19/08/2026
Anisan'ny zava-baovao atolotray ho anareo ny fanafarana moteur hors-bord, ohatra @ izany ity moteur Yamaha 15ch hoan'ny client anay any Antalaha ity.
Ary ianareo, rahoviana no hanafatra aty aminay ?😁