Nickamada

Call Directions

Nickamada NICKAMADA
Varotra amin'ny tambajotran-tserasera ireo mahasoa rehetra.
Tel:+261 34 46 991 24
E-mail :[email protected]

❤️ Mila aerosol/nebuliseur ho anao sy ny ankohonanao! ❤️Sahirana amin'ny olana ara-pisefoana? Ireto misy nébuliseur ho a...
04/11/2026

❤️ Mila aerosol/nebuliseur ho anao sy ny ankohonanao! ❤️

Sahirana amin'ny olana ara-pisefoana? Ireto misy nébuliseur ho an'ny olon-dehibe, ankizy ary zazakely.

✅ Modely complet : 170.000 Ar (Garantie 1 an)

✅ Modely faharoa : 130.000 Ar (Garantie 6 mois)

📦 Efa miaraka amin'ny accessoires ilaina.
🏠 Mety ampiasaina ao an-trano.

📞 Commande sy réservation :
Nickamada – 034 46 99 124

💙 Nickamada, kalitao voatahy sy fahafaham-po ho anao hatrany!

🔥🚿 CHAUFFE-EAU À GAZ TRUST 🔥 💦 Rano mafana ao anatin'ny segondra vitsy!✅ Mora ampiasaina ✅ Mitsitsy gaz ✅ Kalitao azo it...
12/10/2026

🔥🚿 CHAUFFE-EAU À GAZ TRUST 🔥 💦 Rano mafana ao anatin'ny segondra vitsy!

✅ Mora ampiasaina ✅ Mitsitsy gaz ✅ Kalitao azo itokisana

💰 Vidiny: 500.000 Ar ihany! 🚚 Misy livraison!

📲 Manaova commande dieny izao! ☎️ 034 46 991 24

❤️ TRUST – Rano mafana, fiainana mora! 🔥

🎒📚 RENTRÉE SANS STRESS ! 💦😄Tapaka matetika ny pompe? 😩Reraka misintona rano sy miandry ela? 😅👉 POMPE À EAU NICKAMADA 12V...
06/09/2026

🎒📚 RENTRÉE SANS STRESS ! 💦😄

Tapaka matetika ny pompe? 😩
Reraka misintona rano sy miandry ela? 😅

👉 POMPE À EAU NICKAMADA 12V / SOLAIRE / 220V ⚡☀️💦
💪 Puissante • Économique • Pratique

💧 Débit hatramin’ny 8 L/min 💪 Pression hatramin’ny 11 bar / 160 PSI ⬆️ Refoulement hatramin’ny 100 m🌱 Mety amin’ny trano, fanondrahana ary lavage auto

🏠 Maison | 🌱 Irrigation | 🚗 Lavage auto

PRIX: 140.000AR.

📞 034 46 991 24
💦 NICKAMADA — Ataovy mora ny raharaha rano! 🔥

🔥🔥 DISPONIBLE INDRAY ATO AMIN'NY NICKAMADA! 🔥🔥💦 POMPE À EAU 12V SOLAIRE SY 🚿 CHAUFFE-EAU À GAZ 💧 POMPE À EAU 12V – 140.0...
31/08/2026

🔥🔥 DISPONIBLE INDRAY ATO AMIN'NY NICKAMADA! 🔥🔥

💦 POMPE À EAU 12V SOLAIRE SY 🚿 CHAUFFE-EAU À GAZ

💧 POMPE À EAU 12V – 140.000 Ar
💪 Kely ny pompe, fa DADANY kosa ny heriny!
✅ Mahavita mampiakatra rano hatramin’ny 100 mètres
⚡ Mandeha amin’ny 12V, batterie na panneau solaire
🌱 Mety amin’ny fanondrahana, famenoana dobo/vovo, lavage auto sy maro hafa
💦 Débit : hatramin’ny 8 L/min
👉 Andrana: https://www.facebook.com/reel/2630850767432389/?app=fbl

🔥 CHAUFFE-EAU À GAZ – 500.000 Ar
🚿 Rano mafana instantané, ao anatin’ny segondra vitsy!
✅ Mitsitsy entona
✅ Mora ampiasaina
✅ Sécurité renforcée
✅ Kalitao azo antoka
🛡️ Garantie 3 volana
👉 Fampiasana :https://www.facebook.com/reel/1968341897433445/?app=fbl

🚚 Livraison disponible partout à Madagascar 🇲🇬

📲 Commande & renseignements :
☎️ 034 46 991 24
🔥 Aza miandry ela! Disponible indray ny stock ato amin'ny NICKAMADA.
👉 Commande-o dieny izao ary e! 💦🔥

24/08/2026

🔥 JEREO NY HERIN’ITY POMPE À EAU 12V ITY ! 💦

🎥 Andao hojerentsika mivantana ny essai Video avy aminareo mpanjifa !

