Mad'Elec Pro

Directions

Mad'Elec Pro Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mad'Elec Pro, Business Center, Tananarive, Antananarivo.

👷Électricien certifié et formé

👉Manao ny asa rehetra momban'ny electricité bâtiment(Installation, dépannage,Mise en Norme,...)
👉 Études et Devis

☎️034 54 910 78 na MP

⚡ MAD’ELEC PRO – Installation électrique encastrée, propre et conforme aux normes ! 🏠💡 Aza miandry ny famaranana ny tran...
14/10/2026

⚡ MAD’ELEC PRO – Installation électrique encastrée, propre et conforme aux normes ! 🏠

💡 Aza miandry ny famaranana ny trano vao mieritreritra ny installation électrique ! Ny préparation tsara mandritra ny gros œuvre dia manampy amin’ny fahazoana asa madio, azo antoka ary mora karakaraina any aoriana.

⚡ Installation électrique bâtiment
🔧 Dépannage électrique
🛠️ Mise en conformité et rénovation
☀️ Énergie solaire et renouvelable
💡 Éclairage intérieur, extérieur et décoratif
📐 Études, devis et conseils techniques
🏗️ Visite et suivi de chantier

📞 Contact / WhatsApp : 034 54 910 78

⚡ MAD’ELEC PRO – Votre partenaire en électricité bâtimentMad’Elec Pro dia manolotra tolotra matihanina amin’ny herinarat...
04/10/2026

⚡ MAD’ELEC PRO – Votre partenaire en électricité bâtiment

Mad’Elec Pro dia manolotra tolotra matihanina amin’ny herinaratra ho an’ny trano fonenana sy toeram-piasana :

🔹 Installation électrique complète
➡️ Fametrahana tanteraka ny rafitra elektrika ao amin’ny trano, manomboka amin’ny câblage, tableau électrique, prises, interrupteurs, éclairage hatramin’ny fitsapana sy mise en service.

🔹 Dépannage électrique rapide et efficace
➡️ Fanamboarana sy fitadiavana ny anton’ny olana elektrika toy ny court-circuit, coupure, disjonction, prise na éclairage tsy mandeha, sns.

🔹 Éclairage intérieur et extérieur
➡️ Fametrahana sy fanamboarana ny éclairage anatiny sy ivelan’ny trano, miaraka amin’ny torohevitra momba ny toerana sy ny karazana jiro mety amin’ny trano.

🔹 Mise en conformité électrique
➡️ Fanatsarana sy fanitsiana ny installation électrique mba hahafeno ny fepetra ara-teknika sy fiarovana, indrindra amin’ireo installation efa tranainy.

🔹 Maintenance électrique
➡️ Fanaraha-maso sy fikojakojana tsy tapaka ny installation mba hisorohana ny panne, hanatsarana ny sécurité ary hampaharitra ny fitaovana.

🔹 Travail soigné et professionnel
➡️ Asa atao am-pitandremana, amin’ny fomba matihanina, miaraka amin’ny fanajana ny sécurité, qualité ary fahadiovan’ny chantier.

🎯 Ny tanjonay dia ny hanome asa kalitao, azo antoka ary maharitra, mifanaraka amin’ny filan’ny mpanjifa tsirairay.

📞 Antsoy izahay : 034 54 910 78

⚡ Herinaratra voafehy tsara, fiarovana azo antoka.

🔥 FAMPITANDREMANA: AFAKA MAHATONGA AFO NY COURT-CIRCUIT! ⚡Ity tranga ity dia mampahatsiahy antsika fa tsy tokony hatao t...
27/08/2026

🔥 FAMPITANDREMANA: AFAKA MAHATONGA AFO NY COURT-CIRCUIT! ⚡

Ity tranga ity dia mampahatsiahy antsika fa tsy tokony hatao tsinontsinona ny installation électrique.

⚠️ Câbles tsy mifanaraka amin’ny puissance
⚠️ Mauvais raccordements
⚠️ Surcharge électrique
⚠️ Installation électrique efa antitra na simba

Ireo rehetra ireo dia mety hiteraka court-circuit, ka mety hiafara amin’ny afo sy fahasimbana lehibe. 🔥

👉 Aza miandry ny loza vao manao contrôle ny installation électrique.

🏠 Mitohy foana ny fanomezana fahafampo ho an'ny mpanjifa ✨Na fanorenana vaovao, na fanavaozana, dia vonona hanampy anao ...
01/08/2026

🏠 Mitohy foana ny fanomezana fahafampo ho an'ny mpanjifa ✨

Na fanorenana vaovao, na fanavaozana, dia vonona hanampy anao ny Mad'Elec Pro amin'ireto tolotra ireto:

✅Devis et Études
✅ Installation électrique complète
✅ Dépannage rapide
✅ Mise aux normes
✅ Éclairage intérieur et extérieur
✅ Installation solaire

📞 034 54 910 78 na MP 📱

⚡ Résultat de notre contrôle de prise de terre : 2,76 Ω ⚡ Mad'Elec Pro, la sécurité de nos clients est notre priorité.Un...
07/07/2026

⚡ Résultat de notre contrôle de prise de terre : 2,76 Ω ⚡

Mad'Elec Pro, la sécurité de nos clients est notre priorité.

