23/07/2026
❌❌❌Ehh!!!!❌❌❌
Fantatrao ve fa ny teny English dia teny be mpampiasa indrindra maneran-tany ary ahitan-tsika vokatsoa maro samy hafa:
🔴Eo amin'ny sehatrin'ny asa tena hifampitadiavana ny olona mahavoafehy ny teny English toy ny mpandika teny sy ny fiseraserana amin'ny mpizahan-tany sy ny fanafarana entana avy hivelany (interprète,guide touristique et surtout call center ) sy ireo asa maro any hivelany.
🔴 Ho an'ireo manampanirina hianatra any hivelany dia moramora koakoa ho anao ny mahavoafehy teny English ary tsy mba hanambakain'ny olona anao .
🔥Marihana fa tsy mifidy taona ny fianarana teny vahiny fa ankizy na lehibe na tanora dia afaka manao izany avokoa
📢Ho anareo Liana izay te hiteny sy hifehy ny teny vahiny (Français, anglais, allemand, chinois, informatique)
Fa efa maro ireo nahita vokatsoa teto amin'ny Mias'T teaching center na Bambou club no hahafataran'ny olona maro azy .
Aza misalasala miantso ny laharana finday 0347640916/0328105188/0389329706
Disponible 07jours/07jrs