N.M. Conseil Juridique

N.M. Conseil Juridique Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from N.M. Conseil Juridique, Antsirabe.

๐…๐€๐๐€๐Œ๐๐€๐ƒ๐ˆ๐€๐๐€ : ๐‘๐š๐ก๐š ๐ง๐ฒ ๐ฅ๐ž๐ก๐ข๐ฅ๐š๐ก๐ฒ ๐ง๐จ ๐ข๐ก๐š๐ซ๐š๐งโ€™๐ง๐ฒ ๐ก๐ž๐ซ๐ข๐ฌ๐ž๐ญ๐ซ๐š, ๐š๐Ÿ๐š๐ค๐š ๐ฆ๐ข๐ฌ๐ข๐ง๐ญ๐š๐ค๐š ๐ฏ๐ž ๐ข๐ณ๐ฒ ? ๐Œ๐ข๐๐ข๐ค๐š ๐ก๐จ ยซ ๐š๐›๐š๐ง๐๐จ๐ง ๐๐ž ๐Ÿ๐จ๐ฒ๐ž๐ซ ยป ๐ฏ๐ž ๐ข๐ณ๐š๐ง๐ฒ...
18/08/2026

๐…๐€๐๐€๐Œ๐๐€๐ƒ๐ˆ๐€๐๐€ : ๐‘๐š๐ก๐š ๐ง๐ฒ ๐ฅ๐ž๐ก๐ข๐ฅ๐š๐ก๐ฒ ๐ง๐จ ๐ข๐ก๐š๐ซ๐š๐งโ€™๐ง๐ฒ ๐ก๐ž๐ซ๐ข๐ฌ๐ž๐ญ๐ซ๐š, ๐š๐Ÿ๐š๐ค๐š ๐ฆ๐ข๐ฌ๐ข๐ง๐ญ๐š๐ค๐š ๐ฏ๐ž ๐ข๐ณ๐ฒ ? ๐Œ๐ข๐๐ข๐ค๐š ๐ก๐จ ยซ ๐š๐›๐š๐ง๐๐จ๐ง ๐๐ž ๐Ÿ๐จ๐ฒ๐ž๐ซ ยป ๐ฏ๐ž ๐ข๐ณ๐š๐ง๐ฒ ?

Ny Lalร na nยฐ 2007-022 dia mametraka fa ny mpivady dia tokony hiara-monina.

Etsy ankilany, ny droit de misintaka voalazanโ€™ny lalร na dia voasoratra manokana ho anโ€™ny vehivavy, rehefa misy antony lehibe, ary aminโ€™ny fepetra voafaritra.

โ“ Fa ahoana kosa raha ny lehilahy no iharanโ€™ny herisetra na toe-javatra mampidi-doza ao an-tokantrano ka tsy afaka miara-monina intsony ?

Tsy tokony hafangaro avy hatrany ny fialana aminโ€™ny domicile conjugal sy ny abandon de famille. Ny toe-javatra sy ny antony nahatonga ny fialana dia zava-dehibe aminโ€™ny fanombanana ara-dalร na.

๐Ÿ‘‰ Noho izany, raha misy toe-javatra toy izany, dia tsara ny mitady torohevitra ara-dalร na alohanโ€™ny handraisana fanapahan-kevitra, indrindra raha mbola misy adidy aminโ€™ny vady sy ny zanaka.

๐Ÿ“Œ Fantaro ny zonao. Fantaro koa ny adidinao.

NM CONSEIL JURIDIQUE
๐Ÿ“ž 033 08 003 03
CONSULTATION PAYANTE

โš–๏ธ ๐˜ฟ๐™„๐˜ฟ๐™„๐™ˆ-๐™‹๐™„๐™๐™Ž๐˜ผ๐™๐˜ผ๐™‰๐˜ผ: ๐˜ผ๐™•๐™Š ๐˜ผ๐™๐™„๐™‰๐™„๐™‰๐˜ผ ๐˜ผ๐™ˆ๐™„๐™‰โ€™๐™„๐™‡๐˜ผ๐™” ๐˜ผ๐™‰๐™†๐™„๐™‡๐˜ผ๐™‰๐™” ๐™‘๐™€? Nivoaka ny didim-pitsaranaโ€ฆFa mbola tsy nampahafantarina ilay ank...
17/08/2026

โš–๏ธ ๐˜ฟ๐™„๐˜ฟ๐™„๐™ˆ-๐™‹๐™„๐™๐™Ž๐˜ผ๐™๐˜ผ๐™‰๐˜ผ: ๐˜ผ๐™•๐™Š ๐˜ผ๐™๐™„๐™‰๐™„๐™‰๐˜ผ ๐˜ผ๐™ˆ๐™„๐™‰โ€™๐™„๐™‡๐˜ผ๐™” ๐˜ผ๐™‰๐™†๐™„๐™‡๐˜ผ๐™‰๐™” ๐™‘๐™€?