Une résistance de terre mesurée à 2,76 Ω témoigne d'une installation de mise à la terre de très bonne qualité, offrant une excellente évacuation des courants de défaut et une meilleure protection des personnes ainsi que des équipements électriques.

✅ Mesure et contrôle de prise de terre
✅ Installation et rénovation électrique
✅ Diagnostic et mise en conformité

📞 034 54 910 78

💡AVANT/APRÈS ✅🔧⚡ FANAVAOZANA/RÉNOVATION INSTALLATION ÉLECTRIQUE ⚡🔧Mbola mampiasa installation électrique efa tranainy ve...
14/06/2026

💡AVANT/APRÈS ✅

🔧⚡ FANAVAOZANA/RÉNOVATION INSTALLATION ÉLECTRIQUE ⚡🔧

Mbola mampiasa installation électrique efa tranainy ve ianao ?
Ny tsy fanarahana ny fenitra na ny fiarovana tsy ampy dia mety hiteraka fahatapahan-jiro, fahasimban'ny fitaovana, ary loza mety hitranga.

💡Vahaolana atolotray:
✅ Fanavaozana feno ho an'ny installation anao mba hanaraka ny fenitra
✅ Fanavaozana ny Fil/câble sy protections
✅ Fanatsarana ny fiarovana sy ny fahamendrehan'ny installation
✅ Asa madio sy matihanina

Tsy voatery hiandry olana vao hanavao. Ny fanavaozana mialoha no miaro ny fianakaviana sy ny fanananao.

📞 034 54 910 78
📱 Facebook : Mad'Elec Pro

Mad'Elec Pro – Ny kalitao sy ny fiarovana no laharam-pahamehanay.

MAD'ELEC PRO – Votre partenaire en électricité bâtimentMad'Elec Pro dia manolotra tolotra matihanina ho an'ny trano fone...
05/06/2026

MAD'ELEC PRO – Votre partenaire en électricité bâtiment

Mad'Elec Pro dia manolotra tolotra matihanina ho an'ny trano fonenana sy toeram-piasana :

🔹 Installation électrique complète
🔹 Dépannage rapide et efficace
🔹 Éclairage intérieur et extérieur
🔹 Mise en conformité et maintenance
🔹 Travail soigné et professionnel

🎯 Ny tanjonay dia ny hanome asa kalitao, azo antoka ary maharitra ho an'ny mpanjifa rehetra.

📞 Antsoy izahay : 034 54 910 78

⚡ Herinaratra voafehy tsara, fiarovana azo antoka.

⚡ Mad Elec Pro évolue ! 🌱Nous sommes heureux de vous annoncer que Mad Elec Pro propose désormais des services en énergie...
06/05/2026

⚡ Mad Elec Pro évolue ! 🌱

Nous sommes heureux de vous annoncer que Mad Elec Pro propose désormais des services en énergie renouvelable pour les bâtiments 🔋☀️

👉 Installation solaire
👉 Solutions pour réduire votre facture d’électricité
👉 Conseils personnalisés pour une maison plus écologique

💡 Aujourd’hui, l’électricité ne sert plus seulement à éclairer… elle contribue aussi à valoriser votre maison tout en respectant l’environnement.

✅ Étude et visite sur place
✅ Devis clair (main d’œuvre & matériel)
✅ Installation professionnelle
✅ Suivi et réception des travaux

📍 Que vous soyez particulier ou professionnel, nous vous accompagnons dans votre transition énergétique.

📩 Contactez-nous dès maintenant en message privé ou 034 54 910 78

✨ Tsy hazavana fotsiny ny jiro…👉 Haingo manome endrika ny tranoo!🔌 Installation électrique moderne💡 Éclairage kalitao sy...
21/04/2026

✨ Tsy hazavana fotsiny ny jiro…
👉 Haingo manome endrika ny tranoo!

🔌 Installation électrique moderne
💡 Éclairage kalitao sy manara-penitra

Mad'Elec Pro – Ataovy mamirapiratra ny tranonao!

✅ 034 54 910 78 na MP

🏗️ Manangana trano ve ianao? Aza miandry ny famaranana vao miantso electricien! ⚡Maro no miantso Electricien rehefa efa ...
17/02/2026

🏗️ Manangana trano ve ianao? Aza miandry ny famaranana vao miantso electricien! ⚡

Maro no miantso Electricien rehefa efa vita rindrina (vita lalotra)
Vokany :
❌ Manataka indray ny rindrina
❌ Tariby miseho ivelany (Miditra installation Apparent)
❌ Fandaniana fanampiny (Mety ho lafolafo kokoa

Antony :

✅ Mora ampidirina anaty rindrina ny gaines sy ny Cable
✅ Madio sy milamina ny encastrement
✅ Voalamina tsara ny prises, interrupteurs ary point lumineux
✅ Mitsitsy fotoana sy vola
✅ Mahazo installation azo antoka sy manara-penitra

🔌 Raha voaomana mialoha ny installation électrique dia :
✔️ Mahafinaritra jerena ny trano
✔️ Azo antoka kokoa
✔️ Mahazo aina kokoa ny tompon-trano

📞 Antsoy ny elektrisiana dieny mbola eo am-pananganana ny trano, mba hahazoana vokatra madio, matihanina ary maharitra.

034 54 910 78 na MP✉️

Address

Tananarive
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mad'Elec Pro posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share