02/08/2026
🚨Afaka 5 andro dia hisokatra ny groupe MESSENGER Gratuit 🚨
✅Araka ny fangatahan'ny maro dia atao anaty groupe MESSENGER ny cours préparatoire
🚀 Groupe MESSENGER natao hiomanana amin'ny concours CRINFP
👍 : raha tianao ny ho tafiditra anaty groupe dia mila manaraka ireto fepetra ambany ireto:
1️⃣ Asio j'aime ity publication ity publication 👍
2️⃣ Partageo amin'ny groupe 2 misy anao🚀
3️⃣ Invité-o ireo amies mba hanaraka page 📣
4️⃣ Rehefa vita ireo dia soraty anaty commentaire hoe + capture d'écran
⏳ Ao anaty misy santionany amin'ireo capture d'écran (porofo) ilaina