24/09/2025
salama daholo e!
rariva 21h no mifarana ny lalao ahazoana loka.
mbola tsy tara ra izao ianao vao handray anjara.
https://www.facebook.com/61558625721346/posts/122191555880287524/?app=fbl
📍 Ntsoa Gsm – Majunga
(Eo ampitan’ny Croix-Rouge)
-->Vente et remplacement d' ecrans pour telephone touche et smartphone
🎉 LALAO MAHAZOA VOLA & CRÉDIT 🎉
🏆 Loka N°1 : 20 000 Ar
🥈 Loka N°2 : 10 000 Ar
🥉 Loka N°3 : Crédit 2 000 Ar
ireto ny fepetra:
1️⃣ Mila abonné amin’ny pejy ianao,mila eto majunga.
2️⃣ Mila manao partage an’ity post ity ao anaty groupe hafa
3️⃣ mi-mentionné namana ,Commentaire izay mahazo reaction betsaka indrindra no mandresy,
🗓 Hifarana : Alarobia 23 Septambra – 21:00 ny lalao