22/08/2026
Mambole ianao consoude eo an-tokontany ary omeo kely isan'andro ny biby fiompinao, dia ho hitanao ny vokany fa:
1. Ny consoude dia manankarena sira mineraly, hery fanorenana sns ka manampy ny tsy fahampiana ara-tsakafo eo amin'ny biby fiompy ny fanomezana azy
📍Raha tsorina dia anisan'ny manafaingana ny fitombon'ny biby fiompy izy
2. Solon'ireny anananana mahazatra anefa no hampiasàna azy eto fa tsy foto-tsakafo akory
3. Ankoatry ny sakafo, ny consoude dia fanafody ihany koa na fiompiana na fambolena na olombelona, izay efa maro no noentina teto fa mbola maro koa ireo milahatra ao
4. Ho an'ny kisoa, akoho gasy, bôrbônezy, bitro, omby, ary gana dia harena tsy vidiam-bola ny consoude
📍Ho anao mpiompy - aza adino fa ny 90% ny mpiompy ianjadian'ny fatiantoka tsy manana paikady sy teknika matihanina hoenti-mamokatra
IRETO FOTOANA IRETO NO HAMAHA NY OLANAO REHETRA⬇️
▫️ ALATSINAINY 24 AOGOSITRA 2026
Fiompiana kisoa matihanina, secret fampiterahana sy fanatavezana ary paikady hidoublena tombom-barotra
▫️TALATA 25 AOGOSITRA 2026
Fiompiana akoho gasy nohatsaraina, akoho 10 + taona 01 = akoho 1 000 isa
▫️ ALAROBIA 26 AOGOSITRA 2026
Fiompiana akoho manatody lava, mila traikefa ny fahombiazana tompoko
▫️ ALAKAMISY 27 AOGOSITRA 2026
Fiompiana poulet de chair, 32 andro dia 2,5kg
▫️ ALATSINAINY 31 AOGOSITRA 2026
Fiompiana akoho Kuroiler, Goliath, Brahma, Sussex sns, tena malaza amin'izao fotoana
➡️TALATA 01 SEPTAMBRA 2026
---------------------------------------
🕣08:30 MARAINA - FAMOKARANA OLITRA BSF: Teknika famokarana A - Z, teknika fampiasana ireny akora tsy misy vidiny kanefa be vokatra, ary ny secret fampiasana azy ho sakafom-biby
🕐01:00 TOLAKANDRO - FIOMPIANA KANKANA: Ny tsiambaratelon'ny famokarana manontolo, famokarana zezika, ary ireo Secret maro hampiasàna ny vokatra
AORIAN'NY FIOFANANA, DIA:
- Hisy ny fampianarana pratika tsirairay
- Hahazoana Attestation sy boky
- Paikady hatrany amin'ny fiompiana vaventy
▫️Toerana: Tranombarotra LIDA Anosibe
▫️Fidirana: 08:30 ka hatramin'ny 04ora
▫️Filankevitra: 034 50 067 89
MISORATA ANARANA MIALOHA RAHA VONONA IANAO NY HANDROSO
---------------------------------
FA AMPY IZAY NY FIOMPIANA TSY MISY TOMBONY
_ Malagasy Mandroso