Nivoaka ny didim-pitsaranaโ€ฆ
Fa mbola tsy nampahafantarina ilay ankilany.
๐Ÿ‘‰ Manomboka mandeha ve ny dรฉlai dโ€™appel?

Araka ny Code de procรฉdure civile malagasy, ny dรฉlai dโ€™appel dia 1 volana ary, aminโ€™ny ankapobeny, manomboka aminโ€™ny notification na signification du jugement aminโ€™ilay ankilany voakasika.
๐Ÿ“Œ Noho izany, zava-dehibe ny signification du jugement : tsy tokony hafangaro aminโ€™ny hoe efa nivoaka ny didy sy hoe efa nampahafantarina ara-dalร na ilay didy.

๐Ÿ”ดInona ร ry no mitranga raha tsy voasignifier aminโ€™ilay ankilany ny jugement?
๐Ÿ”Ž Ho hitantsika ao aminโ€™ity publication ity ny valiny sy ny fepetra voalazanโ€™ny lalร na.
๐Ÿ“š Articles 392.9, 399 et 400 du Code de procรฉdure civile malagasy...

(Araho ny pejy raha te ahita ny tohiny ianao)

Afaka mikarakara resaka DIVORCE sy ADY TANY ary TROSA ihany koa izahay.

๐‘๐‘€ ๐ถ๐‘‚๐‘๐‘†๐ธ๐ผ๐ฟ ๐ฝ๐‘ˆ๐‘…๐ผ๐ท๐ผ๐‘„๐‘ˆ๐ธ
๐‘๐‘ฆ ๐‘“๐‘Ž๐’‰๐‘Ž๐‘™๐‘Ž๐‘™๐‘Ž๐‘›๐‘Ž ๐‘›๐‘ฆ ๐‘™๐‘Ž๐‘™ร ๐‘›๐‘Ž ๐‘‘๐‘–๐‘Ž ๐‘“๐‘–๐‘Ž๐‘Ÿ๐‘œ๐‘ฃ๐‘Ž๐‘›๐‘Ž ๐‘›๐‘ฆ ๐‘ง๐‘œ๐‘›๐‘ก๐‘ ๐‘–๐‘˜๐‘Ž.

๐Ÿ‘จโ€๐Ÿ‘ฉโ€๐Ÿ‘ง ๐๐„๐๐’๐ˆ๐Ž๐ ๐€๐‹๐ˆ๐Œ๐„๐๐“๐€๐ˆ๐‘๐„ : ๐‡๐š๐ญ๐ซ๐š๐ฆ๐ข๐งโ€™๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐ข๐ซ๐ฒ ๐ญ๐š๐จ๐ง๐š ๐ง๐จ ๐ญ๐จ๐ค๐จ๐ง๐ฒ ๐ก๐š๐ง๐จ๐ก๐š๐ง๐š๐ง๐š ๐š๐ซ๐š-๐›๐จ๐ฅ๐š ๐ง๐ฒ ๐ณ๐š๐ง๐š๐ค๐š?18 taona ve dia tapitra avy h...
16/08/2026

๐Ÿ‘จโ€๐Ÿ‘ฉโ€๐Ÿ‘ง ๐๐„๐๐’๐ˆ๐Ž๐ ๐€๐‹๐ˆ๐Œ๐„๐๐“๐€๐ˆ๐‘๐„ : ๐‡๐š๐ญ๐ซ๐š๐ฆ๐ข๐งโ€™๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐ข๐ซ๐ฒ ๐ญ๐š๐จ๐ง๐š ๐ง๐จ ๐ญ๐จ๐ค๐จ๐ง๐ฒ ๐ก๐š๐ง๐จ๐ก๐š๐ง๐š๐ง๐š ๐š๐ซ๐š-๐›๐จ๐ฅ๐š ๐ง๐ฒ ๐ณ๐š๐ง๐š๐ค๐š?

