HERi Madagascar

Call Directions Website Contact the business

HERi Madagascar Ny tanjonay ? Hitondra hazavana ho an’ny tokantrano rehetra eto Madagasikara.🌱 lamp rental, mobile phone charging...) to rural, off-grid communities.

🌞 Tongasoa eto amin’ny pejy ofisialy an’i HERi Madagascar, mpamatsy vokatra mandeha amin'ny herin'ny masoandro voalohany eto Madagasikara nanomboka tamin'ny 2012. FR: HERi Madagascar est une entreprise sociale qui construit des kiosques
énergétiques solaires dans des villages ruraux n’ayant pas accès à l’électricité. Les kiosques proposent un service de proximité axés sur les besoins liés à l'électricité (location de lampes, charge de téléphone...).Chaque kiosque
est dirigé par une femme entrepreneur franchisée, originaire du village d’implantation.

GB: Social enterprise HERi Madagascar establishes solar-powered kiosks that offer electrical products and services (e.g. The HERi Kiosks are managed by local
entrepreneurs that operate as franchisees.

Iza no mbola tsy nahazo 𝐓𝟓𝟎𝟎𝐑 o ? 😁"Lampe Torche solaire",𝐒𝐀𝐃𝐘 𝐉𝐈𝐑𝐎 𝐍𝐎 𝐑𝐀𝐃𝐈𝐎, no sady azo hamahanana finday ihany koa an...
17/11/2026

Iza no mbola tsy nahazo 𝐓𝟓𝟎𝟎𝐑 o ? 😁"Lampe Torche solaire",𝐒𝐀𝐃𝐘 𝐉𝐈𝐑𝐎 𝐍𝐎 𝐑𝐀𝐃𝐈𝐎, no sady azo hamahanana finday ihany koa an !

✅𝐌𝐚𝐡𝐚𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐡𝐚𝐭𝐫@ 𝟏𝟔 𝐎𝐫𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐭𝐚𝐨𝐯𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐫𝐲 𝐠𝐚𝐫𝐚𝐧𝐭𝐢𝐞 𝟐 𝐭𝐚𝐨𝐧𝐚 𝐛𝐞 𝐢𝐳𝐚𝐨.

Mandefasa hafatra miafina aminay raha anjifa na mila fanazavana fanampiny.

Afaka manatona anao izay rehefa hanjifa ny vokatra 𝐇𝐄𝐑𝐢 𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐜𝐚𝐫 ianao! ☀️Na aiza na aiza manerana an’i Madagasikara. ...
13/11/2026

Afaka manatona anao izay rehefa hanjifa ny vokatra 𝐇𝐄𝐑𝐢 𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐜𝐚𝐫 ianao! ☀️
Na aiza na aiza manerana an’i Madagasikara.

Ireto ny laharana ahafahanao mifandray aminay :
📞 𝟎𝟑𝟐 𝟐𝟑 𝟖𝟎𝟓 𝟎𝟎 / 𝟎𝟐𝟎 𝟗𝟕 𝟖𝟎𝟓 𝟎𝟎

💡 Manomboka amin'ny 1 200 Ar monja, dia efa mazava ny Tokantranonao miaraka @ 𝐃𝟐𝟎𝟎 𝐚𝐧’𝐢 𝐇𝐄𝐑𝐢 𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐜𝐚𝐫.📩 Mandefasa hafa...
11/11/2026

💡 Manomboka amin'ny 1 200 Ar monja, dia efa mazava ny Tokantranonao miaraka @ 𝐃𝟐𝟎𝟎 𝐚𝐧’𝐢 𝐇𝐄𝐑𝐢 𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐜𝐚𝐫.

📩 Mandefasa hafatra miafina aminay raha te hahafantatra bebe kokoa!

