TIA Authentic

TIA Authentic ATO AMINAY NO HAHITANA NY ENTANA MORA HANODINANA VOLA RAPIDE SY AZO ANTOKA MIARAKA @ BENEFICE

Produits de marques authentique en gros fa sady mivarotra produits alimentaire koa , izany hoe misy izay hilainao nefa tsy hitanao hafa tsy ato ihany fa tsidio e😍

Prochain vol : 24 Aout 📦✈️ MADAGASCAR 🇲🇬 ➡️ MAURICE 🇲🇺 : VOS COLIS VOYAGENT EN TOUTE SÉRÉNITÉ !📦 Envoi de colis Mada ➡️ ...
16/08/2026

Prochain vol : 24 Aout 📦✈️ MADAGASCAR 🇲🇬 ➡️ MAURICE 🇲🇺 : VOS COLIS VOYAGENT EN TOUTE SÉRÉNITÉ !

📦 Envoi de colis Mada ➡️ Maurice
🚚 Livraison partout à Maurice
📍 Récupération partout à Madagascar
🤝 Service pratique, sécurisé et fiable
💰 Tarif abordable pour vos envois : rs 400 / kg

Que ce soit pour envoyer des vêtements 👕, produits alimentaires 🥫, cadeaux 🎁, articles personnels 🛍️ ou marchandises, médicaments ,nous sommes là pour faciliter vos échanges entre Madagascar et Maurice.

💥 PLUS BESOIN DE VOUS DÉPLACER !
Nous récupérons votre colis à Mada et nous pouvons le livrer directement à destination à Maurice. 🇲🇺

📩 watsapp : 5487 3355
Té : 0341276098 / 0342486648 / 0385436404

❤️ Mada & Maurice, plus proches grâce à un service simple et fiable
TIA Authentic VOTRE PARTENAIRE DE CONFIANCE POUR TOUS VOS ENVOIS

✨ NOUVEAUX ARRIVAGES YVES ROCHER ! ✨🌸 Les incontournables sont de retour ! 🌸Découvrez nos nouveaux arrivages de parfums ...
16/08/2026

✨ NOUVEAUX ARRIVAGES YVES ROCHER ! ✨

🌸 Les incontournables sont de retour ! 🌸
Découvrez nos nouveaux arrivages de parfums & laits corps Yves Rocher 💕🇫🇷

🌺 Parfums COMME UNE ÉVIDENCE , MON ÉVIDENCE : 75000 ar
🧴 Laits corps VANILLE BOURBON : 44000 ar

💎 Produits authentiques Yves Rocher avec réference vérifiable
💰 PRIX IMBATTABLE
📦 Livraison partout à Madagascar

🔥 Stock limité — les parfums et lait corps partent très vite !

📩 Écrivez-nous en privé ou watsapp : 5487 3355
Tél : 0385436404

👉 Ne ratez pas cette nouvelle arrivée ! 💕

"Raha ny karama ihany no iankinanao dia olona iray no mifehy ny hoavinao."Nandritra ny taona maro dia niasa tamin'ny ent...
03/08/2026

"Raha ny karama ihany no iankinanao dia olona iray no mifehy ny hoavinao."

Nandritra ny taona maro dia niasa tamin'ny entreprise-an'olona aho . Nisy karama isam-bolana, ary nahafaly ahy izany. Saingy nisy fanontaniana iray tsy niala tao an-tsaiko:

"Ahoana raha misy zavatra mitranga ka tsy afaka miasa intsony aho?"

Izay no antony tsy namelako ny tenako hiankina amin'ny karama fotsiny. Nanomboka business kely aho . Tsy mora ny lalana. Indraindray reraka rehefa avy niasa, nefa mbola nikarakara ny business. Nisy fotoana tsy nisy tombony firy, saingy tsy nijanona aho.

Ankehitriny, rehefa mijery ny lalana nodiaviko aho dia tsy manenina mihitsy. Satria fantatro fa ny fananana loharanom-bola mihoatra ny iray dia tsy filalaovana fa fiomanana amin'ny ho avy.