18 taona ve dia tapitra avy hatrany ny pension alimentaire? ๐Ÿค”

Betsaka no mihevitra fa rehefa feno 18 taona ny zaza dia tapitra ho azy ny adidinโ€™ny ray aman-dreny.

โš–๏ธ Tsy voatery ho izany no fomba tokony handraisana azy.

Araka ny andininy faha-75 aminโ€™ny Loi nยฐ 2007-022 du 20 aoรปt 2007, ny ray aman-dreny tsirairay dia mbola manana adidy handray anjara aminโ€™ny fikarakarana sy fikojakojana ny zanaka, araka ny fidiram-bolany.

๐Ÿ‘‰ Noho izany, tsy ny taona fotsiny no tokony hojerena, fa indrindra koa ny filร nโ€™ilay zanaka sy ny fahafahany miantoka ny tenany.

๐Ÿ’ก Izany no mahatonga ny raharaha sasany mbola mila dinihina manokana na dia efa ela aza no nisara-panambadiana ny ray aman-dreny.

๐™ฝ๐™ผ ๐™ฒ๐™พ๐™ฝ๐š‚๐™ด๐™ธ๐™ป ๐™น๐š„๐š๐™ธ๐™ณ๐™ธ๐š€๐š„๐™ด
๐š…๐š˜๐š๐š›๐šŽ ๐š๐š›๐š˜๐š’๐š, ๐š—๐š˜๐š๐š›๐šŽ ๐šŒ๐š˜๐š—๐šœ๐šŽ๐š’๐š•.
๐Ÿถ๐Ÿน๐Ÿน ๐Ÿถ๐Ÿพ ๐Ÿถ๐Ÿถ๐Ÿน ๐Ÿถ๐Ÿน

๐Ÿ  ๐™๐™๐™Š๐™Ž๐˜ผ : ๐˜ผ๐™›๐™–๐™ ๐™– ๐™–๐™ก๐™–๐™ž๐™ฃ๐™– ๐™ซ๐™š ๐™ฃ๐™ฎ ๐™›๐™–๐™ฃ๐™–๐™ฃ๐™–๐™ฃ'๐™ฃ๐™ฎ ๐™ค๐™ก๐™ค๐™ฃ๐™– ๐™ฃ๐™ค๐™๐™ค ๐™ฃ๐™ฎ ๐™ฉ๐™ง๐™ค๐™จ๐™–?Manana trosa ianao ka matahotra sao ho very ny tranonao, ny ...
16/08/2026

๐Ÿ  ๐™๐™๐™Š๐™Ž๐˜ผ : ๐˜ผ๐™›๐™–๐™ ๐™– ๐™–๐™ก๐™–๐™ž๐™ฃ๐™– ๐™ซ๐™š ๐™ฃ๐™ฎ ๐™›๐™–๐™ฃ๐™–๐™ฃ๐™–๐™ฃ'๐™ฃ๐™ฎ ๐™ค๐™ก๐™ค๐™ฃ๐™– ๐™ฃ๐™ค๐™๐™ค ๐™ฃ๐™ฎ ๐™ฉ๐™ง๐™ค๐™จ๐™–?

Manana trosa ianao ka matahotra sao ho very ny tranonao, ny taninao na ny fanananao?

โš–๏ธ Tsy midika avy hatrany hoe afaka maka izay fanananao rehetra ny mpampindram-bola.

Miankina amin'ny karazana trosa, ny porofo misy, ny antoka napetraka ary ny procรฉdure ara-dalร na ny mety hitranga.

๐Ÿ‘‰ Koa alohan'ny hanaovana fanapahan-kevitra, fantaro aloha ny zonao sy ny fomba ara-dalร na azo ampiharina.

๐™ฝ๐™ผ ๐™ฒ๐™พ๐™ฝ๐š‚๐™ด๐™ธ๐™ป ๐™น๐š„๐š๐™ธ๐™ณ๐™ธ๐š€๐š„๐™ด
๐š…๐š˜๐š๐š›๐šŽ ๐š๐š›๐š˜๐š’๐š, ๐š—๐š˜๐š๐š›๐šŽ ๐šŒ๐š˜๐š—๐šœ๐šŽ๐š’๐š•.
๐Ÿถ๐Ÿน๐Ÿน ๐Ÿถ๐Ÿพ ๐Ÿถ๐Ÿถ๐Ÿน ๐Ÿถ๐Ÿน

