10/11/2026
😊 LE SOURIRE, UN PETIT GESTE AUX GRANDS EFFETS !
Un sourire ne coûte rien, mais il peut illuminer une journée, redonner du courage et transmettre de la joie.
Même dans les moments difficiles, n'oublions jamais que notre sourire peut être une source de lumière pour quelqu'un d'autre.
Alors, sourions à la vie, encourageons les autres et semons un peu de bonheur autour de nous. 🌸
Et vous, avez-vous offert un sourire à quelqu'un aujourd'hui ?
Belle soirée à tous ! 💜
IASA Éducation Ensemble développons notre espace.
NY TSIKY, HETSIKA KELY FA MISY FIANTRAIKANY LEHIBE !
Tsy mila vola ny mitsiky, kanefa afaka manazava ny andron'ny olona iray, mampahery azy ary mitondra fifaliana.
Na dia ao anatin'ny fotoan-tsarotra aza isika, dia aza adinoina fa mety ho hazavana sy fampaherezana ho an'ny hafa ny tsiky avy amintsika.
Koa mitsikia hatrany, ankafizo ny fiainana, mifampahereza ary miezaha mamafy fifaliana eo amin'ny manodidina antsika. 🌸
Mirary takariva finaritra ho antsika rehetra ! 💜
Madame Larissa 💕
TIAKO NY MIZARA TSIKY 🥰
Ary ianao?