Refy Vaovao

Refy Vaovao Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Refy Vaovao, Business Center, Ankofafa, Fianarantsoa.

ANDIANY FARANY ho antsika eto  DIEGO : )Ireo TSIAMBARATELO rehetra izay  homenay anao @ ity dia hahatonga anao :==> Tsy ...
18/08/2026

ANDIANY FARANY ho antsika eto DIEGO : )

Ireo TSIAMBARATELO rehetra izay homenay anao @ ity dia hahatonga anao :

==> Tsy ho sahirana intsony @ FISAFIDIANANA ilay olona mahatoky sy mahay, hamindrana andraikitra ( La bonne personne à bonne place ).

==> Ho matihanina amin'ny fanaovana CONTRÔLE ny ezaka ataon'ny ekipanao ianao.

==> Havoafehy ireo STRATÉGIES vaovao fandaminana sy fampiakarana ny performance ny ekipanao, mba hahafahana mivelatra kokoa hatrany.

==> Ho matihanina amin'ny fanaovana Recrutement, CONTRAT DE TRAVAIL sy ireo pitsopitsony manodidina azy rehetra, ny Traitement et vérification de salaire, IRSA ... ianao.

==> Afaka mifehy ireo olana mateti-pitranga avy amin'ny olona tantanina, toy ny CONFLIT, ABSENCE, sns

==> Ho capable tsara amin'ny fampiasana ny CODE DU TRAVAIL Malagasy
( Loi 2024 - 014 ) ianao.

==> ...

@ alalan'ity formation GESTION DES RESSOURCES HUMAINES ity,

" TENY MALAGASY NY FAMPIANARANA "

💎 Fotoana : ALAHADY 30 AOÛT 2026 ho avy izao, manomboka @ Ray Ora tolakandro (13H00 - 17H00),

🏢 Toerana : Eto DIEGO,

🚫 🚫 TSY MITONDRA CAHIER INTSONY FA OMENA BOKY TARATASY+ FICHIERS PDF ny mpiofana rehetra !

🎯 Manasa anao handefa message privé avy hatrany raha vonona hiofana!

FOTOANA IZAO, hitondranao fanatsarana ao  misy ANAO!=> Tianao hilamina sy hahafinaritra kokoa ve ny fifandraisana misy a...
29/07/2026

FOTOANA IZAO, hitondranao fanatsarana ao misy ANAO!

=> Tianao hilamina sy hahafinaritra kokoa ve ny fifandraisana misy ao an-tokatranonao ; eo aminao sy ny olon-tianao ry mpifankatia ; Ny mpiara-mianatra ary indrindra ny mpiara-miasa aminao?

=> Te ho henoina sy hajaina ary ankatoavina ianao rehefa miteny ?

=> Te hahafantatra hoe amin'ny fomba ahoana no hahatonga ny olona ho voaentana sy hanatanteraka ny antsonao ?

=> Te ho matihanina amin'ny fandraisana fanapahan-kevitra ( DÉCISION)?

=> Te ho matihanina amin'ny fametrahana stratejia (STRATÉGIE) fanatanterahana asa ?

=> Te ho matihanina amin'ny fanomezana MOTIVATION isaky ny mihaona amin'ny ekipanao?

=> Tianao hiasa tsara hatrany ve ny ekipanao, na dia tsy eo aza ianao?

=> Te ho capable amin'ny fanaovana ENQUÊTE ?

=> Te hahavoafehy ireo TECHNIQUE fandaminana ny torimaso, mba ho ara-dalana hatrany na dia misy olana tsy voavaha aza?

=> Te havoafehy ny fomba hanajan'ny olona anao, na dia zokinao ara-taona na ara-diplôma ny olona tarihinao?

=> Te havoafehy ireo STRATÉGIE mahatonga ny ekipanao hiasa tsara na dia tsy eo ianao?

=> (...)

=> Hey, tsy talenta no mahatonga anao ho azo itokiana "CRÉDIBLE" manoloana ny hafa ( Mpiara-mianatra na Mpiara-miasa) fa Leadership.

Miankina aminao ny FAHOMBIAZANA tompoko !

Ndao hianatra Leadership
*********************************************
Amin'ny SAMEDI 8 AOÛT 2026, manomboka am Iray Ora tolakandro (13H00) ny fotoantsika.

❤️ MISY ATTESTATION

Toerana : Eto Tsaramandroso MAJUNGA.