💧 Mahavita mampiakatra rano hatramin’ny 100 mètres
⚡ Mandeha amin’ny 12V, batterie na panneau solaire
🌱 Mety amin’ny fanondrahana, famenoana dobo, vovo, fanasana fiara sy maro hafa !

💪 Débit : hatramin’ny 8 L/min
💰 140.000 Ar ihany !

🚚 Livraison disponible partout à Madagascar 🇲🇬

📞 034 46 991 24

🔥 Kely ny pompe, fa DADANY kosa ny heriny ! 💦

🚨 ARRIVAGE PUMA VAOVAO 🚨Aza tara fa tonga ny PUMA kalitao tsara ✨📌 Couleur disponible :🤎 Beige : 38 • 39 • 41🖤 Noir : 36...
06/08/2026

🚨 ARRIVAGE PUMA VAOVAO 🚨
Aza tara fa tonga ny PUMA kalitao tsara ✨
📌 Couleur disponible :
🤎 Beige : 38 • 39 • 41
🖤 Noir : 36 • 37 • 38 • 39 • 40 • 41
🤍 Blanc : 36 • 38 • 39 • 40 • 41
🖤🤍 Noir & Blanc : 36 • 37 • 38 • 39 • 40 • 41
✔️ Matière : Cuir
✔️ Mi chausse normal
✔️ Sous carton
💰 Prix: 60.000 Ar
📦 Stock voafetra, koa aza tara manao commande!

💦 RERAKA MISINTONA RANO? Ity no vahaolana! 💦Mitady pompe matanjaka, mitsitsy herinaratra ary azo entina na aiza na aiza ...
05/08/2026

💦 RERAKA MISINTONA RANO? Ity no vahaolana! 💦

Mitady pompe matanjaka, mitsitsy herinaratra ary azo entina na aiza na aiza ve ianao?

✅ Mandeha amin'ny batterie 12V (9-14V)
✅ Mandeha amin'ny 220V (ampiana adaptateur 12V)
✅ Mifanaraka amin'ny plaque solaire +25W
✅ Débit : 480L/ora
✅ Pression : 11 Bar
✅ Refoulement : hatramin'ny 100m
✅ Aspiration : 25cm – 1m
✅ Thermostat intégré ka tsy mora mi-chauffe
✅ Azo ampiasaina amin'ny:
• Fanondrahana 🌱
• Fampiakarana rano avy amin'ny vovo 💧
• Fanasana fiara 🚗
• Chauffe-eau ♨️

💰 Vidiny manokana: 140.000 Ar
📞 Contact:0344699124

Vidéo andrana:
https://www.facebook.com/reel/1453146036160143/?app=fbl
https://www.facebook.com/reel/1188985332950353/?app=fbl

⚡ Tsara Kalitao hatrany no atolotray. Aza tara fa voafetra ny tahiry!

CHAUFFE EAU A GAZ  MORA SADY MITSITSY.Tsy mila miandry intsony! Amin'ny Chauffe-eau à gaz TRUST, dia mahazo rano mafana ...
13/07/2026

CHAUFFE EAU A GAZ MORA SADY MITSITSY.

Tsy mila miandry intsony! Amin'ny Chauffe-eau à gaz TRUST, dia mahazo rano mafana avy hatrany ianao, na maraina na hariva.

✅ Rano mafana ao anatin'ny segondra vitsy ✅ Mitsitsy entona ✅ Mora ampiasaina ✅ Kalitao azo antoka ✅ Garantie 3 volana

💰 Vidiny manokana: 500.000 Ar

🚚 Misy livraison – Alefa any amin'ny toerana misy anao.

📲 Manaova commande dieny izao! ☎️ 034 46 991 24

Arahabaina ry Malagasy namana tratry ny Asaramanitra🇲🇬
26/06/2026

Arahabaina ry Malagasy namana tratry ny Asaramanitra🇲🇬

🔥 TSY MILA MANDRO AMIN'NY RANO MANGATSIAKA INTSONY! 🔥🚿 CHAUFFE-EAU À GAZ PORTABLE✅ Rano mafana avy hatrany✅ Miasa na tsy...
23/06/2026

🔥 TSY MILA MANDRO AMIN'NY RANO MANGATSIAKA INTSONY! 🔥

🚿 CHAUFFE-EAU À GAZ PORTABLE

✅ Rano mafana avy hatrany
✅ Miasa na tsy misy JIRAMA aza
✅ Misintona rano avy ao anaty siny
✅ Mitsitsy Gaz
✅ Tsy mibahan-toerana, mora afindra

🏠 Mety ao an- trano
🏕️ Toerana lavitra herinaratra
🚧 Toeram-panorenana
🚐 Dia sy fitsangatsanganana

💰 500.000 Ar monja

🚚 Manao livraison

📞 Afaka miantso: 034 46 991 24

🔥 RANO MAFANA AVY HATRANY, NA AIZA NA AIZA MISY ANAO🔥

Address

Analakely
Antananarivo

Telephone

+261344699124

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Nickamada posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Nearby businesses