Les sciences économiques et sociales à Madagascar

Directions

Les sciences économiques et sociales à Madagascar Manampy anao izay ahafatra tsara ny momban'ny SES izahay

tongava manatitra dossier
05/10/2026

tongava manatitra dossier

Manomboka rahampitso dia afaka manatitra ny dossier de candidature ho an'ny concours isika.

izahay ato amin'ny page dia mampianatra SES inona inona kilasy nao indrindra izay mpanala bacc tongava mp fa tsy hanenen...
05/10/2026

izahay ato amin'ny page dia mampianatra SES inona inona kilasy nao indrindra izay mpanala bacc tongava mp fa tsy hanenenanao zany

Dieny Zao de andao hianatra fa tsy endrasagna efa akaiky loatra ny fanadinana

🔥hoan'ny mpianatra Terminal Hanala bacc salama daholo isika ato amin'ny pejy, androany isiska dia hiresaka sy hanazava n...
01/10/2026

🔥hoan'ny mpianatra Terminal Hanala bacc

salama daholo isika ato amin'ny pejy, androany isiska dia hiresaka sy hanazava n'y resaka croissance économique, fanazavana tsotra Kely fotsiny izy ity

La croissance économique, c’est l’augmentation durable de la production de biens et services d’un pays, izany hoe, ny fiakaran’ny vokatra maharitra amin’ny entana sy tolotra ao amin’ny firenena iray📈
ny croissance économique dia refesina amin’ny alalan’ny tahan’ny fiovana amin’ny PIB tena izy. izany hoe Raha miakatra Ny PIB dia miakatra hiany koa ny croissance économique, plus le PIB monte plus le pays s'enrichit.

inona moa Ilay hoe PIB !??
PIB (Produit Intérieur Brut) : valeur de tout ce qui est produit à l’intérieur du pays, que ce soit par des entreprises locales ou étrangères, sandan'ny zavatra rehetra vokarina ao anatin’ny firenena, na avy amin’ny orinasa eo an-toerana na avy amin’ny vahiny.

Raha hazavaina tsotsotra dia ny croissance économique = hausse de PIB RÉEL

TOHIZANA AMIN'NY MANARAKA NY TOHINY AZA ADINO NY MANARAKA NY PEJY

Salama daholo👋🏼👋🏼Androany tsika MBA hampianatra Kely sy hanao orientation vers la SCIENCE ÉCONOMIQUE ET SOCIALEfa maro h...
28/09/2026

Salama daholo👋🏼👋🏼
Androany tsika MBA hampianatra Kely sy hanao orientation vers la SCIENCE ÉCONOMIQUE ET SOCIAL

Efa maro hiany nefa ny olona efa mahay sy efa nanao an'ilay matières fa betsaka kosa nefa no Mbola tsy mahalala an'izany la androany tsika hampiditra Kely fohy2 n'y resaka

Ny SES dia mandinika ny fomba fandaminan’ny olona tsirairay, ny orinasa ary ny Fanjakana ny famokarana, ny fizarana ny harena, ny asa, ny fihinanana ary ny fifandraisana ara-tsosialy

inona avy no domaine misy ao anatiny Ary !?
Toekarena 📊📉: famokarana, fihinanana, asa, fiakaran’ny vidim-piainana, fitomboana, varotra, vola…
Sosiôlôjia🧑‍🤝‍🧑 : fianakaviana, fanabeazana, tsy fitoviana, kilasy ara-tsosialy, kolontsaina, fifindra‑monina…
Siansa pôlitika sy ny lalàna ⚖️: Fanjakana, fahefana, andrim‑panjakana, maha‑olom‑pirenena.
Fitantanana 🕴🏼: fikambanan’ny orinasa, fitantanana, loharanon’olombelona, paikady, fandraharahana.

inona avy ny avantages azo avy amin'izany fianarana SES izany Ary eee !??

1. Ho anao:
Mahafantatra ny tontolo (vidiny, asa, fiarahamonina)
Mampivelatra ny saina mitsikera
Manampy amin’ny fisafidianana ny fianarana
2. Ho an’ny asanao
Manatsara ny fahafahana mahazo asa
Mahasoa amin’ny fandraharahana
Fahaiza-manao tadiavina (famakafakana, fahaizana manazava)

3. Ho an’i Madagasikara
Mahafantatra ny olana atrehin’ny firenena
Mandray anjara amin’ny fampandrosoana
Mampifandray ny fiofanana sy ny filàn’ny toekarena

4. Tombony lehibe
Marolafy
Misy fiantraikany ary mahasoa mandritra ny fiainana
Mampivelatra olom-pirenena mazava saina

Ny tanjona amin'ny fampianarana ny SES dia tsy hoe ho afaka bacc hiany fa ahafahan'ny mpianatra maminavina sahady ny lalana eny amin'ny oniversite
MBA hananan'ny Ankizy esprit créatif Amin resaka création d'emploi

bonne journée daholo Ary de abonne-toi

Address

Ambatomaro
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Les sciences économiques et sociales à Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Nearby businesses