Rebeka Mode

Rebeka Mode Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Rebeka Mode, Wholesale & Supply Store, Mahazo, Antananarivo.

Tongasoa eto @ pejy Rebeka Mode❤
Manome ny tsara ho anao✅
Manandratra ny confection vita malagasy 🇲🇬
👗ROBE ENSEMBLE Patalon ou jupe sns...
Kalitao tsara vidiny mirary
Live shopping Mercredi & samedi 11:30

Livraison manerana faritra an'i madagasikara

05/09/2026

Destockage + arrivage Mixte
Ensemble Pantalon chemise
Robe
Ensemble jupe .ensemble short
Ensemble teddy
Prix de gros
Lot friperie 5000 ar

04/09/2026

isika demain fa aza adino

✨ ROBE MAXI TENA MANJA 😍🔥 ✨Mitady robe lava, élégante ary mahazo aina ve ianao? 😍Ity Robe Maxi ity mihitsy no safidy tsa...
03/09/2026

✨ ROBE MAXI TENA MANJA 😍🔥 ✨
Mitady robe lava, élégante ary mahazo aina ve ianao? 😍
Ity Robe Maxi ity mihitsy no safidy tsara ho anao! 💕👗
🌸 Tissu coton fibrane imprimé, matevina
🌸 Taille standard : M • L • XL
🌸 Mety tsara ho an’ny +1m60 hatramin’ny 1m70
🌸 Coupe maxi, manome allure féminine & élégante ✨
💰 PRIX DE GROS : 25.000 Ar seulement 🔥
👉 Na maka 1 aza, na maka maro dia 25.000 Ar ihany !
🚚 LIVRAISON MANERANA NY FARITRA 🇲🇬
💌 Aza miandry ela fa mety ho lany haingana ny modèle sy couleur tianao ❤️
📩 Réservez dès maintenant !

02/09/2026

Miverina isika ensemble jupe robe ensemble chemise prix de gros daholo

02/09/2026

Arrivage robe
Ensemble Pantalon
Ensemble jupe
Deddy anjaza 10.000a 32000 ar

  article manja be isika rapitso malala 🥰Robe✅Ensemble jupe✅Ensemble Pantalon✅Aza tara fa prix de gros valable anaty liv...
01/09/2026

article manja be isika rapitso malala 🥰

Robe✅
Ensemble jupe✅
Ensemble Pantalon✅
Aza tara fa prix de gros valable anaty live ihany

Antsoy namandri iantsena ❤

Vakio tsara aloha détail izay vao miditra MP❤Ireto sisa ny ensemble jupe disponible dia lany 😊Taille standard SML✅Tissu ...
30/08/2026

Vakio tsara aloha détail izay vao miditra MP❤
Ireto sisa ny ensemble jupe disponible dia lany 😊

Taille standard SML✅
Tissu coton fibrane imprimé matevina nefa maivana tsara ery✅

Prix : 25000 ar na 1 na maka maro

Aza tara fa vitsy kely sisa ❌

confirmation contact et lieu de livraison ihany no afaka raisiko ny Mp

Manao livraison Antananarivo sy manerana faritra

29/08/2026

Nisy niandry live nareo maman androany😊
Anomboka anesy ny mp anareo amizay za zao

# Aleo fa alefako publication aloha ny article dia ao nareo manao jp

fotoana live fa mba tsy teo kely za androany

sondage kely malala isany 🤗iza amireto modèle ireto tinareo ho réalisénay eto Rebeka Mode ataovy  ao @ commentaire ny sa...
28/08/2026

sondage kely malala isany 🤗

iza amireto modèle ireto tinareo ho réalisénay eto Rebeka Mode

ataovy ao @ commentaire ny safidinareo
dia izay betsaka safidy indrindra no ataontsika❤

01✅
02✅
03✅

27/08/2026

👌👌

Address

Mahazo
Antananarivo

Telephone

+261389586857

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Rebeka Mode posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share