Veronik Online Store

Veronik Online Store vente en gros et détails

Mahafinaritra foana manana  hoditra salama sy madio e!
10/09/2026

Mahafinaritra foana manana hoditra salama sy madio e!

Halaviro avokoa ireo izay mitady hangalatra ny ÉNERGIE nao👌Mila Hery ianao handrosoana ka mahaiza misafidy izay tena nam...
09/09/2026

Halaviro avokoa ireo izay mitady hangalatra ny ÉNERGIE nao👌

Mila Hery ianao handrosoana ka mahaiza misafidy izay tena namana manome inspiration sy vibration POSITIVE ho anao🥰

Beurre de karité purHazo tena manana tantara ny karité satria tsy hita manerana izao tontolo izao izy fa toerana voafari...
08/09/2026

Beurre de karité pur

Hazo tena manana tantara ny karité satria tsy hita manerana izao tontolo izao izy fa toerana voafaritra any Afrika no ahitana azy ,izay antsoina hoe : ceinture du karité izay hita manomboka any Sénégal hatrany Mali,Burkina Faso,Ghana,Togo,Benin, Nigéria ary côte d'ivoire.

Ny hazo na hoe arbre à Karité dia ao anatin'ny 15 hatramin'ny 20 taona eo vao mamoa ny voany,afaka miaina 300 taona izy ary mamoaka voany isan-taona



Fahafinaretana ho an'ny tena manokana hatrany  ny fikarakarana ny vatana ho madio sy salama tsara ❤️
05/09/2026

Fahafinaretana ho an'ny tena manokana hatrany ny fikarakarana ny vatana ho madio sy salama tsara ❤️

Mahazo aina tsara ery ny  tarehy atao massage maivamaivana miaraka amin'ny beurre de karité  iny alohan'ny hatory ,andra...
04/09/2026

Mahazo aina tsara ery ny tarehy atao massage maivamaivana miaraka amin'ny beurre de karité iny alohan'ny hatory ,andramo anie eee



Manana tombony tsara foana ianao mampiasa ny  tena vokatra natoraly azo antoka tsara kalitao
03/09/2026

Manana tombony tsara foana ianao mampiasa ny tena vokatra natoraly azo antoka tsara kalitao


Misafidy ny ho faly na inona hidona na inona mitranga🥰Mankasitraka hatrany tompoko tamin'ny commande nareo nandritra ny ...
28/08/2026

Misafidy ny ho faly na inona hidona na inona mitranga🥰

Mankasitraka hatrany tompoko tamin'ny commande nareo nandritra ny herinandro 🙏

Mirary zoma mahafinaritra

Beurre de karité pur : la douceur naturelle pour votre peau !Riche et nourrissant, le beurre de karité aide à hydrater, ...
27/08/2026

Beurre de karité pur : la douceur naturelle pour votre peau !

Riche et nourrissant, le beurre de karité aide à hydrater, adoucir et protéger la peau au quotidien.

Un soin naturel pour une peau douce, souple et éclatante


Mitondra soa tena miavaka ho an'ny hoditra ,tarehy ary ny  volo ny beurre de karité
26/08/2026

Mitondra soa tena miavaka ho an'ny hoditra ,tarehy ary ny volo ny beurre de karité

Nanandrana recette m**o bol  ity fa tena hoe top👌Tao amin'ny  Njac Razakahirisoa nahitako azy👌Tena premier essai tonga d...
23/08/2026

Nanandrana recette m**o bol ity fa tena hoe top👌
Tao amin'ny Njac Razakahirisoa nahitako azy👌
Tena premier essai tonga dia miam B
Sady mikarepoka malefadefaka mmmmmm

Nareo koa ve tia m**o baolina ?

Address

Andrefanambohijanahary
Antananarivo
00101

Opening Hours

Monday 07:00 - 20:00
Tuesday 07:00 - 20:00
Wednesday 07:00 - 20:00
Thursday 07:00 - 20:00
Friday 07:00 - 20:00
Sunday 07:00 - 20:00

Telephone

+261344415456

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Veronik Online Store posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Veronik Online Store:

Shortcuts

Share