Groupe AGV

Groupe AGV Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Groupe AGV, Consulting Agency, ANTSIRABE, Ambatolampy.

Ny Groupe AGV, orinasa sociale, miorina ao Nairobi - Kenya ny taona 2009, sapana eto Madagascar: Siege au Palais du Succes - Tombotsoa, route Airoport- Antsirabe,

Ny Groupe AGV  dia mihezaka hatrany amin'ny fanampiana ny olona mba ho 👉TAFITA👈 eo amin'ny fiaianana amin'ny alalan'ny f...
16/07/2025

Ny Groupe AGV dia mihezaka hatrany amin'ny fanampiana ny olona mba ho 👉TAFITA👈 eo amin'ny fiaianana amin'ny alalan'ny fiofanana sy fivarotana ireo boky
Tonga na aiza na aiza izy ireo ary tsy mitandro hasasarana na dia lavitra sy dezaka azy ny lalan-kaleha satria manana tanjona sy vina dia ny mba 👉HAHATAFITA👈 ny mpiara-belona👍
Maro ireo olona nahazo fiofanana no efa TAFITA hono izy ireo nanaraka atsakany sy andavany ny toro-hevitra nomena azy ireo
Groupe AGV siège Palais du Succès HOTEL Tombotsoa route vers l'aéroport
☎: 038 55 766 55/033 25 845 87

Miarahaba eee!!!👋Ny Groupe AGV  dia orinasa sosialy,mampiofana sy mivarotra fiofanana ary manampy ny olana ho "TAFITA" e...
08/07/2025

Miarahaba eee!!!👋
Ny Groupe AGV dia orinasa sosialy,mampiofana sy mivarotra fiofanana ary manampy ny olana ho "TAFITA" eo amin'ny fiainana amin'ny alalan'ny fiofanana sy torolalana👍
Groupe AGV
☎: 038 55 766 55

Miarahaba eee!!!👋Anisan'ny andraikitra sahanin'ny Groupe AGV  ny fampiroboroboana ny tontolo ambanivohitra amin'ny alala...
04/07/2025

Miarahaba eee!!!👋
Anisan'ny andraikitra sahanin'ny Groupe AGV ny fampiroboroboana ny tontolo ambanivohitra amin'ny alalan'ny fambolena kafe arabica izay tena mety eto amintsika ampovoan-tany Vakinankaratra
Manana saha-kafe eny Toavala Andranomanelatra ny Groupe AGV sady mivarotra zana-kafe amin'ny vidiny mirary👍
Groupe AGV Tombotsoa Antsirabe
☎: 038 55 766 55

Salama daoly eee!👋betsaka ianareo mpanaraka ny pejy no manontany sy liana amin'ilay 👉FIOFANANA FAMBOLENA KAFE ARABICA👈, ...
03/07/2025

Salama daoly eee!👋
betsaka ianareo mpanaraka ny pejy no manontany sy liana amin'ilay 👉FIOFANANA FAMBOLENA KAFE ARABICA👈, amin'ny 26/07/25 andro sambotsy io no hisy ny indray fiofanana .
Koa manasa antsika ary ho tonga maro.🙏
Groupe AGV Tombotsoa Antsirabe
☎:+261 33 25 845 87

Salama daoly eee!!!ny Groupe AGV  dia misehatra  maro: 👉fampiofana FIANAKAVIANA TAFITA,fampiofanana FAMBOLENA KAFE ARABI...
01/07/2025

Salama daoly eee!!!
ny Groupe AGV dia misehatra maro: 👉fampiofana FIANAKAVIANA TAFITA,fampiofanana FAMBOLENA KAFE ARABICA, ary misy orinasa vaovao hisokatra GASY KAFE👈
☎: 038 55 766 55

🇲🇬Vitasoa ny fety daholo e! 👉Tratra ny tanjona ary TAFITA ny hafatra. Izay no azo amintinana an'iny dingana iray lehibe ...
27/06/2025

🇲🇬Vitasoa ny fety daholo e!
👉Tratra ny tanjona ary TAFITA ny hafatra.

Izay no azo amintinana an'iny dingana iray lehibe iny " FESTIVALE CAFÉ ARABICA 1 ère édition "
Araky ny efa fantatry ny maro dia département iray ato Groupe AGV ny Café Arabica du Vohitsara.

Misaotra sy mankasitraka ny vahoakan'ny Vakinakaratra tonga niara-nifety ary vonona hampandro ny faritra @ alalan'ny fambolena café Arabica. Satria ny tena fahalevantena dia ny HERENA MADIO sy FIVELOMANA MILAMINA.

Hisaorana manokana ihany koa ireo partenaire rehetra nanohana ny FESTIVALE CAFÉ ARABICA 1 ère édition



Chantal
Groupe AGV
Palais du Succès HOTEL
Arabica Succes HOTEL
Café Arabica du Vohitsara
Elegance beauty

😊 Efa ho avy indray koa ny formation fambolena cafe Arabica ka harao tsy tapaka ny page tsika fa ato ny vaovao rehetra

🌱 Ny Café maniry ihany e! 🌱

🛣 VOHITSARA (Antsirabe Antanetibe Andranomanelatra)
Tel 034 20 845 87 ou 033 25 845 87

"Ny hanitry ny kafenao no miantoka ny tontolo andronao miavaka"Ny kafe arabica dia miavaka amin'ny kafe rehetra: fofony,...
16/06/2025

"Ny hanitry ny kafenao no miantoka ny tontolo andronao miavaka"

Ny kafe arabica dia miavaka amin'ny kafe rehetra: fofony, tsirony!
Noho izany dia hisy ny fanandramana ́ ☕ mandritran'io 4 andro io(22-23-24- 25-jona 2025)
Tongava maro eee!!!👍

    # ́     2025🇲🇬🇲🇬🇲🇬   goavana mamaivay sy hangotraka, hikatroan'ny Rasolofoson sy Ravalolahy Kitana mangaNy ampivaka ...
13/06/2025

# ́ 2025

🇲🇬🇲🇬🇲🇬
goavana mamaivay sy hangotraka, hikatroan'ny Rasolofoson sy Ravalolahy Kitana manga

Ny ampivaka azy dia hisy ny diabe miala avy any miaraka amin'ny bampapa🎺 sy avy miaraka amin'ny 🪕 banjona

⌛ adin'ny telo ny faharetan'ny fifanandrinana eo amin'ny roatonta

📆 25Jona 2025 ⌚ 08 ora maraina
📞 038 06 766 55☎038 11 372 07
hira feno fahendrena

12/06/2025

📣📣📣TSY MISY FIDIMPIDIRANA

🎡 goavana, ahitana sy du sy kilalao samihafa
📆22 au 23 Jona 2025 ⚠⚠⚠

📍 Café Arabica du Vohitsara Taovala
📞 038 06 766 55

́

Address

ANTSIRABE
Ambatolampy
ANTSIRABE

Telephone

+261332584587

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Groupe AGV posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Groupe AGV:

Share