03/10/2024
💵 Freebitcoin
Raha mitady plateforme tena hahazoana vola ianao dia ity ity no anisany tena azo antoka indrindra aloha , ary aminy taona 2154 no mifarana ny fizarana vola ao amin'ity plateforme ity , ka tsy mba Haka ny anjaranao ve ianao na dia mahazo vary 1 gony isambolana aza efa mba hitany izany ah 😋 .
Méga 200 ariary na ROA-JATO isan'andro no lany aminy fanaovana asa isakiny ora IRAY ato aminy site Freebitcoin , kely kokoa ny fandaniana mega nefa hahazona vola .
Tsy mila manao investissement ianao raha miditra aminy , ary tsy ilaina refferal ny fanaovana retrait fa tena azonao ny volanao rehefa fenonao ( tratranao ) ny minimum de retrait , fa ny refferal dia afahanao mahazo commission 50% isakiny Rolling ataony 😉 .
Ny minimum de retrait mila tratrarina ato aminy site Freebitcoin dia 0.00030000 Btc manodidina ny 90.000 ariary eo ny prix amin'izao ....... rehefa tratranao io dia afaka alainao ny vola nao , retrait direct mobil miney any aminy ➡ REVENDEUR, anotanio eto aminy Pejy Dn'S Crypto , raha sahirana aminy retrait fa ampianay ianao .
Ireto avy ny bonus azonao rehefa mampiasa ny plateforme Freebitcoin ianao :
1_ mahazo Bitcoin maimaimpoana , mety hahazoana manomboka aminy 8,22 ariary atraminy 904,470 ariary ao anatiny ora iray ( tena sérieux io ah , raha tsara vintana ) .
2_ mahazo 2 Reward point , mety hahazoana atraminy 300.000 ariary , rehefa manana 100.000 RP , ary isak'erinandro dia misy bonus ×2 na ×3 na ×4 na ×5 , mandritrany 2 andro .
3_ mahazo lotery ticket , mety hahazoana atraminy 9.000.000 ariary na 45.000.000 fmg .
Ho anay eto aminy page manokana dia mahatratra minimum de retrait isakiny 5 andro ato aminy ity plateforme ity ( tsy sanatry mirehareha ) , mila miketrika tsara fotsiny rehefa amin'itony plateforme mizara vola maimaimpoana itony 😍
Lien d'inscription: https://freebitco.in/?r=54289373