❌❌❌ TSY MITONDRA CAHIER INTSONY REHEFA MIOFANA FA HOMENA BOKY TARATASY NY MPIOFANA REHETRA !

Manasa Anao handefa message privé avy hatrany raha hiofana !

ANTSIRABE indray : Fotoana izao,hitondranao fanatsarana ao  misy Anao ry Ray aman-dReny ; Mpianatra ; Mpiasa ; Mpandraha...
29/06/2026

ANTSIRABE indray : Fotoana izao,hitondranao fanatsarana ao misy Anao ry Ray aman-dReny ; Mpianatra ; Mpiasa ; Mpandraharaha namana!

=> Tianao hilamina sy hahafinaritra kokoa ve ny fifandraisana misy ao an-tokatranonao ; eo aminao sy ny olon-tianao ry mpifankatia ; Ny mpiara-mianatra ary indrindra ny mpiara-miasa aminao?

=> Te ho henoina sy hajaina ary ankatoavina rehefa miteny ?

=> Te hahafantatra hoe amin'ny fomba ahoana no hahatonga ny olona ho voaentana sy hanatanteraka ny antsonao ?

=> Te ho matihanina amin'ny fandraisana fanapahan-kevitra ( DÉCISION)?

=> Te ho matihanina amin'ny fametrahana stratejia (STRATÉGIE) fanatanterahana asa ?

=> (...)

=> Hey, tsy talenta no mahatonga anao ho azo itokiana "CRÉDIBLE" manoloana ny hafa ( Mpiara-mianatra na Mpiara-miasa) fa Leadership.

Miankina aminao ny FAHOMBIAZANA tompoko !

Ndao hianatra Leadership
*********************************************
Amin'ny SABOTSY 11 JOLAY 2026 izao ny fotoantsika, manomboka am Iray Ora tolakandro (13H00 -17H00),

Toerana : Eto Antsirabe.

❌❌❌ TSY MITONDRA CAHIER INTSONY REHEFA MIOFANA FA HOMENA BOKY TARATASY NY MPIOFANA REHETRA !

Manasa Anao handefa message privé avy hatrany raha hiofana !

FOTOANA IZAO, hitondranao fanatsarana ao  misy ANAO!=> Tianao hilamina sy hahafinaritra kokoa ve ny fifandraisana misy a...
09/06/2026

FOTOANA IZAO, hitondranao fanatsarana ao misy ANAO!

=> Tianao hilamina sy hahafinaritra kokoa ve ny fifandraisana misy ao an-tokatranonao ; eo aminao sy ny olon-tianao ry mpifankatia ; Ny mpiara-mianatra ary indrindra ny mpiara-miasa aminao?

=> Te ho henoina sy hajaina ary ankatoavina ianao rehefa miteny ?

=> Te hahafantatra hoe amin'ny fomba ahoana no hahatonga ny olona ho voaentana sy hanatanteraka ny antsonao ?

=> Te ho matihanina amin'ny fandraisana fanapahan-kevitra ( DÉCISION)?

=> Te ho matihanina amin'ny fametrahana stratejia (STRATÉGIE) fanatanterahana asa ?

=> Te ho matihanina amin'ny fanomezana MOTIVATION isaky ny mihaona amin'ny ekipanao?

=> Te ho capable amin'ny fanaovana ENQUÊTE ?

=> Te hahavoafehy ireo TECHNIQUE fandaminana ny torimaso, mba ho ara-dalana hatrany na dia misy olana tsy voavaha aza?

=> Te havoafehy ny fomba hanajan'ny olona anao, na dia zokinao ara-taona na ara-diplôma ny olona tarihinao?

=> Te havoafehy ireo STRATÉGIE mahatonga ny ekipanao hiasa tsara na dia tsy eo ianao?

=> (...)

=> Hey, tsy talenta no mahatonga anao ho azo itokiana "CRÉDIBLE" manoloana ny hafa ( Mpiara-mianatra na Mpiara-miasa) fa Leadership.

Miankina aminao ny FAHOMBIAZANA tompoko !

Ndao hianatra Leadership
*********************************************
Amin'ny SAMEDI 20 JUIN 2026, manomboka am Ray Ora tolakandro (13H00) ny fotoantsika.

❤️ MISY ATTESTATION

Toerana : Analakely Antananarivo.