๐Ÿ“ ๐—ง๐—ฅ๐—ข๐—ฆ๐—” : ๐—”๐—ต๐—ผ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐—ผ ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ฝ๐—ผ๐—ฟ๐—ผ๐—ณ๐—ผ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ณ๐—ฎ ๐˜๐—ฒ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐—ฎ๐—บ๐—ฝ๐—ถ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐˜ƒ๐—ผ๐—น๐—ฎ ๐—ฎ๐—ต๐—ผ ?Nampindrana vola olona ianao, nefa tsy nanao contrat an-...
15/08/2026

๐Ÿ“ ๐—ง๐—ฅ๐—ข๐—ฆ๐—” : ๐—”๐—ต๐—ผ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐—ผ ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ฝ๐—ผ๐—ฟ๐—ผ๐—ณ๐—ผ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ณ๐—ฎ ๐˜๐—ฒ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐—ฎ๐—บ๐—ฝ๐—ถ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐˜ƒ๐—ผ๐—น๐—ฎ ๐—ฎ๐—ต๐—ผ ?

Nampindrana vola olona ianao, nefa tsy nanao contrat an-tsoratra?

Rehefa tonga ny fotoana hamerenana azy dia mandร  ilay olona fa tsy nisy trosa.

โš–๏ธ Amin'ny toe-javatra tahaka izany, mety ho zava-dehibe ny porofo anananao: taratasy, hafatra, porofo momba ny fandoavana, na antontan-taratasy hafa afaka manaporofo ny fisian'ny fifanarahana sy ny trosa.

๐Ÿ‘‰ Ny hoe โ€œmatoky azy ahoโ€ dia tsy tokony hisolo ny porofo.

๐Ÿ’ก Alohan'ny hampindramana vola, fantaro ny fomba hiarovana ny zonao raha sanatria tsy voaloa ilay trosa.

๐™ฝ๐™ผ ๐™ฒ๐™พ๐™ฝ๐š‚๐™ด๐™ธ๐™ป ๐™น๐š„๐š๐™ธ๐™ณ๐™ธ๐š€๐š„๐™ด
๐š…๐š˜๐š๐š›๐šŽ ๐š๐š›๐š˜๐š’๐š, ๐š—๐š˜๐š๐š›๐šŽ ๐šŒ๐š˜๐š—๐šœ๐šŽ๐š’๐š•.
๐Ÿถ๐Ÿน๐Ÿน ๐Ÿถ๐Ÿพ ๐Ÿถ๐Ÿถ๐Ÿน ๐Ÿถ๐Ÿน

๐Ÿ  ๐ƒ๐ˆ๐•๐Ž๐‘๐‚๐„ : ๐ˆ๐ณ๐š ๐ง๐จ ๐ฆ๐š๐ง๐š๐ง๐š ๐ณ๐จ ๐ก๐ข๐ฃ๐š๐ง๐จ๐ง๐š ๐š๐จ ๐š๐ฆ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐ญ๐ซ๐š๐ง๐จ ๐ข๐จ๐ฆ๐›๐จ๐ง๐š๐ง๐š ๐ซ๐ž๐ก๐ž๐Ÿ๐š ๐ฆ๐ข๐ฌ๐š๐ซ๐š๐ค๐š?Rehefa misy fisarahana na divorce, dia ...
15/08/2026

๐Ÿ  ๐ƒ๐ˆ๐•๐Ž๐‘๐‚๐„ : ๐ˆ๐ณ๐š ๐ง๐จ ๐ฆ๐š๐ง๐š๐ง๐š ๐ณ๐จ ๐ก๐ข๐ฃ๐š๐ง๐จ๐ง๐š ๐š๐จ ๐š๐ฆ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐ญ๐ซ๐š๐ง๐จ ๐ข๐จ๐ฆ๐›๐จ๐ง๐š๐ง๐š ๐ซ๐ž๐ก๐ž๐Ÿ๐š ๐ฆ๐ข๐ฌ๐š๐ซ๐š๐ค๐š?

Rehefa misy fisarahana na divorce, dia mety hiteraka ady ny resaka hoe: โ€œIza no hijanona ao an-trano?โ€

๐Ÿ‘‰ Tsy ny hoe โ€œizaho no vadinyโ€ na โ€œizaho no nandoa azyโ€ irery no mamaritra izany.

