07/08/2026
🎉 VAOVAO TSARA HO ANTSIKA! 🎉
Ho anareo rehetra manodidina ny ARS SERVICES Andrefatsena Ihosy, amoron'ny RN7, ampitan'ny Jesosy Mamonjy, raha mahita signal ny WIFI anay ny toerana misy anareo dia afaka mividy TICKET aty aminay ianareo, ary avy any an-tranonareo no afaka mi-connect. Efa azo atao izany manomboka izao.
📶 Misy ihany koa ny abonnement isam-bolana:
✅ Ho an'ny smartphone
✅ Ho an'ireo mampiasa Capteur Wifi sy Routeur
💬 Raha mila fanazavana fanampiny na te hisoratra anarana dia tongava manatona anay ao amin'ny ARS SERVICES Andrefatsena Ihosy.
📍 Adiresy: Andrefatsena Ihosy, amoron'ny RN7, ampitan'ny Jesosy Mamonjy.
ARS SERVICES – Connexion WiFi haingam-pandeha, mora ary azo antoka!