❌❌❌ TSY MITONDRA CAHIER INTSONY REHEFA MIOFANA FA HOMENA BOKY TARATASY NY MPIOFANA REHETRA !

Manasa Anao handefa message privé avy hatrany raha hiofana !

HO ANAO eto DIEGO, te hahavoafehy ireo STRATÉGIES  fisintomana ny  fahalianan' ny ekepanao mba hahatonga azy HIHAINO TSA...
27/05/2026

HO ANAO eto DIEGO, te hahavoafehy ireo STRATÉGIES fisintomana ny fahalianan' ny ekepanao mba hahatonga azy HIHAINO TSARA sy HANARAKA ary HANATANTERAKA ny zavatra lazainao rehefa mampivory.

> Tianao hilamina sy hahafinaritra kokoa ve ny fifandraisana misy ao an-tokatranonao ; eo aminao sy ny olon-tianao ry mpifankatia ; Ny mpiara-mianatra ary indrindra ny mpiara-miasa aminao?

> Te ho henoina sy hajaina ary ankatoavina ianao rehefa miteny ?

> Te hahafantatra hoe amin'ny fomba ahoana no hahatonga ny olona ho voaentana sy hanatanteraka ny antsonao ?

> Te ho matihanina amin'ny fandraisana fanapahan-kevitra ( DÉCISION)?

> Te ho matihanina amin'ny fametrahana stratejia (STRATÉGIE) fanatanterahana asa ?

> Te ho matihanina amin'ny fanomezana MOTIVATION isaky ny mihaona amin'ny ekipanao?

> Te ho capable amin'ny fanaovana ENQUÊTE ?

> Te hahavoafehy ireo TECHNIQUE fandaminana ny torimaso, mba ho ara-dalana hatrany na dia misy olana tsy voavaha aza?

> Te havoafehy ny fomba hanajan'ny olona anao, na dia zokinao ara-taona na ara-diplôma ny olona tarihinao?

> ...

=> Hey, tsy talenta no mahatonga anao ho azo itokiana "CRÉDIBLE" manoloana ny hafa ( Mpiara-mianatra na Mpiara-miasa) fa Leadership.

Miankina aminao ny FAHOMBIAZANA tompoko !

Ndao hianatra Leadership
*********************************************
Amin'ny Alahady 07 JUIN 2026, manomboka am Ray Ora tolakandro (13H00) ny fotoantsika.

Toerana : Eto DIEGO.

👉 MAHAZO ATTESTATION NY MPIOFANA REHETRA 🥰

❌❌❌ TSY MITONDRA CAHIER INTSONY REHEFA MIOFANA FA HOMENA BOKY TARATASY NY MPIOFANA REHETRA !

Manasa Anao handefa message privé avy hatrany raha hiofana !

HO ANAO, te hahavoafehy ireo STRATÉGIES  fisintomana ny  fahalianan' ny ekepanao mba hahatonga azy HIHAINO TSARA sy HANA...
15/05/2026

HO ANAO, te hahavoafehy ireo STRATÉGIES fisintomana ny fahalianan' ny ekepanao mba hahatonga azy HIHAINO TSARA sy HANARAKA ary HANATANTERAKA ny zavatra lazainao rehefa mampivory.
Tianao hilamina sy hahafinaritra kokoa ve ny fifandraisana misy ao an-tokatranonao ; eo aminao sy ny olon-tianao ry mpifankatia ; Ny mpiara-mianatra ary indrindra ny mpiara-miasa aminao?
Te ho henoina sy hajaina ary ankatoavina ianao rehefa miteny ?
Te hahafantatra hoe amin'ny fomba ahoana no hahatonga ny olona ho voaentana sy hanatanteraka ny antsonao ?
Te ho matihanina amin'ny fandraisana fanapahan-kevitra ( DÉCISION)?
Te ho matihanina amin'ny fametrahana stratejia (STRATÉGIE) fanatanterahana asa ?
Te ho matihanina amin'ny fanomezana MOTIVATION isaky ny mihaona amin'ny ekipanao?
Te ho capable amin'ny fanaovana ENQUÊTE ?
Te hahavoafehy ireo TECHNIQUE fandaminana ny torimaso, mba ho ara-dalana hatrany na dia misy olana tsy voavaha aza?
Te havoafehy ny fomba hanajan'ny olona anao, na dia zokinao ara-taona na ara-diplôma ny olona tarihinao?
..

