14/02/2025
➡Formation Dactylos ⌨️ rapide 2 jours dia vita formation
➡️ Izay mpianatra 03 misoratra anarana voalohany ao @ Mp Zao Dia Mahazo asa eo no eo vita formation 💻 Asa omenay: travail de saisie
Ho antsika mbola votsa bé mikitika clavier ordinateur na koa te hanamafy sy te hanafaingana ny fikitihana clavier ordinateur ?
👉Natao anao ity Formation Dactylos ity
👍 Ny avantage :
-Mahazo Asa avy hatrany eo no eo vita formation
- Ordinateur 1 isaky ny ankizy
-100% pratique
-Omena Logiciel dactylos
Fidirana : Lundi 17 Fevrier ho avy izao
🕓Heure : après midi à 14h à 16h
Faharetany : 2 jours
Mianatra Lundi après midi à 14h jusqu'a Mardi
🏯Lieu: Analakely
Raha mahaliana anao ary tompoko dia manasa anao handefa Mp avy hatrany fa voafetra ho 08 élèves par vagues ihany no rasinay
📞Contact : 033 60 300 41 / 038 06 838 24
"Tsy maitsy mahay ianao"
Mankasitraka mialoha tompoko 🙏