BON Tamarin Matsiro

BON Tamarin Matsiro BON TAMARIN 😍MATSIRO😍(vente)

BONBON TAMARIN : UN GOÛT UNIQUE ! Découvrez notre délicieux bonbon au tamarin, avec une saveur exceptionnelle et origina...
19/08/2026

BONBON TAMARIN : UN GOÛT UNIQUE !

Découvrez notre délicieux bonbon au tamarin, avec une saveur exceptionnelle et originale ! 😋✨

🌟 Disponible en plusieurs saveurs :
🍯 Sucré
🧂 Salé
🌶️ Pimenté
🫚 Gingembre

💰 Seulement 1 500 Ar !

🚚 Livraison partout !
📞 Commandez dès maintenant au : 038 63 499 23

🔥 Une saveur unique, impossible à oublier !
Goûtez-y et laissez-vous surprendre ! 😍

12/08/2026

Merciiii anareo e🎊 ! Voaaro Nokinasa, Jhessy Sahondra, Nancy Andriann, Befanjaka Huguin Castellani, Arsed Manampisoa, Shina Soa, Mirana Fifaliana, Tolojanahary Sombiniaina, Arisoacouture Arisoacouture

❌❌FILAZANA❌❌RY MPANJIFA BONBON TAMARIN 🩵NAH🩵 HAJAINA,🙏 Mialatsiny tompoko n'y am livraison na commande nareo tsy Tonga a...
12/08/2026

❌❌FILAZANA❌❌
RY MPANJIFA BONBON TAMARIN 🩵NAH🩵 HAJAINA,

🙏 Mialatsiny tompoko n'y am livraison na commande nareo tsy Tonga ara-mpotoana nohony fisiany fandamianana eny anelanelani eny,...ka noho izany
💢Satria moa hanome fahafahampo anareo hatrany no ataonay,dia hiezaka izahay hanatsara n'y service

❌ Misaotra anareo izay nankafia sy nanohy n'y fiaraha miasa hatrany,mangataka aho,Raha misy fanatsarana,na hitanao,mombani bonbon tamarin ,dia aza misalasala fa mandray félicitations,sy kihina ihany koa izahay afahanay mandroso hatrany,

💢Omenay safidy hianareo,....satria moa ao n'y client izay nanantena fatratra n'y habeany boule araka izay tiany,dia izao:

METY AMITSIKA VE RAHA HO AVADIKA MANDEHA PAR GRAMME INDRAY NY VIDINY BONBON REHETRA,
OHATRA: 2000AR ..150g ohatra,

Antony ,Raha atao par gramme mantsy io,dia afaka misafidy izay abeany boule isika rehetra,

HO ATSIKA MPANJIFA REHETRA ARY OH,AKAIKY NY FIDIRANY MPIANATRA ,SADY MBOLA VACANCES IHANY KOA ISIKA  IZAO, AFAKA MANARAR...
07/08/2026

HO ATSIKA MPANJIFA REHETRA ARY OH,
AKAIKY NY FIDIRANY MPIANATRA ,
SADY MBOLA VACANCES IHANY KOA ISIKA IZAO, AFAKA MANARARAOTRA TSARA🤍

▶️Nisy fanatsarana n'y vokatra bonbon Tamarin NAH,..izay manome anareo n'y kalitao tsara,🎊 tsiro miavaka ,....

▶️Raha 2g ny habeany boule voarainao ohatra,dia efa 4g iray izy amzao,

,▶️1500ar: 35 boule
,▶️2000ar :50Boule
,▶️Mandefa am kg ihany koa izahay,

⭕MANDEFA AM FARITRA IZAHAY ,ARY MANAO LIVRAISON IHANY KOA⭕
038 63 499 23

06/08/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Tanjøna Manana Tsiøry, Pasteur Rakotoarimalala Désiré, Holy Randriamasy, Holy Tah, Fanyaah Anyaah, Kitana Sy Volana

💢TAHAKA IZAO HITATSIKA AM ZAO SARY ZAO MIHINTSY N'y BONBON TAMARIN NAH💢    Ho anao izay te hanodina vola haingana bé Ary...
31/07/2026

💢TAHAKA IZAO HITATSIKA AM ZAO SARY ZAO MIHINTSY N'y BONBON TAMARIN NAH💢
Ho anao izay te hanodina vola haingana bé Ary
❇️ Bonbon tamarin no vahaolana❇️
Mañana tsiro : SUCRÉ, SALÉ, PIMENTÉ, GINGEMBRE 💯
PRIX DE GROS
▶️400ar
▶️800ar
▶️1500ar
▶️2000ar
▶️Ary mandefa am kg ihany koa izahay

☎️ Ao am Première Coms👇 n'y numéro téléphone,afaka mandefa am watsapp ihany koa

afaka mandefa mp ihany koa a,
⭕SERVICE RAPIDE,...MANDEFA ANY AM FARITRA IHANY KOA IZAHAY A⭕

💢TAHAKA IZAO HITATSIKA AM ZAO SARY ZAO MIHINTSY N'y BONBON TAMARIN NAH💢    Ho anao izay te hanodina vola haingana bé Ary...
28/07/2026

💢TAHAKA IZAO HITATSIKA AM ZAO SARY ZAO MIHINTSY N'y BONBON TAMARIN NAH💢
Ho anao izay te hanodina vola haingana bé Ary
❇️ Bonbon tamarin no vahaolana❇️
Mañana tsiro : SUCRÉ, SALÉ, PIMENTÉ, GINGEMBRE 💯
PRIX DE GROS
▶️400ar
▶️800ar
▶️1500ar
▶️2000ar
▶️Ary mandefa am kg ihany koa izahay

☎️ 038 63 499 23,
watsapp :038 63 499 23,

afaka mandefa mp ihany koa a,
⭕SERVICE RAPIDE,...MANDEFA ANY AM FARITRA IHANY KOA IZAHAY A⭕

AIZA DAHOLO ISIKA REHETRA OH,BONBON TAMARIN VAOVAO BE🥳MATSIROOOOAZA TARA ARY MIANTSO NY LAHARANA 038 63 499 23 ohhh
13/07/2026

AIZA DAHOLO ISIKA REHETRA OH,
BONBON TAMARIN VAOVAO BE
🥳MATSIROOOO
AZA TARA ARY MIANTSO NY LAHARANA
038 63 499 23 ohhh

💥BONBON TAMARIN 💥     💥400AR💥 Prix de gros Saveur : Pimenté, Sucré, Salé 😜Alefaso n'y commande Ary e🙌
11/06/2026

💥BONBON TAMARIN 💥

💥400AR💥 Prix de gros
Saveur : Pimenté, Sucré, Salé 😜

Alefaso n'y commande Ary e🙌

Address

Antananarivo

Telephone

+261386349923

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when BON Tamarin Matsiro posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share