Saosisy gasy

Saosisy gasy Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Saosisy gasy, Business Center, Andraisoro, Antananarivo.

Raha liana aminy saosisy gasy ianao dia afaka manao commande ato anaty page avy hatrany
Prix de gros 1500ar tige iray
Prix détaillé 2000ar tige iray
MANAO LIVRAISON IZAHAY NY LUNDI SY DIMANCHE
Manomboka 3000ar frais de livraison tompoko
(ANDRAISORO)

17/12/2025

Mbola ato daholo ve?

hoavy izao fety mandeha tsaky anaty bara!! afaka manao commande ianao

16/04/2025

J1

19/03/2025

Aza misalasala mandefa hafatra ato aminy pejy

19/03/2025

Mbola mitohy hatrany fandraisana commande

Waouh 😲😲 Tsy tsaky fotsiny na laoka vary aminy anana na vary soa maraina sy ariva fotsiny fa kay mety laoka atoandro tsa...
26/02/2025

Waouh 😲😲
Tsy tsaky fotsiny na laoka vary aminy anana na vary soa maraina sy ariva fotsiny fa kay mety laoka atoandro tsara
Saosy tongolo sy voatabia Ary Carry kely io napiarahako azy io,matsiro tsisy otrizay Ilay sosisy gasy (dia io aminy sary itanareo io laoka atoandro androany) hoanareo panao bara,pivarotra vary aminy anana te hanao laoka atoandro,io sosisy e mora hatrany
1500ar folo miakatra
2000ar latsakizay
Frais de livraison manomboka 3000ar

Arabaina nahatratra ny taona 2025! Mirary soa sy fanambinana hoatsika ity tao ity, mirary ka mirary ahita vola  sy haren...
03/01/2025

Arabaina nahatratra ny taona 2025! Mirary soa sy fanambinana hoatsika ity tao ity, mirary ka mirary ahita vola sy harena ary hambini-javatsoa

Miverina mandray comande izahay ny 10 janvier 2025 ko manasa anao izay efa nanjifa mba hanome retour aminay ary ary ireo izay te hanjiva dia asa misalasala!!alefaso aminy commentaires ireo lesoka hitanao mba ho fanatsarana ny entana

Toerana andraisoro antanimalalaka

26/12/2024

Joyeux Noël daholo ooh!!mbola tsy tapitra ny fety an!mbola misy ny farany taona sy taombaovao,sady atao fidiram-bola koa io!hoanareo barman sy izay hana'lazy any atrano dia afaka mandray commande saosisy zay ilainao izahay 10 ladina miakatra dia efa mahazo prix de gros(1500ar) raha livrena dia 3000ar frais de livraison ka hatraminy 4000ar!! Manasa anao ary andefa comande

Mbola mitohy hatrany ny saosisy vita gasy,tsara tsiro!!mety hoany panao vary aminy anana, mety hoany pibarotra bar hatao...
23/10/2024

Mbola mitohy hatrany ny saosisy vita gasy,tsara tsiro!!mety hoany panao vary aminy anana, mety hoany pibarotra bar hatao tsaky,mety hoany ao atrano ihany koa!!mandray comande izahay izay isa ilainao.

Prix de gros 1500ariary tige iray 25cm
Prix atsinjaranu 2000ar tige iray 25cm
Mora endasina tsy mora simba

Saosisy gasy tsy misy kisoa 1500ar tige iray manasa anao pivarotra vary  na bar fa mety atao laoka sy tsaky tsara mihits...
24/07/2024

Saosisy gasy tsy misy kisoa 1500ar tige iray manasa anao pivarotra vary na bar fa mety atao laoka sy tsaky tsara mihitsy !!midira mp izay liana

Address

Andraisoro
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Saosisy gasy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share