27/09/2026
✅Tonga maro ny tanora nanantanteraka ity randonnée tany Avaradrano ity omaly.Mitaiza vatana, mikolokolo fahasalamana , miala voly miaraka amin'ireo tapaka sy namana rehetra.
✅ Mahafinaritra ny mahita ny firaisankina asehonareo tanora TIM, Mankasitraka ny tanora TIM AVARADRANO tamin'ny fandraisana ,ny fikarakarana.
Isaorana i mivady tamin'ny Fanohanana .
-Député
-Ny Distim Avaradrano Ofisialy
-Ny ComTim Ambohimangakely - Ofisialy
Ianareo tanora avy aty amin'ny Distrik'Antsimondrano rehetra Tonga navitrika tamin'izany.
-Ny COMTIM Andoharanofotsy
-Ny COMTIM Bongatsara ary isika rehetra izay nandray anjara mivantana na ankolaka tamin'iny hetsika iny
-
🙏 Mankasitraka mankatelina amin'ny manaraka indray eeeh
Samy tsara tompoko