Aina fitia

Aina fitia Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Aina fitia, Business Center, Mahamasina, Antananarivo.

08/10/2026

Tsy maintsy tafita ianao mamaky io ary hivaha daholo ny olanao rehetra amin'ny anaran'ny Jesôsy🙏🙏
Amen🙏🙏

08/10/2026

RITUEL FAMONO ODY RATSY À DISTANCE
Parfum Magique TFFH Mixte ROYAL
Parfum Magique TFFH Mixte ROYAL EXTRA FORT 5D Plus

MIARAHABA NY MPANARAKA NY PEJY SY NY MPIKAMBANA AMIN'NY GROUPE TFFH REHETRA

⛩️⛩️⛩️⛩️⛩️⛩️⛩️
TOROHEVITRA ARA-PANAHY
⛩️⛩️⛩️⛩️⛩️⛩️⛩️

🖲️Fampafantarana fotsiny ito fa tsy voatery arahana.

🖲️Aza vakiana na mametraka commentaire akory raha VANDY ny fahitanao azy fa tsy mila fifandrafiana izahay.

🖲️Ny mety dia miala raha finoanoam-poana ny fandraisanao azy fa raha manao commentaire manafitohana anay ianao dia possible koa hitsinay satria efa fizarana gratuit ity fa tsy doka na marketing hisintomana ny volanao. Eny plus page nay ity fa tsy page nao ka izay tianay aranty eto tsy aferan'ny mpifandrafy aminay.

🖲️Aza miantso namana akory hanao angaredona eto na hielingelina eto raha fifandrafiana no tanjona fa manaova toa anay izao hoe eto amin'ny page nay izahay no manao ny ranty fa tsy mandany fotoana mitsikitsikilo na manafika page ny hafa.

🖲️Tsy natao hampifandrafy na hananganana ady hevitra fa natolotra manokana ho an'izay liana sy mila izany, ka raha efa manampanahy bé noho izahay ianao dia mamorona page ianao sy manao ny sujet nao any fa tsy mila ny fanamarihananao hanatsaranao ny anay izahay. Ny anao any hatsarao.

🖲️Aza misahirana mitady fanafitohinana fa fampalalana Kely izay misy sy hainay TFFH fotsiny ihany ny ranty fa tsy resaka fanoherana akory na fandrefesana.

📿📿📿
Ny fizaranao sy ny fampafantaranao ny ranty dia mety hanavotra olona iray farafahakeliny. Ka aza tia tena fa adidy volamena ny fanampiana ny hafa ary lahitokana ny aina ka mila tandrovana mafy dia mafy.
📿📿📿

👄 AMPITIAVANA BE SADY GRATUIT

🟰🟰🟰🟰🟰🟰🟰
💥Misy karazan'olona tia milalao ody ratsy sy mampiasa izany ho fiainana andavan'andro mihitsy. Na te ho domine izy dia milalao ody ratsy

🌕Dia lasa fahazarana ho azy ny mampiasa io fanafody ratsy na amin'ny olona tsy maninona tsy maninona azy na izay mifanerasera aminy na eny amin'ny fiaraha-monina

🧶Nefa ianao tsy nahalala mialoha dia :
♻️Tafiara-niasa taminy
♻️Lasa nifantatia aminy na nangalariny vadinao
♻️ Nampindrambola azy
♻️ Mifandray aminy

Ka ireto no mety mitranga iainanao amin'ny fisiany
😥 tsy averiny ny vola notrosainy taminao
😥 mitia anjambany na rava tokatrano
😥 vitavita ho azy izay fahadisoina nataony taminao
😥 lasa bé olana bé ianao

📣 Satria MANAO FANAFODY BE HONO IZY dia tsy misy azonao atao

FANAMARIHINA
🛞Famonoana ody ratsy à distance ity rituel ity
🟤 Izany hoe raha miomana hanao ody ratsy ilay olona any dia maty hasina avy hatrany any aminy ny ody ratsiny raha manana programme hihaona aminao ampiasa izany izy
🤎 Rituel tokony atao mihitsy io mialohan'ny hitaky trosa na hamonjy fihaonana resak'asa na fitiavana amin'ny olona
🟰🟰🟰🟰🟰🟰🟰

