarianana ny Lalao izay n...
18/08/2026

👋Faly miarahaba anareo rehetra izahay ato Malala Frip 👋

Tontosa soaman tsara omaly ihany ilay fisarianana ny Lalao izay nataon tsika iny

Ireo daholo ianareo izay tsara vitana taminazy 🌟

💁‍♀️Arabaina ianareo ireo, dia misaotra anareo rehetra izay nandray anjara ihany koa na tsy nahazo ary fa mbola ho avy ny anjaranao hoy ny PILE yarico zay 😁kkkk

Tapitra iny ny Lalao vacance fa ho avy aminizay ny tena asa
Ampitsika Lalao ihany eny anelanelany eny fa aza misaraka Malala Frip

Bonne journée daholo ohh 🥰🫶

17/08/2026
17/08/2026

Fisariana an’ilay jeu nataontsika 😍
Asaho daholo ny namana hijery👍

17/08/2026

Ity ary ilay valiny
izay hosarian tsika zao

Fanontaniana ? Nosy inona io @ sary ao aorinanay io ? 👇

NOSY LONJO DIEGO SUAREZ io

Marobe ianareo no nahita ny valiny marina
Ndao ary ataontsika aminizay ny LIVE

💁‍♀️FA MBA ANKAFIZO ALOHA ITY VIDEO KELY NALAINAY TEO @ LALANA MANODIDINA NY ity 😁

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261347615398

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Malala Frip posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share