Avotra CARREAUX

Avotra CARREAUX MAGASIN Spécialisé dans la VENTE EN GROS ET AU DÉTAIL de CARRELAGE MODERNE D' ÉGYPTE, INDE et CHINE.

Efa miofaka be ny lokon'ny rindrina ?Andao amboarina amin'ny carreaux amin'izay tsy lany vola manamboatra matetika 😉👉20 ...
12/05/2026

Efa miofaka be ny lokon'ny rindrina ?
Andao amboarina amin'ny carreaux amin'izay tsy lany vola manamboatra matetika 😉

👉20 x 30 cm Mural
👉16 pièces = 1 m²
👉1 carton = 28.000 Ar

📍 Ety akaikin'ny SOCOMA Anosizato Est no misy azy fa tongava 🏃🏃‍♀️
📲 Antsoy ary ny iray amin' ireto numero ireto dia alefaso ny commande eh: +261 34 76 660 62 na +261 34 18 136 25.

Iza ilay olona sarotiny be rehefa avy nanasa carreaux iny ? 🤣🤣
11/05/2026

Iza ilay olona sarotiny be rehefa avy nanasa carreaux iny ? 🤣🤣

Tsy ho diso fanantenana ianareo 😍📲Mandefasa MP na antsoy ny 034 18 136 25/034 76 660 62.📍 Aza misalasala makety akaikin'...
06/05/2026

Tsy ho diso fanantenana ianareo 😍

📲Mandefasa MP na antsoy ny 034 18 136 25/034 76 660 62.
📍 Aza misalasala makety akaikin'ny SOCOMA Anosizato Est raha te ho afa-po toa azy ianao 🏃🏃‍♀️

Tsy lany laniana  anie ny carreaux tsara eh 🥳😎Fa ny olona samy manana ny tiany 🙃🤗Raha ny anareo izao dia ohatran'ny ahoa...
06/05/2026

Tsy lany laniana anie ny carreaux tsara eh 🥳😎

Fa ny olona samy manana ny tiany 🙃🤗

Raha ny anareo izao dia ohatran'ny ahoana no tena mambabo anareo ?
💥 Kelikely toy ny 30 * 30
💥 Antonony tahaka ny 4040
💥 Lehibe mitovy amin'ny 6060

📝 Alefaso ny safidinareo 😊

AvotraCarreaux

06/05/2026

Aiza daholo oo🔥🔥
Arrivage vaovao be indray ireto an‼️

Contact : 034 76 660 62 / 03418 136 25
Lieu : Anosizato Est akaikin'ny SOCOMA

😍Aty ny maso ooh ! 😍Iza no mbola matahotra mividy carreaux tsara tarehy fa sao hoe mora simba ?Porofonay aminareo fa dis...
05/05/2026

😍Aty ny maso ooh ! 😍
Iza no mbola matahotra mividy carreaux tsara tarehy fa sao hoe mora simba ?
Porofonay aminareo fa diso izany 🙂 Ireto izao mahafinaritra be ny design anefa matevina tsara , amin'ilay maharitra ela 💪

👉60 x 60 cm Digital vitrifié marbré
👉92,000 ar / 4 pièces / 1,44 m²

☎Mandefasa avy hatrany commande amin'ny +261 34 18 136 25/ +261 34 76 660 62 na MP !
📍Adiresy : Anosizato Est, akaikin'ny SOCOMA.

Mitety an'i Madagasikara mihitsy anie ny Carreaux anay eh 😍🥰Misaotra betsaka anareo avy any amin'ny faritra misafidy ana...
04/05/2026

Mitety an'i Madagasikara mihitsy anie ny Carreaux anay eh 😍🥰
Misaotra betsaka anareo avy any amin'ny faritra misafidy anay 🙏
Ary ianareo avy aiza no nanafatra tato aminay ?

Ekena fa hoe mafy ilay carreaux fa efa tena herisetra kosa izao eh 🤣🤣🤣
02/05/2026

Ekena fa hoe mafy ilay carreaux fa efa tena herisetra kosa izao eh 🤣🤣🤣

02/05/2026

Destockage Kely Balles Gony ❤️

📚✨ Carreaux 30x30 cm VS Carreaux 60x60 cm ✨📚Fantatrao ve ny maha samy hafa azy ireo? 🤔👇🔹 30 x 30 cm✔️ Mora apetraka✔️ Me...
01/05/2026

📚✨ Carreaux 30x30 cm VS Carreaux 60x60 cm ✨📚

Fantatrao ve ny maha samy hafa azy ireo? 🤔👇

🔹 30 x 30 cm
✔️ Mora apetraka
✔️ Mety amin’ny toerana kely
✔️ Tsy dia malama loatra (anti-dérapant kokoa)

🔹 60 x 60 cm
✔️ Manome endrika moderne sy midadasika
✔️ Vitsy ny joints → mora diovina
✔️ Mety amin’ny toerana lehibe

➡️ Raha kely ny efitrano → misafidiana 30x30
➡️ Raha te hanome effet grand espace → 60x60 no tsara

👉 Iza no safidinao? 30x30 sa 60x60? Lazao amin’ny commentaire 👇😊



Pièces jointes

Address

Anosizato Est, à Côté SOCOMA
Antananarivo
101

Telephone

+261341813625

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Avotra CARREAUX posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Avotra CARREAUX:

Share