Ventsoventsopoko TANY HO ANY

Ventsoventsopoko TANY HO ANY Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ventsoventsopoko TANY HO ANY, Business Center, Ambatomirahavavy, Antananarivo.

11/09/2024
馃グZANAKO A!Fitiavako anareo no naha toy izao ahy,Ilofosako mafy,tsy maha very Fanahy,Mbola fitiavana no ibedesako anao,Ah...
05/08/2024

馃グZANAKO A!

Fitiavako anareo no naha toy izao ahy,
Ilofosako mafy,tsy maha very Fanahy,
Mbola fitiavana no ibedesako anao,
Ahaizanareo mizotra amin'ny lalam_bao!

Zanako 么!
Fitiavako anareo no namoizako ny ho aviko,
Nanapahako ilay vina,nanodinako ny saiko,
Nialako tamin'ilay atao hoe Anjarako...
Ny asambarako dia ianareo no tiaviko!

Sombin' aiko a!
Ianareo anie ilay silaky ny aiko e!
Mankarary ny foko sy ny saiko!
Ny tsy fahampiana misy eo aminareo...
No mampitotototo ahy tsy misy toreo!

Ry mamiko kely indrindra 么!
Ny fitiavako anareo tsy tiako hafindra,
Ny fiainanareo koa no tiako harindra,
Mba ho lasa m么dely sy ho olom_banona,
Tafita ianareo(...)zay aho vao afaka mijanona.

Menaky ny aiko a!
Fahasambarana ho ahy ny fahendrena anananareo,
Ny fahaizana,ny hatsaram_panahy,
Ianareo no kiady sy tokiko rahateo,
Ianareo no hanariko mba hanohana ahy!
RY ZANAKO TIAKO INDRINDRA!

Mpanoratra : Ram媒_Chris

Miarahaba anareo mpankaf每 ary mialatsiny raha tsy nahasoratra elaela,tonga amin'izay aho ary irariana ho lasan 'izay ny ...
05/08/2024

Miarahaba anareo mpankaf每 ary mialatsiny raha tsy nahasoratra elaela,tonga amin'izay aho ary irariana ho lasan 'izay ny ratsy rehetra.
Anio ny tononkalo manaraka馃槏馃槝 mazoto daholo

26/07/2024

饾棥饾棳 饾棢饾棓饾棥饾棟饾棓饾棥饾棓饾棦!!!

饾棩饾棶饾椀饾棶 饾椀饾椉 饾棶饾槂饾槅 饾椈饾槅 饾棶饾椈饾棻饾椏饾椉
饾椏饾槅 饾棷饾棽饾棷饾棽 饾椇饾棶饾椆饾棶饾椆饾棶饾椄饾椉,
饾椂饾槆饾棶饾槅 饾椀饾椂饾棶饾椆饾棶饾椈饾棶饾椉 饾椈饾槅 饾榿饾棶饾椈饾槅
饾棡饾棶 饾榿饾榾饾槅 饾椀饾棶饾椈饾棻饾椏饾棶饾槅 饾椈饾槅 饾榿饾棶饾椈饾棶饾椄饾椉!
饾棗饾椂饾棶 饾椂饾椏饾棽饾榿饾椉 饾椏饾棽饾椀饾棽饾榿饾椏饾棶 饾椂饾椏饾棽饾榿饾椉 饾椈饾椉 饾椆饾棶饾榾饾棶 饾榿饾榾饾槅 饾棾饾棶饾椈饾棶饾棻饾椂饾椈饾椉,
饾椀饾椉 饾棽饾椈饾榿饾椂饾椄饾椉 饾椀饾椂饾榿饾椉饾椈饾棻饾椏饾棶饾椈饾棶 饾椈饾槅 饾椀饾椉 饾棶饾槂饾槅 饾棶饾椇饾椊饾椂饾榿饾榾饾椉饾椄饾椉.

饾棥饾椉饾椀饾椉 饾椂饾棶饾椈饾棶饾椉 饾棻饾椂饾棶 饾椈饾椂饾榾饾槅 饾椀饾椉 饾棶饾椀饾槅 饾椂 饾棥饾棙饾棥饾棳!
饾棥饾椂饾榿饾棶饾椂饾槆饾棶 饾榾饾槅 饾椈饾椂饾椄饾椉饾椆饾椉饾椄饾椉饾椆饾椉,
饾椈饾棶饾椈饾棶饾棷饾棽 饾椈饾槅 饾榾饾棶饾椂饾椄饾椉 饾椇饾棶饾椈饾椉饾榿饾椉饾椆饾椉,
饾椄饾棶 饾椈饾棶饾椀饾棶饾榿饾椉饾椈饾棿饾棶 饾棶饾椀饾槅 饾椀饾椉 饾棩饾棙饾棥饾棳.

饾棥饾椉饾椀饾椉 饾椂饾棶饾椈饾棶饾椉 饾棻饾椂饾棶 饾椀饾棶饾椂饾椄饾椉 饾椈饾槅 饾棶饾椈饾棻饾椏饾棶饾椂饾椄饾椂饾榿饾椏饾椉!
饾棞饾棶饾椈饾榿饾榾饾椉饾椏饾椉饾椄饾棶 饾椈饾槅 饾槆饾棶饾椈饾棶饾椄饾椉!
饾棥饾棶饾椇饾椊饾棶饾椀饾棶饾椆饾棶饾椆饾棶 饾椈饾槅 饾榿饾棶饾椈饾棶饾椄饾椉,
饾椄饾棶 饾椈饾棶饾椇饾椊饾椂饾榾饾椉饾椄饾棶饾榿饾椏饾棶 饾椈饾槅 饾椇饾棶饾榾饾椉饾椄饾椉 饾榾饾槅 饾椈饾槅 饾榾饾棶饾椂饾椄饾椉.