Mety hiankina amin'ny:
โ€ข ny sata ara-dalร nan'ilay trano ;
โ€ข ny tompony sy ny fomba nahazoana azy ;
โ€ข ny rรฉgime matrimonial ;
โ€ข ary, arakaraka ny raharaha, ny fanapahan-kevitry ny fitsarana.

โš–๏ธ Ny fisarahana dia tsy midika avy hatrany hoe very ny zon'ny iray amin'ireo vady amin'ilay trano.

๐Ÿ“Œ Raha misy fifandirana momba ny trano iombonana, tsara ny manatona Conseil Juridique alohan'ny handraisana fanapahan-kevitra mety hiteraka olana ara-dalร na.

๐™ฝ๐™ผ ๐™ฒ๐™พ๐™ฝ๐š‚๐™ด๐™ธ๐™ป ๐™น๐š„๐š๐™ธ๐™ณ๐™ธ๐š€๐š„๐™ด
๐š…๐š˜๐š๐š›๐šŽ ๐š๐š›๐š˜๐š’๐š, ๐š—๐š˜๐š๐š›๐šŽ ๐šŒ๐š˜๐š—๐šœ๐šŽ๐š’๐š•.
033 08 003 03 / 038 69 071 00

๐๐ˆ๐•๐ˆ๐ƒ๐˜ ๐“๐€๐๐˜ ๐“๐€๐Œ๐ˆ๐โ€™๐๐˜ ๐Ž๐‹๐Ž๐๐€ ๐“๐’๐˜ ๐“๐Ž๐Œ๐๐Ž-๐๐˜ ๐ˆ๐€๐๐€๐Žโ€ฆ ๐ˆ๐๐Ž๐๐€ ๐๐Ž ๐Œ๐„๐“๐˜ ๐‡๐ˆ๐“๐‘๐€๐๐†๐€? โš ๏ธ๐ŸกTsy ampy ny hoe misy olona milaza hoe: โ€œahy io...
13/08/2026

๐๐ˆ๐•๐ˆ๐ƒ๐˜ ๐“๐€๐๐˜ ๐“๐€๐Œ๐ˆ๐โ€™๐๐˜ ๐Ž๐‹๐Ž๐๐€ ๐“๐’๐˜ ๐“๐Ž๐Œ๐๐Ž-๐๐˜ ๐ˆ๐€๐๐€๐Žโ€ฆ ๐ˆ๐๐Ž๐๐€ ๐๐Ž ๐Œ๐„๐“๐˜ ๐‡๐ˆ๐“๐‘๐€๐๐†๐€? โš ๏ธ๐Ÿก

Tsy ampy ny hoe misy olona milaza hoe: โ€œahy io tany io.โ€

Alohanโ€™ny hividianana tany dia zava-dehibe ny manamarina:
โ€ข iza no tena tompony ara-dalร na ;
โ€ข ny titre na certificat foncier ;
โ€ข ny mombamomba ilay tany ;
โ€ข ny fahefanโ€™ilay olona mivarotra ;
โ€ข ary ny maha-ara-dalร na ny antontan-taratasy rehetra.

โš ๏ธ Raha tsy voamarina ireo, mety hiteraka fifandirana, fahaverezan-bola ary olana ara-pitsarana ny fividianana.

๐Ÿ‘‰ Alohanโ€™ny hividianana tany, fantaro aloha izay tena vidinao sy izay tena afaka mivarotra azy.

๐Ÿ“ฉ ๐—ก๐—  ๐—–๐—ข๐—ก๐—ฆ๐—˜๐—œ๐—Ÿ ๐—๐—จ๐—ฅ๐—œ๐——๐—œ๐—ค๐—จ๐—˜
๐—–๐—ผ๐—ป๐˜€๐—ฒ๐—ถ๐—น โ€“ ๐—”๐˜€๐˜€๐—ถ๐˜€๐˜๐—ฎ๐—ป๐—ฐ๐—ฒ โ€“ ๐—”๐—ฐ๐—ฐ๐—ผ๐—บ๐—ฝ๐—ฎ๐—ด๐—ป๐—ฒ๐—บ๐—ฒ๐—ป๐˜ ๐—ท๐˜‚๐—ฟ๐—ถ๐—ฑ๐—ถ๐—พ๐˜‚๐—ฒ
๐Ÿฌ๐Ÿฏ๐Ÿฏ ๐Ÿฌ๐Ÿด ๐Ÿฌ๐Ÿฌ๐Ÿฏ ๐Ÿฌ๐Ÿฏ / ๐Ÿฌ๐Ÿฏ๐Ÿด ๐Ÿฒ๐Ÿต ๐Ÿฌ๐Ÿณ๐Ÿญ ๐Ÿฌ๐Ÿฌ

