Youprint

Call Directions Contact the business

Youprint Service d'impression et de personnalisation

Arcade Analakely 0341458321
Analamahitsy 0387177164

💛🧡 Misehatra amin'ny Textile sa mba te hanao personnalisation ny akanjo ao an-trano ? Te hanana akanjo miavaka ihany koa...
03/11/2026

💛🧡 Misehatra amin'ny Textile sa mba te hanao personnalisation ny akanjo ao an-trano ? Te hanana akanjo miavaka ihany koa hoa anao na ny Orinasanao ? Efa Dispo indray ny FLEX Doré miroir (metallisé).
💛🧡 Ny Flex dia "Thermocollant", pasohana amin'ny fera na presse à chaud dia mipetaka avy hatrany.
💛🧡 Mbola misy hatrany koa ireo effet maro toy ny Pailleté, Arc-en-ciel, Hologramme, Mazava Alina, Fluorescent, sns, ary ireo couleur uni.
💛🧡 Whatsapp et Contact : 034 14 583 21

🚨 RECRUTEMENT URGENT – GRAPHISTE (H/F) 🚨🎨 YOUPRINT RECRUTE !Tu es créatif(ve), rapide et passionné(e) par le design grap...
03/11/2026

🚨 RECRUTEMENT URGENT – GRAPHISTE (H/F) 🚨

🎨 YOUPRINT RECRUTE !

Tu es créatif(ve), rapide et passionné(e) par le design graphique ? Rejoins notre équipe !

🔎 PROFIL RECHERCHÉ :
✅ Excellente maîtrise de Photoshop et Illustrator
✅ Bonne connaissance des techniques de préparation des fichiers pour l’impression
✅ Créativité, rigueur et souci du détail
✅ Capacité à travailler rapidement et à respecter les délais
✅ Bon relationnel et esprit d’équipe
✅ Une expérience dans le domaine de l’imprimerie serait un atout

💼 TES MISSIONS :
▪️ Concevoir des visuels pour nos clients
▪️ Préparer les fichiers pour l’impression (DTF, grand format, stickers, etc.)
▪️ Conseiller les clients dans leurs projets graphiques
▪️ Assurer la qualité des fichiers avant production

📍 Lieu : Antananarivo
⏰ Poste à pourvoir immédiatement

📩 INTÉRESSÉ(E) ?

Envoie-nous ton CV accompagné de quelques réalisations (portfolio) par WhatsApp +261342519940

🔥 Rejoins une équipe dynamique et développe ton talent avec YOUPRINT !

Ratsy io Behoririka io raha atao Parking. Izahay manana soso-kevitra hafa raha mety amintsika vahoakan'Antananarivo. 🤣🤣 ...
02/11/2026

Ratsy io Behoririka io raha atao Parking. Izahay manana soso-kevitra hafa raha mety amintsika vahoakan'Antananarivo. 🤣🤣 Sorato ao amin'ny Commentaire ao raha sitrakareo fa ho ataontsika.
⭕️ Dia tongava manao impression fa misokatra izahay. Impression PVC, DTF, Bâche, Autocollant, UV DTF, T-shirt, POLO, Sweat, Gomme, FLEX, Goodies 😄

🔥 HEY. Mbola tsy vita ny promotion an'ny machine an. Fa efa vitsivitsy sisa no dispo ka malaky ary. 🔥Presse 38x38 Editio...
29/10/2026

🔥 HEY. Mbola tsy vita ny promotion an'ny machine an. Fa efa vitsivitsy sisa no dispo ka malaky ary.
🔥Presse 38x38 Edition 2026 Noir
🔥Mini Presse à Chaud
🔥Presse MUG
⭕Mp avy hatrany raha mila prix na information

🛑 Ka sahia.... andeha hanao asa momban'ny Plexiii, PVC na acrylique aty amin'ny Youprint. 🛑 Impression et découpe person...
28/10/2026

🛑 Ka sahia.... andeha hanao asa momban'ny Plexiii, PVC na acrylique aty amin'ny Youprint.
🛑 Impression et découpe personnalisé sur PVC, Plexi, Acrylique chez Youprint
🛑 Impression de qualité, tarif revendeur,...
🛑Youprint, Arcade Analakely en plein centez ville - 038 00 583 21

22/10/2026

KTCHAK KTCHAK 🤣🤣 Mba manao trend
🔴Youprint - Impression Grand Format, DTF, Bâche, Autocollant, PVC, Plexi, Carte de Visite, Affiche, Flyers, Brochure, UV DTF, Personnalisation T-shirt, Polo...

😁 Mitady azy fatratra izahay.🟥 Fa tena ilaina ny carte de visite eo amin'ny sehatry ny asa. 🟥 Manao izahay eto amin'ny Y...
21/10/2026

😁 Mitady azy fatratra izahay.
🟥 Fa tena ilaina ny carte de visite eo amin'ny sehatry ny asa.
🟥 Manao izahay eto amin'ny Youprint. En PCB na en PVC. Avec ou sans lamination.
🟥 Whatsapp na MP raha mila fanazavana : 038 00 583 21
🟥Manao affiche, flyers, brochures, sns ihany koa.

😁 Ny impression sur PVC eto amin'ny Youprint dia manomboka amin'ny 10.000 Ar. 10.000 Ariary monja. Aiza no ahita toy iza...
20/10/2026

😁 Ny impression sur PVC eto amin'ny Youprint dia manomboka amin'ny 10.000 Ar. 10.000 Ariary monja. Aiza no ahita toy izany.
🔴 Azo hanaovana Sary, plaque, menu, enseigne, panneau de bienvenue, panneau de chantier, plaque moto sy fiara, photobooth sy ny maro hafa...
🔴 Azo découpena rond, carré, ovale, sy izay forme tianareo
🔴 Idéal raha mbola hisera. Ny qualité Youprint efa hainareo.
🔴 Dimension azo personnalisena. Mp avy hatrany na Whatsapp raha mila devis na fanazavana : 038 00 583 21

🔥🤣 50% hatramin'ny 90% de remise daholo ny asa rehetra ho antsika izay mifanena am ireto ekipa ireto.🤣🔥 Efa mandede any ...
19/10/2026

🔥🤣 50% hatramin'ny 90% de remise daholo ny asa rehetra ho antsika izay mifanena am ireto ekipa ireto.🤣
🔥 Efa mandede any zareo mitety tànana ry zareo fa mba jerijerevo a.
🔥Na hanao DTF, na PVC, na Plexi, na UV DTF, na Roll Up na Oriflamme, na lambahoany, na bâche, na autocollant an.. tsy mifidy 🤣

🔥⭕ Stickers UV DTF tonga de azo apetaka avy hatrany. Pour casque, ordi, telephone, sns... 🔥⭕ Vidiny mirary. Tongava ety ...
16/10/2026

🔥⭕ Stickers UV DTF tonga de azo apetaka avy hatrany. Pour casque, ordi, telephone, sns...
🔥⭕ Vidiny mirary. Tongava ety amin'ny Youprint Analakely raha mila.
🔥⭕ Aza miala lavitra fa vokatra vaovao be be dia be tsy ho ela...

Address

Analakely
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:30 - 17:00
Tuesday 08:30 - 17:00
Wednesday 08:30 - 17:00
Thursday 08:30 - 17:00
Friday 08:30 - 17:00

Telephone

+261341458321

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Youprint posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Youprint:

Shortcuts

Share

Nearby businesses