18/10/2017
Miarahaba antsika eto Antsirabe sy ny manodidina efa miverina misokatra ho antsika indray ny Cyber ety amin'ny Rond Point Vélodrome amin'ny endriny vaovao izay misokatra ny maraina 07h30 -12h00 ny hariva 14h00-19h30 ary ny Alahady ihany no tsy misokatra. Cyber Vélodrome dia manao ireto: Photocopie,Plastification,Impression,Saisie,Scan,Reliure,Conception:Spot, Publicitaire, Reportage vidéo( Événement familial,Promotion de votre produit...), Conception Affiche/Badge, tsy adino ihan ko ireo Fourniture du Bureau sy Film,Série,Dessin animé (vaovao,taloha), Parole ary ny Connexion sy ny Wi-Fi manasa antsika ary itsidika ny Cyber rond pont Vélodrome manatena ny fahatongavanao sahady