๐๐ˆ๐’๐€๐‘๐€๐Š๐€ ๐“๐€๐Œ๐ˆ๐โ€™๐๐˜ ๐•๐€๐ƒ๐ˆ๐๐€๐Ž ๐ˆ๐€๐๐€๐Žโ€ฆ ๐Œ๐๐Ž๐‹๐€ ๐Œ๐€๐๐€๐๐€ ๐™๐Ž ๐€๐Œ๐ˆ๐โ€™๐๐˜ ๐…๐€๐๐€๐๐€๐๐€ ๐•๐„? โš–๏ธNy fisaraham-panambadiana dia tsy midika avy hat...
13/08/2026

๐๐ˆ๐’๐€๐‘๐€๐Š๐€ ๐“๐€๐Œ๐ˆ๐โ€™๐๐˜ ๐•๐€๐ƒ๐ˆ๐๐€๐Ž ๐ˆ๐€๐๐€๐Žโ€ฆ ๐Œ๐๐Ž๐‹๐€ ๐Œ๐€๐๐€๐๐€ ๐™๐Ž ๐€๐Œ๐ˆ๐โ€™๐๐˜ ๐…๐€๐๐€๐๐€๐๐€ ๐•๐„? โš–๏ธ

Ny fisaraham-panambadiana dia tsy midika avy hatrany hoe very ny zo aminโ€™ny fananana.

Mety mbola hisy zo sy adidy mifandraika aminโ€™ny fananana, arakaraka ny:
โ€ข fotoana nahazoana ilay fananana ;
โ€ข fomba nahazoana azy ;
โ€ข rรฉgime matrimonial nampiharina ;
โ€ข ary ny porofo sy antontan-taratasy misy.

๐Ÿ‘‰ Noho izany, aza manao fanapahan-kevitra momba ny fananana raha tsy fantatrao aloha ny zonao ara-dalร na.

Manana olana momba ny fananana aorianโ€™ny fisarahana ve ianao?

๐Ÿ“ฉ ๐—ก๐—  ๐—–๐—ข๐—ก๐—ฆ๐—˜๐—œ๐—Ÿ ๐—๐—จ๐—ฅ๐—œ๐——๐—œ๐—ค๐—จ๐—˜
033 08 003 03 / 038 69 071 00

โš–๏ธ RAHA MATY NY VADY, IZA NO MANDOVA VOALOHANY?Rehefa misy olona maty ka mamela vady sy zanaka, dia matetika mipetraka n...
11/08/2026

โš–๏ธ RAHA MATY NY VADY, IZA NO MANDOVA VOALOHANY?

Rehefa misy olona maty ka mamela vady sy zanaka, dia matetika mipetraka ny fanontaniana hoe:
๐Ÿ‘‰ Iza no tena manana zo aminโ€™ilay lova?
๐Ÿ‘‰ Ny vady ve sa ny zanaka?
๐Ÿ‘‰ Ahoana raha misy fananana toy ny trano, tany na vola?
โš ๏ธ Tsy midika ho azy akory fa izay havana akaiky indrindra no mahazo ny fananana.
Ny lalร na momba ny succession no mamaritra: โ€ข iza avy no mpandova;
โ€ข ny filaharanโ€™ny mpandova;
โ€ข ny zo anananโ€™ny vady mbola velona;
โ€ข ary ny fomba fizarana ny fananana navelanโ€™ilay nodimandry.
๐Ÿ’ก Zava-dehibe: alohanโ€™ny hizarana na hivarotana ny fananana navelanโ€™ny olona iray, dia ilaina aloha ny mamantatra ara-dalร na hoe iza avy ireo mpandova sy inona marina ny zony.

๐Ÿ“Œ Misy tranga manokana ve eo aminโ€™ny fianakavianao momba ny lova?
Aza manao sonia na mizara fananana raha mbola tsy mazava ny zo anananโ€™ny tsirairay.

โš–๏ธ NM CONSEIL JURIDIQUE
Ny fahafantarana ny zonao dia fiarovana ny tenanao sy ny fanananao.

Address

Antsirabe

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when N.M. Conseil Juridique posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share