👉 Raha mbola miasa ianao anio, aza miandry problème vao hanomboka. Mitadiava zavatra tianao hatao, mivarota, mampiasà ny talentanao, na manomboha business kely. Ny vola fanampiny azonao anio dia mety ho lasa fidiram-bola lehibe rahampitso.

Aza miankina amin'ny loharanom-bola tokana. Mampiasà ny fotoananao hananganana ny hoavinao.

❤️ Raha manaiky ianao dia soraty hoe "Vonona aho!" ao amin'ny commentaire, ary zarao ity hafatra ity dia atoroko anao ao amin'ny mp ireo fidirambola afaka atao amin'ny fiaraha-miasa miaraka aminay.
TIA Authentic
fans

02/08/2026

🚨 MITADY PRODUITS COSMETIQUES AUTHENTIQUES MORA AMIDY VE IANAO?

✨ Nahoana no mifidy anay?
✅ Produits ORIGINAL 100%
✅ Vidiny ahafahanao mahazo tombony tsara
✅ Marika malaza sy atokisan'ny mpanjifa
✅ Tsy mila renivola be vao afaka manomboka

Na mpivarotra an-tserasera ianao, manana boutique, salon de beauté, na te hanomboka business fotsiny dia mety aminao ireo vokatra ireo.

🔥 Aza avela handalo ny fahafahana hampitombo ny vola miditra!
Ny mpanjifa mitady kalitao, ianao kosa mahazo tombony.

📦 Catalogue disponible sur watsapp : 5487 3355
📩 Mandefasa message privé dieny izao dia alefanay ny catalogue sy ny vidiny ambongadiny.

⚡ Tsarovy: Ny olona mahomby amin'ny varotra dia ireo sahy manomboka. Angamba androany no fotoana hanombohanao! 🌸

🚨 MITADY PRODUITS COSMETIQUES AUTHENTIQUE  MORA AMIDY VE IANAO? 🚨✨ Nahoana no mifidy anay?✅ Produits ORIGINAL 100%✅ Vidi...
02/08/2026

🚨 MITADY PRODUITS COSMETIQUES AUTHENTIQUE MORA AMIDY VE IANAO? 🚨

✨ Nahoana no mifidy anay?
✅ Produits ORIGINAL 100%
✅ Vidiny ahafahanao mahazo tombony tsara
✅ Marika malaza sy atokisan'ny mpanjifa
✅ Tsy mila renivola be vao afaka manomboka

Na mpivarotra an-tserasera ianao, manana boutique, salon de beauté, na te hanomboka business fotsiny dia mety aminao ireo vokatra ireo.

🔥 Aza avela handalo ny fahafahana hampitombo ny vola miditra!
Ny mpanjifa mitady kalitao, ianao kosa mahazo tombony.

📦 Catalogue disponible sur watsapp : 5487 3355
📩 Mandefasa message privé dieny izao dia alefanay ny catalogue sy ny prix

⚡ Tsarovy: Ny olona mahomby amin'ny varotra dia ireo sahy manomboka. Angamba androany no fotoana hanombohanao! 🌸

🧀🔥 FROMAGE KRAFT DISPONIBLE EN PRIX DE GROS ! 🔥🧀📢 Revendeurs, boutiques, épiceries, snacks et restaurateurs, cette offre...
26/07/2026

🧀🔥 FROMAGE KRAFT DISPONIBLE EN PRIX DE GROS ! 🔥🧀

📢 Revendeurs, boutiques, épiceries, snacks et restaurateurs, cette offre est faite pour vous !

Adresse : ITAOSY SAMPANAN'NY VINANY, ARRÊT BUS MANKANY @ HOPITALY

✅ Produit matsiro be mety amin'ny sakafo rehetra
✅ Qualité garantie
✅ Prix de gros très avantageux
✅ Stock limité

💰 Achetez en gros et réalisez plus de bénéfices !

📩 Contactez-nous dès maintenant pour passer votre commande avant la rupture de stock.
0342486648 ou 0385436404
Watsapp : 5487 3355
🚚 Livraison rapide – Stock limité, premiers arrivés, premiers servis !