=> Hey, tsy talenta no mahatonga anao ho azo itokiana "CRÉDIBLE" manoloana ny hafa ( Mpiara-mianatra na Mpiara-miasa) fa Leadership.

Miankina aminao ny FAHOMBIAZANA tompoko !

Ndao hianatra Leadership
*********************************************
Amin'ny Alahady 24 Mai 2026, manomboka am Ray Ora tolakandro (13H00) ny fotoantsika.

Toerana : Anjoma TOAMASINA.

❌❌❌ TSY MITONDRA CAHIER INTSONY REHEFA MIOFANA FA HOMENA BOKY TARATASY NY MPIOFANA REHETRA !

Manasa Anao handefa message privé avy hatrany raha hiofana !

FOTOANA IZAO, hitondranao fanatsarana ao  misy Anao ry Ray aman-dReny ; Mpianatra ; Mpiasa ; Mpandraharaha namana!=> Tia...
30/04/2026

FOTOANA IZAO, hitondranao fanatsarana ao misy Anao ry Ray aman-dReny ; Mpianatra ; Mpiasa ; Mpandraharaha namana!

=> Tianao hilamina sy hahafinaritra kokoa ve ny fifandraisana misy ao an-tokatranonao ; eo aminao sy ny olon-tianao ry mpifankatia ; Ny mpiara-mianatra ary indrindra ny mpiara-miasa aminao?

=> Te ho henoina sy hajaina ary ankatoavina ianao rehefa miteny ?

=> Te hahafantatra hoe amin'ny fomba ahoana no hahatonga ny olona ho voaentana sy hanatanteraka ny antsonao ?

=> Te ho matihanina amin'ny fandraisana fanapahan-kevitra ( DÉCISION)?

=> Te ho matihanina amin'ny fametrahana stratejia (STRATÉGIE) fanatanterahana asa ?

=> Te ho matihanina amin'ny fanomezana MOTIVATION isaky ny mihaona amin'ny ekipanao?

=> Te ho capable amin'ny fanaovana ENQUÊTE ?

=> Te hahavoafehy ireo TECHNIQUE fandaminana ny torimaso, mba ho ara-dalana hatrany na dia misy olana tsy voavaha aza?

=> Te havoafehy ny fomba hanajan'ny olona anao, na dia zokinao ara-taona na ara-diplôma ny olona tarihinao?

=> (...)

=> Hey, tsy talenta no mahatonga anao ho azo itokiana "CRÉDIBLE" manoloana ny hafa ( Mpiara-mianatra na Mpiara-miasa) fa Leadership.

Miankina aminao ny FAHOMBIAZANA tompoko !

Ndao hianatra Leadership
*********************************************
Amin'ny Alahady 10 Mai 2026, manomboka am Ray Ora tolakandro (13H00) ny fotoantsika.

Toerana : Analakely Antananarivo.

❌❌❌ TSY MITONDRA CAHIER INTSONY REHEFA MIOFANA FA HOMENA BOKY TARATASY NY MPIOFANA REHETRA !

Manasa Anao handefa message privé avy hatrany raha hiofana !

ANTSIRABE: Fotoana izao,hitondranao fanatsarana ao  misy Anao ry Ray aman-dReny ; Mpianatra ; Mpiasa ; Mpandraharaha nam...
14/03/2026

ANTSIRABE: Fotoana izao,hitondranao fanatsarana ao misy Anao ry Ray aman-dReny ; Mpianatra ; Mpiasa ; Mpandraharaha namana!

=> Tianao hilamina sy hahafinaritra kokoa ve ny fifandraisana misy ao an-tokatranonao ; eo aminao sy ny olon-tianao ry mpifankatia ; Ny mpiara-mianatra ary indrindra ny mpiara-miasa aminao?

=> Te ho henoina sy hajaina ary ankatoavina rehefa miteny ?

=> Te hahafantatra hoe amin'ny fomba ahoana no hahatonga ny olona ho voaentana sy hanatanteraka ny antsonao ?

=> Te ho matihanina amin'ny fandraisana fanapahan-kevitra ( DÉCISION)?

=> Te ho matihanina amin'ny fametrahana stratejia (STRATÉGIE) fanatanterahana asa ?

=> (...)

=> Hey, tsy talenta no mahatonga anao ho azo itokiana "CRÉDIBLE" manoloana ny hafa ( Mpiara-mianatra na Mpiara-miasa) fa Leadership.