▪️▪️▪️▪️▪️▪️▪️
Lazao ao amin'ny commentaire hoe 1 sa 2 sa 3
1️⃣ Tratran'ny ody fitia ianao na manandrafy?
2️⃣ Mataotra mitaky trosa?
3️⃣ Voan'ny fandraikiraikaina mandeha anjambany amin'ny fifandraisanareo ka lasa be blocage hafahafa?
4️⃣ Maka documents ato amin'ny TFFH fa te hitsabotsabo any ambadika any

dia abonnéo ny pejy ary identifiéo ny namana sao hanampy azy ny torohevitra sady partageo au max mba ho hitan'ny hafa.
▪️▪️▪️▪️▪️▪️▪️

⛩️⛩️⛩️⛩️⛩️⛩️⛩️
Solution : taolana maina efa avy nokikisan'alika
⛩️⛩️⛩️⛩️⛩️⛩️⛩️

Raha efa manana TFFH dia traitement I iray manontolo fotsiny no ataonao dia milamina

Fa ho an'ireo tsy manana fiarovana sy fikarakara ara-panahy dia ataovy aloha ity rituel ity mba au moins izay hoentiny vaovao any tsy handaitra aminao intsony

Zavatra ilaina :
🔻01 taola-maina
🔻Pipy na amaninao vao maraina vao mifoha

Fikarakara azy :
🔹 Anatatazo Kely ny amany vao maraina
🔹 Vao maraina vao mifoha poritra iny

Fampiasana azy :
⭐ Araraka amin'ilay taola-maina
⭐ Na Tonga Dia amanizo raha vao mifoha iny ianao

Vokatra :
❤️ Maty hasina direct ny fanafody ratsy mbola tazominy any aminy rehetra any
🚫 fa raha sanatria efa voa mialoha ianao dia tsy maintsy manao fikarakara ara-panahy manokana manala izany

🚫🚫🚫🚫🚫🚫🚫

SOAVA TSARA HO TENA ANDRIAMANITRA tompoko
🌀GOOD VIBES ISIKA REHETRA🌀

🏮🏮🏮🏮🏮🏮🏮
🚀Zarazarao amin'ny rehetra mihitsy ny lien ary abonnéo ny page fa mbola tsy io ihany ny fizarana aranty eto fa Mbola hitohy...
⏩to be continued🔅🔅🔅
🏮🏮🏮🏮🏮🏮🏮

Groupe TFFH "Extra Fort 5D" mizara ny mahasoa sy manakaiky anao hatrany aza miala lavitra abonné-o sy araho tsy tapaka ny Pejy, fahombiazana ho antsika rehetra!

MAHOMBY AHO MAHOMBY ISIKA
Groupe TFFH MAHOMBY MANDRAKARIVA
TFFH forever TFFH mandrakizay

08/10/2026

𝗧𝗼𝘃𝗼𝘃𝗮𝘃𝘆 𝗠𝗮𝗹𝗮𝗴𝗮𝘀𝘆 𝗳𝗮𝗵𝗶𝗻𝘆 😍🇲🇬

Toy izao ny tovovavy Malagasy fahiny, tamin'ny taona 1959 ny sary. 📷
Miavaka, Maotina, Mahafinaritra 🥰🥹

𝗔𝗶𝘇𝗮 𝗵𝗼 𝗮𝗶𝘇𝗮 𝗶𝘁𝘆 𝘁𝗼𝗲𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗶𝘁𝘆 𝗿𝗮𝗵𝗮 𝗶𝗮𝗻𝗮𝗼 𝗻𝗼 𝗺𝗶𝗷𝗲𝗿𝘆? 🤔

🌸 𝑱𝒆𝒋𝒐𝒐, 𝒍𝒆 𝒒𝒖𝒐𝒕𝒊𝒅𝒊𝒆𝒏 𝒅𝒆𝒔 𝒇𝒆𝒎𝒎𝒆𝒔

Address

Mahamasina
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Aina fitia posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Nearby businesses