NY SOOA

NY SOOA small business center

+26138 39 931 42
📧[email protected]
(1)

Manakaiky ny 8 Mars....Hankalazana ny herin'ny vehivavy sy ny fandraisany anjara amin'ny fiarahamoninaHiadiana amin'ny f...
05/03/2026

Manakaiky ny 8 Mars....

Hankalazana ny herin'ny vehivavy sy ny fandraisany anjara amin'ny fiarahamonina
Hiadiana amin'ny fanavakavahana
Handrisihana ny fandrosoana sy fanabeazana ho an'ny vehivavy

Tadidio fa ianao dia vehivavy soa, meva , tsara, manana ny maha izy anao!

Izahay eto amin'ny pejy Ny Sooa dia mirary soa sahady ny vehivavy rehetra.

Araho hatrany ny pejy fa hisy zavatra omaninay ho anareo....

✨ROBE DISPONIBLE✨✅Rouge à motif✅Taille SM✅💯Confection malagasy✅Dos à lacetDisponible de suite ‼️
14/01/2026

✨ROBE DISPONIBLE✨
✅Rouge à motif
✅Taille SM
✅💯Confection malagasy
✅Dos à lacet

Disponible de suite ‼️

Mitohy hatrany ny fandraisana commande 💯✅Confection sur mesure✅Manjaitra akanjo ambehivavy na andehilahy / na ankizy na ...
14/01/2026

Mitohy hatrany ny fandraisana commande 💯

✅Confection sur mesure
✅Manjaitra akanjo ambehivavy na andehilahy / na ankizy na lehibe
✅Avec finition

Indro àry santionany tamin'ny robe izay natao. Tsara qualité , amin'ny didiny personnalisé !

Aza misalasala mandefa mp raha hanao commande koa ianao☺️

Indro indray àry ny modèle prêt à porter manaraka✅ensemble Gilet + Pantalon✅taille L✅FemmeTongava mp na en commentaire r...
28/12/2025

Indro indray àry ny modèle prêt à porter manaraka
✅ensemble Gilet + Pantalon
✅taille L
✅Femme

Tongava mp na en commentaire raha liana ianao.

Afaka mandray commande sur mesure ihany koa izahay annnn !

✅Cliente satisfaiteTongava mp raha misy model tianao hozairinay ohhh🥰🥰🥰
26/12/2025

✅Cliente satisfaite

Tongava mp raha misy model tianao hozairinay ohhh🥰🥰🥰

✨Mirary fety sambatra ho antsika rehetra✨_Ny Sooa
24/12/2025

✨Mirary fety sambatra ho antsika rehetra✨

_Ny Sooa

ENSEMBLE BLEU CIEL RAYÉ 💯VENDUMandray commande foana izahay raha misy modèle tianao ho-confectionena😊Midira mp avy hatra...
23/12/2025

ENSEMBLE BLEU CIEL RAYÉ 💯VENDU

Mandray commande foana izahay raha misy modèle tianao ho-confectionena😊
Midira mp avy hatrany

__Ho antsika rehetra izay te hampanjaitra akanjo amin'izao faraparan'ny taona izao__✅Sur mesure✅Confection vita malagasy...
23/12/2025

__Ho antsika rehetra izay te hampanjaitra akanjo amin'izao faraparan'ny taona izao__

✅Sur mesure
✅Confection vita malagasy
✅Finition au top
✅Modèle personnalisée
✅Na ankizy na lehibe

Afaka mandefa hafatra miafina aminay na miantso ny 0383993142/033 02 098 45

Indro àry santionan'ny akanjo nozairinay, ho ana ankizy vavy kely. Afa-po tamin'ny asa tanana ny mpanjifa🥰

Ensemble 3 pièces: ✨Gilet + pantalon + short ✨Disponible dès maintenant chez Ny SooaTaille MConfection - Vita malagasyPr...
17/12/2025

Ensemble 3 pièces:
✨Gilet + pantalon + short ✨
Disponible dès maintenant chez Ny Sooa
Taille M
Confection - Vita malagasy
Prix : 40 000 Ariary

Tant attendu...✨Voici notre première collection de décembre:ensemble chic combiné de gilet boutonné et pantalon tube. Co...
15/12/2025

Tant attendu...
✨Voici notre première collection de décembre:
ensemble chic combiné de gilet boutonné et pantalon tube. Couleur: bleu ciel rayée. Taille M
Disponible , prêt-à-porter.
📍Veuillez passer vos commandes en message privé ou en commentaire ou appelez le 0383993142.
-------------------------------------------
Ela no niandrasana....
✨Inty àry ny ensemble mihaja ho an'ny vehivavy:
Gilet boutonné sy pataloha tube. Loko: bleu ciel rayée. Taille : M.
📍Afaka jifainao dieny izao. Mandefasa hafatra miafina na sorato ao amin'ny commentaire raha liana ianao, na antsoy ny 0383993142

🤎

Address

ITZ 28 Behenjy Itaosy
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when NY SOOA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share