Distributeur CANAL PLUS Antananarivo

Call Directions

Distributeur CANAL PLUS Antananarivo 📡✨

J-1 🏆 UEFA Champions League 🏆⚽ Manchester City 🆚 Paris Saint-Germain Iza no hifehy ny lalao? Ny herin'i Manchester City ...
13/10/2026

J-1

🏆 UEFA Champions League 🏆

⚽ Manchester City 🆚 Paris Saint-Germain

Iza no hifehy ny lalao? Ny herin'i Manchester City sa ny fahaizan'ny PSG mamorona zava-mahagaga? 🤩

Amin'ny alarobia 14 Oktobra izao ny valiny amin'ny 10:00 ora alina ao amin'ny CANAL+ SPORT 2 Chaîne 20

 + : 80.000Ar ☎️034 67 798 00 / 032 24 153 16👉 Abonnement EVASION 1Volana be izao 👉Décodeur HD + Sahafa 👉Maimaimpoana ny...
09/10/2026

+ : 80.000Ar
☎️034 67 798 00 / 032 24 153 16
👉 Abonnement EVASION 1Volana be izao
👉Décodeur HD + Sahafa
👉Maimaimpoana ny fametrahana 📡 sy ny livraison.
*Miasa 7j/7
*Tsy misy engagement
Tsara tompoko tonga dia miantso mba afaingana ny fifandraisana😍.

  🇿🇦 : place à la grande finale ! 🏆 Orlando Pirates et Mamelodi Sundowns s’affrontent pour le titre de la Coupe de la Li...
08/10/2026

🇿🇦 : place à la grande finale ! 🏆

Orlando Pirates et Mamelodi Sundowns s’affrontent pour le titre de la Coupe de la Ligue de football professionnel d’Afrique du Sud 💥

📺 Rendez-vous ce samedi à 16H00 GMT sur CANAL+ SPORT 4

08/10/2026

🔥Tadidinareo ve i Gracy ? 🇲🇬✨
Izy ilay tovovavy nisolo tena an’i Madagasikara tamin’ny SECRET STORY Andiany faha 2
🔥Efa ho avy indray izao ny SECRET STORY Andiany faha 3
🤔 Mety ho iza ary no hisolo tena an’i Madagasikara amin’ity andiany vaovao ity? 🇲🇬✨
👉 Aza miasaraka amin'ny pejy raha te tsy ho diso anjara 💥
📺 Arahina tsy ho ela ao amin'ny CANAL+ MAGIC – Chaine 18 🎬✨

08/10/2026

+ : 80.000Ar
☎️ 034 67 798 00 / ⁨032 24 153 16⁩
👉 Abonnement EVASION Iray volana be izao
👉 Décodeur HD + Sahafa
😍 Maimaimpoana ny fametrahana 📡 sy ny livraison
*Miasa 7j/7
*Tsy misy engagement
Tena tsara tompoko tonga dia miantso mba afaingana ny fifandraisana.

18/09/2026

ARARAOTY FA TAPITRA ALAHADY 20SEPTEMBRE IZAO NY PROMOTION 50.000Ar.☺️

✨ QUALIFICATION CAN 2027 📺 Araho mivantana ao amin’ny CANAL+ SPORT 1 – Chaîne 19 amin’ny 07 Ora latsaka folo minitra har...
18/09/2026

✨ QUALIFICATION CAN 2027
📺 Araho mivantana ao amin’ny CANAL+ SPORT 1 – Chaîne 19 amin’ny 07 Ora latsaka folo minitra hariva ny zoma 25 septambra 2026 ho avy izao 🕖

NIGERIA VS MADAGASCAR

💪 ISIKA REHETRA MIARAKA AMIN’NY BAREA! 🏆🔥

Address

Analakely
Antananarivo
101

Telephone

+261346779800

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Distributeur CANAL PLUS Antananarivo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Nearby businesses