28/05/2026
Mendrika fanomezana tsara otran'izao kosa aloha ny Maman eh 🌹🌹🎁
Miomana enao maman fa ho tonga aloha indray cadeaux anao nividian'i Monsieur ah 🎁❤🔥❤🔥✨
Lasa indray ilay salon 2220 vao nipubliena omaly ataony monsieur cadeaux any madame ony 😂❤faly ery izao madame fa tsy hapoizina indray ity suprise ity 🥺🥺😂😂❤❤
Tena makasitraka bedebe anareo fona izahay 😍😍
Ho anareo izay mbola tsy nahita cadeaux ho an'i maman na vady nareo dia ividiano salon izy mba akany aina rehefa reradreraka iny 😁😁🤩🤩❤❤