13/10/2026
PROPRIETE INTELLECTUELLE
🧠Ny propriété intellectuelle dia fiarovana ara-dalàna ireo famoronana sy zavatra noforonin’ny sainao.
Toy ny :
🏷️ Marque : anaran-marika, logo, slogan, sns.
💡 Brevet : famoronana na invention ara-teknika.
🎨 Dessin et modèle industriel : endrika sy famolavolana manokana amin’ny vokatra.
📚 Droit d’auteur : asa soratra, sary, mozika, création artistique, sns.
📍 Aiza no anaovana azy eto Madagasikara ?
Ho an’ny propriété industrielle, toy ny marque, brevet, dessin et modèle industriel, dia ny OMAPI – Office Malgache de la Propriété Industrielle no rafitra miandraikitra izany eto Madagasikara. Ny lalàna malagasy dia mamaritra ny “marque” ary ny procédure d’enregistrement dia mifandray amin’ny OMAPI.
FANAMARIHANA:
Ny propriété intellectuelle dia mizara ho sokajy lehibe (2) roa :
🏷️ Propriété industrielle : toy ny marque, brevet, dessin et modèle industriel, izay iandraiketan'ny OMAPI.
🎨 Propriété littéraire et artistique / droit d’auteur : toy ny mozika, sary, boky, vidéo, asa ara-javakanto, izay iandraiketan'ny OMDA (Office Malagasy du Droit d’Auteur).