25/05/2026
🇨🇵🇨🇵FIDIRANA VAOVAO : 08 JUIN 2026
📝LESONA :
EXPRESSION : Faire pareil
📚Dikany : Manao mitovy amin'izany, manao tahaka an'izany
OHATRA : - Il me conseille toujours et je fais pareil.
🇨🇵🇨🇵RAHA TE HITENY FRANTSAY DIA AZA MIALA AMINY COURS DE FRANÇAIS"PARTAGE" SATRIA :
💥25 ihany ny mpiofana raisina ka voara-maso tsara.
💥Manao pratique manoloan'ny mpampiofana ny mpiofana tsirairay avy ary hitsiana avy hatrany raha mandiso.
💥Ampianarina mametraka fanontaniana mandritran'ny herinandro iray satria betsaka amintsika MAHAZO fanontaniana fa tsy afaka mamaly.
💥Omena expressions isan'andro ka anatiny roa herinandro ianao dia efa manana expressions courantes ilainao andavanandro.
💥Ampianarina règles de base sy conjugaison ka anatiny roa volana ianao dia mahay ireo règles de base ireo.
💥Afaka manohy pratique aorian'ny fiofanana satria misy club de français ny ao amintsika.
📅📅FIDIRANA VAOVAO : 08 JUIN 2026
⏩Misorata anarana sao tsy hahazo TOERANA. Efa mihakaika ny fotoana.
📚AFAKA MISAFIDY :
💮COURS DU SOIR
💮COURS PARTICULIER À DOMICILE
💮COURS SPÉCIAL À DOMICILE
📞034 86 023 06
🏠TOERANA : Lycée privé"FANANTENANA"/TOLIARA I/TANAMBAO CENTRE AVARATRIN'I LYCÉE PRIVÉ"LUTHÉRIEN" À 50M
🏠BIRAO : AO AMIN'I PASTEUR KOTONIRINA/TOLIARA I/TANAMBAO CENTRE AVARATRIN'I LYCÉE PRIVÉ"LUTHÉRIEN" À 10M
📝Cours de français"PARTAGE", HO ANAO.
🇨🇵🇨🇵L'étude est la clé de la réussite.