🚚✈️ HANDEFA ENTANA MAURICE 🇲🇺 ↔ MADAGASIKARA 🇲🇬 VE IANAO?📦 Misy poids disponible ato aminay🗓️ Miainga: 02 Aogositra 2026...
26/07/2026

🚚✈️ HANDEFA ENTANA MAURICE 🇲🇺 ↔ MADAGASIKARA 🇲🇬 VE IANAO?

📦 Misy poids disponible ato aminay

🗓️ Miainga: 02 Aogositra 2026 : MAURICE - MADA
🔄 Miverina: 08 Aogositra 2026 : MADA - MAURICE

✅ Vidiny mirary
✅ Services azo itokisana : Facture avec Nif Stat
✅ Fikarakarana tsara ny entanareo : AFAKA MANAO LIVRAISON ET RECUPERATION PARTOUT À MADA SY MAURICE IZAHAY

📦 Afaka MIANTSENA SY MITADY NY ENTANA IZAY HILAINAREO
🛍️ Entana isan-karazany : akanjo,poketra,sakafo,kiraro
📄 Taratasy manan-danja / dossier
🎁 BIJOUX
💊 Fanafody (araka ny fepetra manan-kery)
🍫 Sakafo sy kojakoja ilain'ny fianakaviana

🛒 Tsy vitan'ny hoe mandefa entana izahay, fa afaka miantsena ho anareo ihany koa! Raha misy sakafo, fanafody, kojakoja, na entana hafa tadiavinareo any Maurice na Madagasikara, dia izahay no mividy sy mandefa izany ho anareo am-pilaminana sy am-pitandremana.

Toerana Mada : Itaosy na analakely
Toerana Maurice : Quatre bornes na Port luis

📩 0341276098 / 0342486648/0385436404
Watsapp : 5487 3355

✨ Entanareo, andraikitray. Ny fahatokisanareo no laharam-pahamehanay!
TIA Authentic votre partenaire de confiance pour tous vos envois

📦✈️ Mandefasa entana avy any Madagasikara ho any Maurice am-pahatokisana! 🇲🇬➡️🇲🇺Mitady tolotra azo antoka, mora vidy ary...
19/07/2026

📦✈️ Mandefasa entana avy any Madagasikara ho any Maurice am-pahatokisana! 🇲🇬➡️🇲🇺

Mitady tolotra azo antoka, mora vidy ary matihanina ve ianao? Izahay no vahaolana!

✅ Saram-pandefasana mirary sy takatry ny rehetra : arakaraky ny entana
✅ Service azo itokisana sy voaaro tsara ny entanao avec facture + NIF STAT
✅ Fikarakarana amim-pitandremana hatramin'ny fahatongavany
✅ Mandray entana isan-karazany: Akanjo sy kiraro ; fanafody ; taratasy ; dossier , Bijoux, sakafo sns...

✨ Ny fitokisanao no hery manosika anay. Ataovy aminay ny fandefasana ny entanao, dia izahay no hikarakara azy am-pitandremana sy am-pahamendrehana.

📩 Mifandraisa aminay dieny izao 0341276098 / 0385436404/0342486648
Watsapp : 5487 3355

Madagasikara ➜ Maorisy
🤝 Mora vidy • Azo antoka • Azo itokisana

RIRININA MANGATSIAKA MAMIRIFIRY, HODITRA MAINA SY KOMAVOKA MAINAN'NY RIVOTRA SY NY ATSIAKA?TY NY SOLUTION HO ANAO.➡️LAIT...
15/07/2026

RIRININA MANGATSIAKA MAMIRIFIRY, HODITRA MAINA SY KOMAVOKA MAINAN'NY RIVOTRA SY NY ATSIAKA?
TY NY SOLUTION HO ANAO.
➡️LAIT CORPS YVES ROCHER 390 ml AUTHENTIQUE CERTIFIÉ
➡️PRIX IMBATABLE JUSQU'À ÉPUISEMENT DE STOCK
➡️TOUT À 42000 AR SEULEMENT FA ARARAOTY AMIN'IZAO RIRININA IZAO.
➡️VANILLE BOURBON / MANGUE / FRAMBOISE
TIA Authentic
fans

Address

ITAOSY
Antananarivo
102

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when TIA Authentic posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share