05/11/2026
Rehefa maka video boulangerie na restaurant izahay dia mi proposer foana hoe :
" aleo alaina ianao ilay mahandro ilay sakafo, na manamboatra ilay m**o "
💢90 % ny olona tsy mety alaina ny cuisine sy ny fomba fikarakarany azy. Ny antony ? Matahotra izy sao misy maka tahaka ny recette_ny.
Azonay ilay tahotra.
Fa kosa fantaro fa :
✔️ny video mampiseho ny tanana, ny ingrédients, ny vapeur, ilay pâte, ny fihetsika, ny fitsikinao mikarakara ilay izy
✔️ny Video tsy mampiseho ny quantité, ny secret anao, ny temps de cuisson.
Ny zavatra mbola tsy haintsika mpandraharaha dia hoe : na mitovy, recette iray ihany aza no ampiasainao sy ny concurrent anao, tsy iny produit sy ny tsirony iny ihany no mi compte fa ny fahitan’ny client anao matetika amin’ny reseaux.
Ny mampiverina ny clients dia ireto koa :
- ny fandraisana clients
- ny famaliana haingana ny message
- ny tarehinao sy ny equipe anao. Plus ianao hitany foana amib fil d’actualité any, dia plus izy manana fahatokisana anao.
🍕La pizza del Padre izao ohatra tsara iray.
Jereo anie ny vidéo any ao e ?
Dia jereo ny fomba fifandraisany amin’ny mpanaraka ny pejiny.
Aza misalasala manoratra aminay raha te hiara hiasa aminay. 😊
Mirary tontolo andro mahafinaritra ho anareo.
👀 Sary indrana.