Mi'Harena

Mi'Harena Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mi'Harena, Business Center, Antananarivo.

🕊️ Amin’ny alahelo sy fanantenana ao amin’i Kristy no anasanay antsika hiaraka hahatsiaro sy hanome voninahitra an'Andri...
26/05/2026

🕊️ Amin’ny alahelo sy fanantenana ao amin’i Kristy no anasanay antsika hiaraka hahatsiaro sy hanome voninahitra an'Andriamanitra nohon'ny fiainan’i Marlene Ganga, izay nanompo tamim-pitiavana, fahendrena ary fanoloran-tena ho an’ny Fanjakan’Andriamanitra sy ny fiarahamonina maro maneran-tany. Niara-niasa akaiky tamin'ny Mi'Harena izy, ary fantatra tamin'ny fony hivavaka ho an'ireo karana.

Olona maro no nahazo hery, fampaherezana ary fitarihana tamin’ny alalan’ny fiainany sy ny asa fanompoany. Na dia nandao antsika aza izy, mbola velona ao am-pontsika sy ao anatin’ny lova navelany ny fitiavany sy ny vina nentiny. 🤍

📅 Daty: Alarobia 27 Mey 2026
📍 Fotoam-pahatsiarovana an-jotra (Online Memorial Service)
🔗 Rohy fandraisana anjara:
https://web.facebook.com/events/s/memorial-service-of-marlene-ru/2019059528996099/

💐 Boky fahatsiarovana an-tserasera | Marlene Ganga: Manasa antsika hizara hafatra, teny fampaherezana, fahatsiarovana na fanomezam-boninahitra an'Andriamanitra nohon'ny fiaraha-miasa taminy.
📝 Hafatra fahatsiarovana: https://forms.gle/iQDKayVMCFrNUoL17

🏦 Ho an’ireo maniry hanohana ara-bola:
AFRICA2AFRICA CONNECTIONS TRUST
Standard Bank Account: 332771563
Branch: Blue Route
Branch Code: 051001 (EFT)
📌 Azafady asio:
Anarana + anaran’ny tetikasa ao amin’ny référence du paiement.

🙏 “Sarobidy eo imason’i Jehovah ny fahafatesan’ny olony masina.” — Salamo 116:15

Aoka isika hitondra am-bavaka ny fianakaviany sy ireo rehetra voakasiky ny fahalasanany.

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
17:30 - 18:00
Tuesday 09:00 - 17:00
17:30 - 18:00
Wednesday 09:00 - 17:00
17:30 - 18:00
Thursday 09:00 - 17:00
17:30 - 18:00
Friday 09:00 - 17:00
17:30 - 18:00

Telephone

261340567405

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mi'Harena posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share