𝐓𝐨𝐥𝐨𝐭𝐫'𝐚𝐬𝐚   :Reto indray ny toerana hafa mbola handraisanay agent commercial.Mitady olona maro amin'ireto faritra voala...
04/11/2026

𝐓𝐨𝐥𝐨𝐭𝐫'𝐚𝐬𝐚 :
Reto indray ny toerana hafa mbola handraisanay agent commercial.
Mitady olona maro amin'ireto faritra voalaza etsy ambany ireto izahay, hivarotra kit solaire mandehandeha.👍
✅Olona mazoto
✅Mahay mifandray aman'olona
✅Tompon'andraikitra
👉👉👉Alefaso amin'ny MP ny CV misy ny mombamomba sy ny laharana ahazoana anao +++ DISTRICT.👈👈👈
Raha mila fanazavana fanampiny, antsoy ny laharana 📞032 12 805 95

𝐓𝐨𝐥𝐨𝐭𝐫'𝐚𝐬𝐚 :Te hiara-hiasa amin'ny 𝐇𝐄𝐑𝐢 𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐜𝐚𝐫 ve ianao ? Mitady olona maro amin'ireto faritra voalaza etsy ambany i...
02/11/2026

𝐓𝐨𝐥𝐨𝐭𝐫'𝐚𝐬𝐚 :

Te hiara-hiasa amin'ny 𝐇𝐄𝐑𝐢 𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐜𝐚𝐫 ve ianao ? Mitady olona maro amin'ireto faritra voalaza etsy ambany ireto izahay, hivarotra kit solaire mandehandeha.👍

✅Olona mazoto
✅Mahay mifandray aman'olona
✅Tompon'andraikitra

👉👉👉Alefaso amin'ny MP ny CV misy ny mombamomba sy ny laharana ahazoana anao +++ DISTRICT.👈👈👈
Raha mila fanazavana fanampiny, antsoy ny laharana 📞032 12 805 95

🩷 HERi Madagascar se mobilise pour Octobre Rose 🩷À l’occasion de l’Octobre Rose, nous avons partagé un moment de sensibi...
31/10/2026

🩷 HERi Madagascar se mobilise pour Octobre Rose 🩷

À l’occasion de l’Octobre Rose, nous avons partagé un moment de sensibilisation avec nos collaborateurs.

Accompagnés par les professionnels de santé de Vaniala Madagascar, nous avons bénéficié de consultations et appris les gestes de l’autopalpation, pour mieux connaître notre corps et être attentifs aux éventuels changements.

Un moment d’échange, d’écoute et d’apprentissage qui nous rappelle une chose essentielle : la prévention commence par l’information et la sensibilisation.

Un grand merci à l’équipe médicale de Vaniala Androhibe pour son expertise, sa disponibilité et sa bienveillance.

𝗙𝗶𝗸𝗮𝗳𝗶𝗸𝗮 𝗸𝗲𝗹𝘆 𝗺𝗯𝗮 𝗵𝗶𝗸𝗼𝗹𝗼𝗸𝗼𝗹𝗼𝗶𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝘃𝗼𝗸𝗮𝘁𝗿𝗮𝗼 ô ! 😉☀🥰
31/10/2026

𝗙𝗶𝗸𝗮𝗳𝗶𝗸𝗮 𝗸𝗲𝗹𝘆 𝗺𝗯𝗮 𝗵𝗶𝗸𝗼𝗹𝗼𝗸𝗼𝗹𝗼𝗶𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝘃𝗼𝗸𝗮𝘁𝗿𝗮𝗼 ô ! 😉☀🥰

Misy hazavana foana izay alehanao rehetra miaraka amin’ny jiro 𝐀𝟐.✅Mazava tsara mandritra ny 𝟒 𝐨𝐫𝐚 𝐛𝐞 𝐢𝐳𝐚𝐨.✅𝐆𝐚𝐫𝐚𝐧𝐭𝐢𝐞 𝟏 𝐭...
28/10/2026

