AJ Shopping

AJ Shopping Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from AJ Shopping, Antananarivo.

Tongasoa eto amin'ny pejin'ny AJ shopping 🌹
Vente
🔸Bon plan du jour
🔸Accessoires de mode
🔸 Habillement
🔸 sneakers
🇲🇬 Promotion marketing
🛵 Livraison commerce

29/03/2026

Efa hisasaka indray ity taona .
Tsy maintsy vitanao Izay kasainao atao rehetra .
fahombiazana

12/03/2026

Tsy maintsy tafita ianao 😍😍

09/03/2026
sambany le zanako VAO MBA nentiko nijery spectacle teto  🥰🥰.
08/03/2026

sambany le zanako VAO MBA nentiko nijery spectacle teto 🥰🥰.

28/02/2026

kivy izany fa tsy manitsy tafita enao indray Andro any .mbola tsy Tonga fotsiny toronao .
Tsy ho very maina io ezaka ataonao io 💪💪💪.
fahombiazana 🥰🥰

27/02/2026

hiteny anao fotsiny aho oe
N ' abandonne jamais quoi qu'il arrive .
Tsy maintsy tonga amin'ny sommet daholo
fahombiazana

22/02/2026

tanteraka daholo anie Izay tinao kasaina rehetra . Araho finoana sy vavaka dia ho lavorary Izay rehetra kasainao 💪

N'inoninona mitranga dia aza kivy zany 💪💪 Andriamanitra tsy mampitondra Izay tsy zakanao izany  . Ny fijalinao anio no h...
19/02/2026

N'inoninona mitranga dia aza kivy zany 💪💪 Andriamanitra tsy mampitondra Izay tsy zakanao izany .
Ny fijalinao anio no hamaritra ny ho avinao feno fahasambarana .

18/02/2026

Rien est impossible
Tsy maintsy tafita ianao na mafy be aza io adinao io💪💪
Vitanao io 💪

17/02/2026

Mbola hamiratra ianao indray Andro any .
Mañana finoana 🥰

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when AJ Shopping posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share