Miankina aminao ny FAHOMBIAZANA tompoko !

Ndao hianatra Leadership
*********************************************
Amin'ny SABOTSY 21 MARS 2026 izao ny fotoantsika, manomboka am Ray Ora tolakandro (13H00 -17H00),

Toerana : Eto Antsirabe.

❌❌❌ TSY MITONDRA CAHIER INTSONY REHEFA MIOFANA FA HOMENA BOKY TARATASY NY MPIOFANA REHETRA !

Manasa Anao handefa message privé avy hatrany raha hiofana !

FOTOANA IZAO,hitondranao fanatsarana ao  misy Anao ry Ray aman-dReny ; Mpianatra ; Mpiasa ; Mpandraharaha namana!=> Tian...
06/03/2026

FOTOANA IZAO,hitondranao fanatsarana ao misy Anao ry Ray aman-dReny ; Mpianatra ; Mpiasa ; Mpandraharaha namana!

=> Tianao hilamina sy hahafinaritra kokoa ve ny fifandraisana misy ao an-tokatranonao ; eo aminao sy ny olon-tianao ry mpifankatia ; Ny mpiara-mianatra ary indrindra ny mpiara-miasa aminao?

=> Te ho henoina sy hajaina ary ankatoavina rehefa miteny ?

=> Te hahafantatra hoe amin'ny fomba ahoana no hahatonga ny olona ho voaentana sy hanatanteraka ny antsonao ?

=> Te ho matihanina amin'ny fandraisana fanapahan-kevitra ( DÉCISION)?

=> Te ho matihanina amin'ny fametrahana stratejia (STRATÉGIE) fanatanterahana asa ?

=> (...)

=> Hey, tsy talenta no mahatonga anao ho azo itokiana "CRÉDIBLE" manoloana ny hafa ( Mpiara-mianatra na Mpiara-miasa) fa Leadership.

Miankina aminao ny FAHOMBIAZANA tompoko !

Ndao hianatra Leadership
*********************************************
Amin'ny SAMEDI 14 MARS 2026 izao ny fotoantsika, manomboka am Ray Ora tolakandro (13H00 -17H00),

Toerana : Eto DIEGO.

❌❌❌ TSY MITONDRA CAHIER INTSONY REHEFA MIOFANA FA HOMENA BOKY TARATASY NY MPIOFANA REHETRA !

Manasa Anao handefa message privé avy hatrany raha hiofana !

Fotoana izao,hitondranao fanatsarana ao  misy Anao ry Ray aman-dReny ; Mpianatra ; Mpiasa ; Mpandraharaha namana!=> Tian...
13/02/2026

Fotoana izao,hitondranao fanatsarana ao misy Anao ry Ray aman-dReny ; Mpianatra ; Mpiasa ; Mpandraharaha namana!

=> Tianao hilamina sy hahafinaritra kokoa ve ny fifandraisana misy ao an-tokatranonao ; eo aminao sy ny olon-tianao ry mpifankatia ; Ny mpiara-mianatra ary indrindra ny mpiara-miasa aminao?

=> Te ho henoina sy hajaina ary ankatoavina rehefa miteny ?

=> Te hahafantatra hoe amin'ny fomba ahoana no hahatonga ny olona ho voaentana sy hanatanteraka ny antsonao ?

=> Te ho matihanina amin'ny fandraisana fanapahan-kevitra ( DÉCISION)?

=> Te ho matihanina amin'ny fametrahana stratejia (STRATÉGIE) fanatanterahana asa ?

=> (...)

=> Hey, tsy talenta no mahatonga anao ho azo itokiana "CRÉDIBLE" manoloana ny hafa ( Mpiara-mianatra na Mpiara-miasa) fa Leadership.

Miankina aminao ny FAHOMBIAZANA tompoko !

Ndao hianatra Leadership
*********************************************
Amin'ny SABOTSY 21 Février 2026 izao ny fotoantsika, manomboka am Ray Ora tolakandro (13H00 -17H00),

Toerana : Eto Antsirabe.

❌❌❌ TSY MITONDRA CAHIER INTSONY REHEFA MIOFANA FA HOMENA BOKY TARATASY NY MPIOFANA REHETRA !

Manasa Anao handefa message privé avy hatrany raha hiofana !

Address

Ankofafa
Fianarantsoa

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Refy Vaovao posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share