Misy hazavana foana izay alehanao rehetra miaraka amin’ny jiro 𝐀𝟐.
✅Mazava tsara mandritra ny 𝟒 𝐨𝐫𝐚 𝐛𝐞 𝐢𝐳𝐚𝐨.
✅𝐆𝐚𝐫𝐚𝐧𝐭𝐢𝐞 𝟏 𝐭𝐚𝐨𝐧𝐚
👉Raha mila fanazavana fanampiny, midira amin’ny 𝐌𝐏 na antsoy ny 𝟎𝟑𝟐 𝟏𝟐 𝟖𝟎𝟓 𝟒𝟏

Fomba 𝐭𝐬𝐨𝐭𝐫𝐚 sy 𝐭𝐨𝐤𝐚𝐧𝐚 ny fomba fandoavana ny jironao! Aloavy tsikelikely amin’ny 𝐌𝐕𝐨𝐥𝐚 na 𝐎𝐫𝐚𝐧𝐠𝐞 𝐌𝐨𝐧𝐞𝐲 dia mahazo kaody...
24/10/2026

Fomba 𝐭𝐬𝐨𝐭𝐫𝐚 sy 𝐭𝐨𝐤𝐚𝐧𝐚 ny fomba fandoavana ny jironao! Aloavy tsikelikely amin’ny 𝐌𝐕𝐨𝐥𝐚 na 𝐎𝐫𝐚𝐧𝐠𝐞 𝐌𝐨𝐧𝐞𝐲 dia mahazo kaody isaky ny mandefa vola ianao.
Ireto ary ny lalana arahina :

✅𝐌𝐕𝐨𝐥𝐚 : #𝟏𝟏𝟏*𝟏*𝟓*𝟑*𝟓*𝟏*𝟏 #
✅𝐎𝐫𝐚𝐧𝐠𝐞 𝐌𝐨𝐧𝐞𝐲 : #𝟏𝟒𝟒 #𝟑𝟏𝟑𝟓 #

Raha mila fanazavana fanampiny, antsoy ny 𝟎𝟑𝟐 𝟐𝟑 𝟖𝟎𝟓 𝟎𝟎 na ny 𝟎𝟐𝟎 𝟗𝟕 𝟖𝟎𝟓 𝟎𝟎

𝐕𝐚𝐨𝐯𝐚𝐨 𝐛𝐞 𝐭𝐚𝐨 𝐚𝐧𝐚𝐭𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝟔𝟎 𝐭𝐚𝐨𝐧𝐚 𝐢𝐭𝐲- 𝐠𝐚𝐫𝐚𝐧𝐭𝐢𝐞 𝟓 𝐭𝐚𝐨𝐧𝐚 𝐛𝐞 𝐢𝐳𝐚𝐨 𝐧𝐲 “𝐤𝐢𝐭 𝐝.𝐥𝐢𝐠𝐡𝐭” 𝐫𝐞𝐡𝐞𝐭𝐫𝐚: - D180 néo ✅- D200✅- X1000✅👉Mid...
21/10/2026

𝐕𝐚𝐨𝐯𝐚𝐨 𝐛𝐞 𝐭𝐚𝐨 𝐚𝐧𝐚𝐭𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝟔𝟎 𝐭𝐚𝐨𝐧𝐚 𝐢𝐭𝐲- 𝐠𝐚𝐫𝐚𝐧𝐭𝐢𝐞 𝟓 𝐭𝐚𝐨𝐧𝐚 𝐛𝐞 𝐢𝐳𝐚𝐨 𝐧𝐲 “𝐤𝐢𝐭 𝐝.𝐥𝐢𝐠𝐡𝐭” 𝐫𝐞𝐡𝐞𝐭𝐫𝐚:
- D180 néo ✅
- D200✅
- X1000✅
👉Midira MP na antsoy ny laharana 032 23 805 00 dia manantona anao izahay.

Address

Lot IAB 38 Ter C Andrononobe Analamahitsy
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00

Telephone

+261322380500

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when HERi Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to HERi Madagascar:

Shortcuts

Share

Nearby businesses