饾棥饾椉饾椀饾椉 饾椂饾棶饾椈饾棶饾椉 饾棻饾椂饾棶 饾椀饾棶饾椂饾椄饾椉 饾椈饾槅 饾棶饾棻饾椂饾棻饾椂饾椄饾椉!
饾棥饾棶 饾榿饾棽饾椉 饾棶饾椇饾椂饾椈'饾椈饾槅 饾棶饾椈饾椄饾椉饾椀饾椉饾椈饾棶饾椈饾棶,
饾椈饾棶 饾椄饾椉饾棶 饾椈饾槅 饾棾饾椂饾棶饾椏饾棶饾椀饾棶_饾椇饾椉饾椈饾椂饾椈饾棶,
饾椂饾椈饾棻饾椏饾椂饾椈饾棻饾椏饾棶 饾椇饾椉饾棶 饾棾饾棶 饾椈饾槅 饾棾饾椂饾棶饾椈饾棶饾椄饾棶饾槂饾椂饾棶饾椈饾棶.....

饾棥饾椉饾椀饾椉 饾椂饾棶饾椈饾棶饾椉 饾棻饾椂饾棶 饾棶饾椈饾棶饾椈饾棶饾椄饾椉 饾椈饾槅 饾椀饾棽饾椏饾椂饾椈_饾榿饾榾饾棶饾椂饾椈饾棶,
饾椂饾棽饾槆饾棶饾椄饾棶 饾榾饾槅 饾椂饾椆饾椉饾棾饾椉 饾棾饾棶饾榿饾椏饾棶饾榿饾椏饾棶,
饾椀饾椂饾棶饾榾饾棶 饾榿饾榾饾槅 饾椀饾椉 饾榾饾棶饾榾饾棶饾榿饾椏饾棶,
饾椀饾棶饾榿饾棶饾椈饾椃饾棶饾椈_饾榿饾榾饾棶饾椂饾椈饾棶 饾榿饾榾饾槅 饾椀饾椉 饾椄饾椂饾槂饾槅 饾榾饾槅 饾椀饾棶饾椆饾棶饾椂饾椈饾棶.

饾棩饾棶饾椀饾棶 饾榿饾椉饾椈饾棿饾棶 饾椉饾椆饾椉饾椇_饾棷饾棶饾椈饾椉饾椈饾棶 饾棶饾椀饾椉 饾棻饾椂饾棶 饾椈饾椉饾椀饾椉 饾椂饾棶饾椈饾棶饾椉,
饾椂饾槆饾棶饾槅 饾椈饾椂饾棶饾椏饾棶饾椄饾棶 饾榿饾棶饾椇饾椂饾椈'饾椈饾槅 饾棾饾棶饾椀饾棶饾椆饾棽饾椀饾椂饾棷饾椂饾棶饾槆饾棶饾椈饾棶,
饾椄饾棶 饾椏饾棶饾椂饾榾饾椂饾椄饾椉 饾椀饾椉 饾棶饾椈饾棻饾椏饾棶饾椂饾椄饾椂饾榿饾椏饾棶 饾棾饾棶 饾榿饾榾饾槅 饾椄饾椂饾椆饾棶饾椆饾棶饾椉,
饾椂饾椏饾棽饾椉 饾榿饾椉饾椏饾椉_饾椀饾棽饾槂饾椂饾榿饾椏饾棶 饾榾饾槅 饾棾饾棶饾椈饾棶饾椈饾棶饾椏饾棶饾椈饾棶......

饾棔饾棽饾棷饾棽 饾椉虃! 饾棫饾椂饾棶饾椄饾椉 饾椂饾棶饾椈饾棶饾椉 饾榾饾棶饾棻饾槅 饾椇饾棶饾椇饾椂饾椄饾椉!
饾棞饾椏饾棽饾椉 饾棷饾棽饾棻饾椂饾棷饾棽饾棻饾槅 饾榾饾槅 饾榿饾棽饾椈饾椂饾椈饾棶饾椉 饾棻饾椂饾棶 饾榿饾棶饾椈饾棶饾椄饾椉.
饾棓饾槂饾棽饾椆饾棶饾椉 饾椈饾槅 饾椀饾棶饾棻饾椂饾榾饾椉饾椄饾椉 饾椂饾槆饾棶饾槅 饾槂饾椂饾榿饾棶饾椄饾椉.....
饾棛饾棶 饾椂饾椏饾棽饾椉 饾榿饾榾饾棶饾椏饾棶 饾棶饾槂饾槅 饾榿饾棶饾椇饾椂饾椈饾棶饾椉 饾棽饾棾饾棶 饾椀饾椂饾榿饾棶饾椄饾椉.

02/07/2024 ***饾棩饾棶饾椇饾槅虉_饾棖饾椀饾椏饾椂饾榾

Miarahaba anareo dia mirary tontolo andro finaritra ho antsika rehetra馃グ馃グ馃グ馃グ馃グ馃グ馃グ馃グ馃グ馃グ馃グ馃グ馃グ馃グ馃グ馃グ馃グ馃グ
25/07/2024

Miarahaba anareo dia mirary tontolo andro finaritra ho antsika rehetra馃グ馃グ馃グ馃グ馃グ馃グ馃グ馃グ馃グ馃グ馃グ馃グ馃グ馃グ馃グ馃グ馃グ馃グ

Address

Ambatomirahavavy
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ventsoventsopoko TANY HO ANY posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share