Manda Mpikabary Ofisialy

Manda Mpikabary Ofisialy "𝐍𝐲 𝐦𝐚𝐑𝐚𝐲 π¦π’π€πšπ›πšπ«π² 𝐦𝐩𝐒𝐭𝐚𝐫𝐒𝐀𝐚 π¦πšπ‘π¨π¦π›π². "

Miarahaba !!!Aza hadinoina ny TAFATAFA SAMY MANDA rahampitso alahady 26 jolay 2026 amin'ny 02ora tsy diso eny amin'ny ep...
25/07/2026

Miarahaba !!!
Aza hadinoina ny TAFATAFA SAMY MANDA rahampitso alahady 26 jolay 2026 amin'ny 02ora tsy diso eny amin'ny epp Andavamamba.
Mifampilaza ary tongava maro.

"Ny mahay mikabary mpitarika mahomby."
Manda Mpikabary Ofisialy

TAFATAFA SAMY MANDA ANDIANY FAHA 04. Ilazana isika rehetra izay efa nianatra tato amin'ny   fa hisy indray ny tafatafa s...
20/07/2026

TAFATAFA SAMY MANDA ANDIANY FAHA 04.

Ilazana isika rehetra izay efa nianatra tato amin'ny fa hisy indray ny tafatafa samy manda amin'ny alahady hoavy izao amin'ny 02 ora tolakandro.

Mifampilaza dia tongava maro fa hifampizara fahalalana indray isika amin'io.

Filan-kevitra
☎️ 0341837788
"Ny mahay mikabary mpitarika mahomby."

Andao hasandratra ny teny malagasyManda Mpikabary Ofisialy
03/06/2026

Andao hasandratra ny teny malagasy
Manda Mpikabary Ofisialy

Miarahaba eee !Vita soa aman-tsara ny TAFATAFA SAMY MANDA andiany voalohany teto amin'ny  .Tontosa tao Andavamamba izany...
31/05/2026

Miarahaba eee !
Vita soa aman-tsara ny TAFATAFA SAMY MANDA andiany voalohany teto amin'ny .
Tontosa tao Andavamamba izany TAFATAFA izany, ka tsy nanenina izay tonga satria ampoky ny fahalalana tanteraka ny tsiratsirany avy.

"Ny mahay mikabary mpitarika mahomby."
Manda Mpikabary Ofisialy

"Ny mahay mikabary mpitarika mahomby." Vonona izahay hanome ny tsara indrindra ho anao amin'ny fampianarana kabary eto a...
07/05/2026

"Ny mahay mikabary mpitarika mahomby."
Vonona izahay hanome ny tsara indrindra ho anao amin'ny fampianarana kabary eto amin'ny fikambanana

Tsidio ity rohy ity raha liana amin'ny fampianarana kabary ianao.πŸ‘‡
https://www.facebook.com/share/p/1AbntS2dhz/

πŸ“Œ Aza hadinoina ny misoratra anarana fa voafetra ny toerana.
Manda Mpikabary Ofisialy

Tompokolahy sy Tompokovavy. Ny rambiazina, hono, no mamerovero an-tanety; ny voasary no mamafana an'ala; ary ny FAMPIANA...
30/04/2026

Tompokolahy sy Tompokovavy.
Ny rambiazina, hono, no mamerovero an-tanety; ny voasary no mamafana an'ala; ary ny FAMPIANARA KABARY no manentona hanitra eto anivon'ny fikambanana MANDA MPIKABARY ankehitriny.
Tonga Γ ry ity ny fotoana, ka aza lany andro eo am-pisangiana takotra toy ny boka mangala-pihinana intsony. Araraoty fa ny valala tsy in-droa mandry am-bavahady.

FANDAHARAM-PIANARANA :
βœ… Kabary fototra
βœ… Kabary am-pahoriana
βœ… Haitarika
βœ… Aza mimalo
βœ… Kabary am-panambadiana

π“πŽπ„π‘π€ππ€: 𝐄𝐏𝐏 π€ππƒπ€π•π€πŒπ€πŒππ€
πŸ“… FIDIRANA:
β—Ύ SABOTSY 06 JONA 2026
β—Ύ ALAHADY 07 JONA 2026
⏰ @ 𝟐 πŽπ‘π€ π“πŽπ‹π€πŠπ€ππƒπ‘πŽ

π“πŽπ„π‘π€ππ€: π…πŽπŠπŽππ“π€ππ˜ πŒπ€ππƒπ‘πŽπ’πŽπ€ πˆπ‹π€π…π˜ (π€πŒππˆπ“π€π'𝐍𝐘 π…π‰πŒπŠ πŒπ€π’πˆππ€ππƒπ‘πˆπ€ππ€ π€πŒππ€π“πŽππ„.)
πŸ“…FIDIRANA:
β—Ύ SABOTSY 06 JONA 2026
β—Ύ ALAROBIA 10 JONA 2026
⏰ @ 𝟐 πŽπ‘π€ π“πŽπ‹π€πŠπ€ππƒπ‘πŽ

πŸ‘‰ TSY MISY SARAM-PIANARANA

FISORATANA ANARANA
☎️ 0341837788

"Ny mahay mikabary mpitarika mahomby."
Manda Mpikabary Ofisialy

Takalo an-kabary  avy eto Antananarivo sy ny   sampana Fisakana.Nahafinaritra ny takalo satria nifampizara ny fomba tsy ...
01/04/2026

Takalo an-kabary
avy eto Antananarivo sy ny sampana Fisakana.
Nahafinaritra ny takalo satria nifampizara ny fomba tsy mampitovy ireo faritra roa ireo no tena navohitra tamin'io fotoana io.

"Ny mahay mikabary mpitarika mahomby."
Manda Mpikabary Ofisialy

tontonsa soa aman-tsara ny talako an-kabary teo amin'ny   mpikabary avy eo Antananarivo sy ny   sampana  .Mankasitraka  ...
29/03/2026

tontonsa soa aman-tsara ny talako an-kabary teo amin'ny mpikabary avy eo Antananarivo sy ny sampana .
Mankasitraka ny sy ny Fisakana.

"Ny mahay mikabary mpitarika mahomby."
Manda Mpikabary Ofisialy

Sambasamba Andriamanitra Andriananahary.Arahabaina tratry ny taona vaovao e !Dia samy ho tratry ny arivo taona mitsinger...
19/03/2026

Sambasamba Andriamanitra Andriananahary.
Arahabaina tratry ny taona vaovao e !
Dia samy ho tratry ny arivo taona mitsingeringerina indray anie isika mianakavy e !
Manda Mpikabary Ofisialy

Ireto sary mahafinaritra kely ireto no enti-miarahaba antsika rehetra mpanaraka ny pejy.Manda Mpikabary Ofisialy
02/03/2026

Ireto sary mahafinaritra kely ireto no enti-miarahaba antsika rehetra mpanaraka ny pejy.
Manda Mpikabary Ofisialy

Address

ANDAVAMAMBA
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Manda Mpikabary Ofisialy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share